ranomena
1. sitlo
(
08/08/2009 12:53)
Misy afaka manoro ny fomba fanamboarana ranomena ve? Na goutte kely vitsivitsy fotsiny aza no azo faa ohatra ny manina ranomena aho.
novalian'i ikaretsaka ny 18/08/2009 19:33
3. fahamarinana
(
08/08/2009 13:03)
:arrow: marindra :rehefa marary an-doha ,fahiny,dia asiana ranomena kely (ho an'izay mahazaka) dia misinda avy hatrany raha tsy torana aza !
sitlo :ilay amboarina tokoa mety ho tsara saingy raha aty ve no handoro taolana tsy ho raharaha be ilay fofona?..Ny manafatra manko izao koa manahirana fa "toa" efa mifangaro hono ny sasany ,hono io fa za tsa mahay ! (l)

4. ni81
(
08/08/2009 13:19)
Misy afaka manoro ny fomba fanamboarana ranomena ve? Na goutte kely vitsivitsy fotsiny aza no azo faa ohatra ny manina ranomena aho.Maka taolana (omby no fanaon'ny olona fa toa tsy mety ny taolan'akoho) dia dorana atao may be dia lemana avy eo :-P vazivaziko io fa tsy haiko ny tena fanamboarana azy an
Na goutte kely vitsivitsy fotsiny aza no azo faa ohatra ny manina ranomena aho.:-D :-D hafa koa izany manina ranomena...
5. Mirananirina
(
08/08/2009 16:18)
hay ve,neveriko ranomena atsofoka aminy sitlo izany e,hihihi(encre)io an.
6. ni81
(
08/08/2009 17:13)
hay ve,neveriko ranomena atsofoka aminy sitlo izany e,hihihi(encre)io an.:-D :-D :-D
7. ikaretsaka
(
08/08/2009 17:47)
Danz be ra sitl fa maimboson be fa taolana be tsoka (le fifika ireny) no dorana fa aza manao fa fofona tsy fofona io an. Eritreretin la fa raha tany antanifotsy gara no misy manao dia any antanifotsy tanana mbola misy maheno hoe tena misy manamboatra ranomena izany le...
Fa le mpivarotra zavatra gasy any frantsa ireny hono misy mivarotra ko..fa nena rehefa ao tsara le fofony na pur na mitampoka de efa aminazy
Fa le mpivarotra zavatra gasy any frantsa ireny hono misy mivarotra ko..fa nena rehefa ao tsara le fofony na pur na mitampoka de efa aminazy
8. niryna
(
08/08/2009 18:26)
sitlo:
Misy afaka manoro ny fomba fanamboarana ranomena ve? Na goutte kely vitsivitsy fotsiny aza no azo faa ohatra ny manina ranomena aho.
tonga aty amiko sahady ny fofona ranomena ry sitlo
:D
9. fahamarinana
(
09/08/2009 09:23)
:arrow: fa resaka resaka fa tsy voako ilay fofona ranomena an !
mirana : :-D :-D ! izy dia sampona foana ! (l)
mirana : :-D :-D ! izy dia sampona foana ! (l)
10. ni81
(
09/08/2009 09:32)
fa resaka resaka fa tsy voako ilay fofona ranomena an !i mirana aloha kômika e! zany moa o! :lol: :lol:
mirana : ! izy dia sampona foana !
Fa zà raha marary an-doha tany dago dia mioroka ranomena kely fotsiny fa tonga dia misava, fa be dia be no olona tsy mahazaka an'izy io. Misy koa ilay fanafody atao hoe "lafatra" moa sa "hafatra" (any dago) tsy tadidiko fa mampisinda aretin'andoha koa izy zay.
11. Mirananirina
(
09/08/2009 12:37)
Voalaza teo :
fa resaka resaka fa tsy voako ilay fofona ranomena an !
mirana : ! izy dia sampona foana !
i mirana aloha kômika e! zany moa o!
Fa zà raha marary an-doha tany dago dia mioroka ranomena kely fotsiny fa tonga dia misava, fa be dia be no olona tsy mahazaka an'izy io. Misy koa ilay fanafody atao hoe "lafatra" moa sa "hafatra" (any dago) tsy tadidiko fa mampisinda aretin'andoha koa izy zay.
hihihi,tsy maintsy mba mihomehy kely kosa aloha e.kômika marina an hihihi
Ka isika gasy koa mahita sampona mihitsy e,rano mena :)
mamadika ohatra :) sy ireo fomba gasy isankarazany.Misy tena tsara kosa aloha an,sao hisy hivovo be eto indray aho, :) :) :)
12. ari.malala
(
10/08/2009 06:36)
ni81:
fa resaka resaka fa tsy voako ilay fofona ranomena an !i mirana aloha kômika e! zany moa o! :lol: :lol:
mirana : ! izy dia sampona foana !
Fa zà raha marary an-doha tany dago dia mioroka ranomena kely fotsiny fa tonga dia misava, fa be dia be no olona tsy mahazaka an'izy io. Misy koa ilay fanafody atao hoe "lafatra" moa sa "hafatra" (any dago) tsy tadidiko fa mampisinda aretin'andoha koa izy zay.
:? mifona iany ah am le ranomena kle :? ndremande zay, nande taxiB d namoaka ranomena le ranga teo akaikiko fa otran jenjin sery nga sa manin, fa naika nandoa ah :? ts zakako mints! d am le zà misy sinusite d nahazo fanafody, hafatra no izy akia ry ni a! Ratsimamanga no manao an'io, fa vao nisokatra lay tavoangy kely iny fa tonga d jenjina ah! ts zakako kah!
14. ari.malala
(
10/08/2009 11:01)
ehe! ry ika itony koa masika vel! ko ts zakako aza ko in! nga voatery hitovy ny vatan'olombelona ko hoe refa zakanao de ts maintsy zakako? :-P
16. ari.malala
(
10/08/2009 12:57)
ts voatery re ry ika a! aza forcenao fa refa ts zakako d ts zakako
17. bobone
(
11/08/2009 14:15)
ni81 : tena misy io hafatra io tokoa aty ! fa izaho tsy nahalala ny fomba fampiasa azy fa zatra hoe tsohana ilay hafatra fa loza ny nahazo ahy fa nataoko akaiky kely teo @ vavan'ilay tavoahangy kely ny oroko dia notsohako saika sempotra aho no asika torana ! kay tsy hatohoka be fa somary lavidavitra kely!
fa ny ranomena indray dia nisy ankizy zahy nihetsika be ny sunizitany dia natetehany tany anaty orona avy hatrany io ranomena io ! dia nivadibadika teo fa avy eo izy tsy naninona fa latsaka aloha ny ranomaso ny ranondelo ihihihi zaho tsy naha teny fa nivandravandra ny masoko ! noheveriko fa hotorana

18. ni81
(
11/08/2009 14:36)
ni81 : tena misy io hafatra io tokoa aty ! fa izaho tsy nahalala ny fomba fampiasa azy fa zatra hoe tsohana ilay hafatra fa loza ny nahazo ahy fa nataoko akaiky kely teo @ vavan'ilay tavoahangy kely ny oroko dia notsohako saika sempotra aho no asika torana ! kay tsy hatohoka be fa somary lavidavitra kely!ka nomen'ny namana an'io hafatra io aho dia mba nampiasa tany dago.
fa ny ranomena indray dia nisy ankizy zahy nihetsika be ny sunizitany dia natetehany tany anaty orona avy hatrany io ranomena io ! dia nivadibadika teo fa avy eo izy tsy naninona fa latsaka aloha ny ranomaso ny ranondelo ihihihi zaho tsy naha teny fa nivandravandra ny masoko ! noheveriko fa hotorana
Iny @ route digue andrefan'anosipatrana iny no tena mbola feno mpanao azy io, fa tena be no tsy mahazaka ka!