Izay tia kosa angamba no adafa fa tsy misy ody fitia izany

1. niryna ( 01/09/2009 16:27)
Toa fiteny foana ny hoe azon'ody aty amintsika ,na hoe voan'ny ody fitia ilay olona ,tena misy tokoa ve izany ody fitia izany ?
Angamba kosa hoy aho izay tia adala fa tsy misy izany amiko.Tsy mbola naheno aho taty hoe voan'ny ody fitia ilay olona ka izany no mahatonga ahy iteny hoe angamba kosa tsy misy iza ody fitia izany
sa ahoana ?
novalian'i niryna ny 19/10/2009 04:20
2. Papoose ( 01/09/2009 16:41)
rehefa mandeha any @ faritany reny dia betsaka io!
3. ikaretsaka ( 01/09/2009 18:33)
rehefa mbola tsy voany de aza voany e..
dommage hoa i niryna tsy mba mpandehandeha tany 2 faritany fony fahatanorana
4. simplex ( 01/09/2009 19:35)
Ntaolo:

andramo ny torana fa mbola tsy hita ny maty
5. cutie ( 01/09/2009 20:23)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 01-09-2009 18:27:11
Lohateny : Izay tia kosa angamba no adafa fa tsy misy ody fitia izany
Toa fiteny foana ny hoe azon'ody aty amintsika ,na hoe voan'ny ody fitia ilay olona ,tena misy tokoa ve izany ody fitia izany ?
Angamba kosa hoy aho izay tia adala fa tsy misy izany amiko.Tsy mbola naheno aho taty hoe voan'ny ody fitia ilay olona ka izany no mahatonga ahy iteny hoe angamba kosa tsy misy iza ody fitia izany
sa ahoana ?

misy io ka
6. ikaretsaka ( 01/09/2009 21:57)
le be vava irey tsy mbola tratrany fa rehefa tratrany minainaina tsara
7. soanja ( 02/09/2009 00:19)
niryna:

Toa fiteny foana ny hoe azon'ody aty amintsika ,na hoe voan'ny ody fitia ilay olona ,tena misy tokoa ve izany ody fitia izany ?
Angamba kosa hoy aho izay tia adala fa tsy misy izany amiko.Tsy mbola naheno aho taty hoe voan'ny ody fitia ilay olona ka izany no mahatonga ahy iteny hoe angamba kosa tsy misy iza ody fitia izany
sa ahoana ?


Izay mino ny ody ihany no andairany ka. Toy ny finoana ny devoly ihany io. Izay mino fa misy izy dia matahotra azy sy mety hidirana sns....

Misy zavatra tsy taka-tsika olombelona samy olombelona eto an-tany na dia efa manao ezaka aza ny siansa.


8. tess ( 02/09/2009 05:21)
Izay mino ny ody ihany no andairany ka. Toy ny finoana ny devoly ihany io. Izay mino fa misy izy dia matahotra azy sy mety hidirana sns....
9. ari.malala ( 02/09/2009 06:19)
tsy haiko ny fisiany na tsia fa tsy hanandrakandran-doza ftsn ah
10. ravonjison ( 02/09/2009 06:45)
niryna:

Toa fiteny foana ny hoe azon'ody aty amintsika ,na hoe voan'ny ody fitia ilay olona ,tena misy tokoa ve izany ody fitia izany ?
Angamba kosa hoy aho izay tia adala fa tsy misy izany amiko.Tsy mbola naheno aho taty hoe voan'ny ody fitia ilay olona ka izany no mahatonga ahy iteny hoe angamba kosa tsy misy iza ody fitia izany
sa ahoana ?




Efa voalazako tatsy ambadika tatsy fa ny fanafody fitia ( ilay ody fitia araka ny fahazoantsika azy: matiere chimique, molecule iray , rehefa omena olona dia iray dia lasa tia olona iray iny olona iny ) dia tsy misy.
Ny fandementsaina sy ny fanapoizinana ary ny effet psycologique no misy.
Ny ankoatr' izay dia resaka daholo, izay azoazon' ny mpanao fanafody satria variana @ resaka manodidina izany ny olona ka tsy afaka mieritreritra sy misaina racionnellement.

Voalazan' i Simplex : Tsy nahita ny torana ka manadrana ny maty "

Tsy azoko ny tianao lazaina eto, mba azavao hoe ?
11. Mirananirina ( 02/09/2009 13:16)
izaho koa aloha manao hoe tsy misy ody fitia,fa grave anie rehefa amoureux(se) izay e.24h/24h any foana ny saina,dia iny ilay ataon'olona hoe voany ody eh!Amiko ny mpamosavy manome fanafody gasy no misy..zavatra hohanina io .Dia maka volan'olona fotsiny.Fa raha tena mahay manao ody fitia ve izy ireo tsy alainy ireny olona manambola be ireny ho vadiny.. :? :? :?
12. Papoose ( 02/09/2009 14:05)
izy io tompoko dia ny aza voany fotsiny!!!
13. ikaretsaka ( 02/09/2009 14:12)
Izay ihany...
Aza voany de rehefa tsy mbola voany de aleo mangina
14. Papoose ( 02/09/2009 14:13)
za zao hangina mintsy :-P
15. niryna ( 03/09/2009 04:12)
Papoose:

rehefa mandeha any @ faritany reny dia betsaka io!


dia inona no nitranga efa itan'i papoo ?
16. niryna ( 03/09/2009 04:13)
ikaretsaka:

rehefa mbola tsy voany de aza voany e..
dommage hoa i niryna tsy mba mpandehandeha tany 2 faritany fony fahatanorana


dia lasa tany aho dia tsy niverina intsony dia tsy nahita an'ika tato amin'ny sera
:wink:
17. niryna ( 03/09/2009 04:14)
simplex:

Ntaolo:

andramo ny torana fa mbola tsy hita ny maty



izay ve no valiny? tsy azoko ny tianao tenenina ,aza mahavoa ny goavy manta?
18. niryna ( 03/09/2009 04:16)

Mpandefa : niryna [ Valio ] 01-09-2009 18:27:11
Lohateny : Izay tia kosa angamba no adafa fa tsy misy ody fitia izany
Toa fiteny foana ny hoe azon'ody aty amintsika ,na hoe voan'ny ody fitia ilay olona ,tena misy tokoa ve izany ody fitia izany ?
Angamba kosa hoy aho izay tia adala fa tsy misy izany amiko.Tsy mbola naheno aho taty hoe voan'ny ody fitia ilay olona ka izany no mahatonga ahy iteny hoe angamba kosa tsy misy iza ody fitia izany
sa ahoana ?
cutie:

misy io ka
cutie a,fiteny ny olona any amintsika woa ilay izy fa aty mbola tsy naheno an'izany aho ? mifanohitra aza no efa henoko ,lazaina fa voan'ny ody fitia izao io tanora io raha any amintsika ..ohatra hoe mifankatia be izy roa dia tsy mifankafoy fa mifanjevo eny foana ,hi,hi


19. ravonjison ( 03/09/2009 08:03)
Nisy fotoana izay aho nipetraka tany Ambatondrazaka. Iny faritra iny dia malaza tokoa @ resaka fanafody, indrindra moa ny ody fitia.
Fa tsy mbola nahita porofo mazava aho hoe: itý olona itý nasian' i Anona ody fitia dia lasa tia azy.
Resaka, fisekosekona ( ny olona eo antoerana dia misekoseko fa mahay zavatra hono ry zareo) sy fampitahorana no misy. Ny sasany moa dia aretina ara-psikolijika izay tsy voara-maso satria tsy nisy ny dokotera specialista.
20. ravonjison ( 03/09/2009 08:05)
Dia mety hisy hilaza indray izao hoe tsy sensilble aho ka tsy voatery mahita .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1158