ranomena

21. ikaretsaka ( 12/08/2009 18:09)
ny ahy aloha tsy haiko fa ny anay tany atsimon'i Bira iny de misy manao ranomena foana de midofaka be ny fofony de mety izay angamba no nahazatra
22. ari.malala ( 13/08/2009 06:09)
Zay zany! enao no zatra fa ny oul rehetra ts ary voatery hahazaka an'io!
23. JOSIAH ( 14/08/2009 12:51)
Tsy haiko aloha fa misy ranga mpanao ranomena zay fantatro a fa tolanalika hn ny fanaovana anireny fa za hiraraha na taolaninona na inona fa za ary efa nisotro ranomena miaraka aminy siramamy fa ratsy fa tonga de afaka ny koaka hoa :cry:
24. sitlo ( 18/08/2009 19:05)
Dain! Maharikoriko be izany taolan'alika izany. Mino aho fa diso io satria ny gasy fady alika raha ny fahalalako azy.
25. ikaretsaka ( 18/08/2009 19:33)
rehefa carcasse na taolana letsy ra sitl mety daholo an...
jeren ialahy ireny katrams ary @ P Pedro ireny le mitsimpona taolana hanaovana ranomena hono...
de ialahy ve mino fa taolan'ombt sy kisoa aby ireny? mety possible misy taolan'olona aza ireny fa iza no mahalala...
fa le maha ranomena azy eritreretina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5806