Izay tia kosa angamba no adafa fa tsy misy ody fitia izany

21. cutie ( 03/09/2009 12:28)
. Mpandefa : niryna [ Valio ] 03-09-2009 06:16:59
Lohateny : Re : Izay tia kosa angamba no adafa fa tsy misy ody fitia izany


Voalaza teo :
Mpandefa : niryna [ Valio ] 01-09-2009 18:27:11
Lohateny : Izay tia kosa angamba no adafa fa tsy misy ody fitia izany
Toa fiteny foana ny hoe azon'ody aty amintsika ,na hoe voan'ny ody fitia ilay olona ,tena misy tokoa ve izany ody fitia izany ?
Angamba kosa hoy aho izay tia adala fa tsy misy izany amiko.Tsy mbola naheno aho taty hoe voan'ny ody fitia ilay olona ka izany no mahatonga ahy iteny hoe angamba kosa tsy misy iza ody fitia izany
sa ahoana ?
Hoy i cutie:

misy io ka

cutie a,fiteny ny olona any amintsika woa ilay izy fa aty mbola tsy naheno an'izany aho ? mifanohitra aza no efa henoko ,lazaina fa voan'ny ody fitia izao io tanora io raha any amintsika ..ohatra hoe mifankatia be izy roa dia tsy mifankafoy fa mifanjevo eny foana ,hi,hi

hay ve ny aty amintsika no resahin-jy e , mbola tsy nahita alou za, fa ny henoko de refa le mndeha bar reny de misy manampy zavatra hafa ao anaty le toaka ohatra de avy eo raikitra @ zay :-D :-D , ody fitia ve zany?? tsy haiko alou e .
Ny any dago ndray tena misy io ka :)
22. Papoose ( 03/09/2009 12:59)
niryna:

Papoose:

rehefa mandeha any @ faritany reny dia betsaka io!


dia inona no nitranga efa itan'i papoo ?




hitan'i nyrina, le cousine-ko ny fandrinany vy dia mitohy miakatra ny tongony dia niraikitra tao ny fivaviany dia tsy hita zay nanaovana azy fa rehefa nojerena dia teo @ le tongompandriana teo no nahitana an le grigri mifono lamba!!!
23. ikaretsaka ( 03/09/2009 21:48)
ari.malala:

tsy haiko ny fisiany na tsia fa tsy hanandrakandran-doza ftsn ah


izay ihany...play safe
24. ravonjison ( 04/09/2009 08:07)
Papoose:

niryna:

Papoose:

rehefa mandeha any @ faritany reny dia betsaka io!


dia inona no nitranga efa itan'i papoo ?




hitan'i nyrina, le cousine-ko ny fandrinany vy dia mitohy miakatra ny tongony dia niraikitra tao ny fivaviany dia tsy hita zay nanaovana azy fa rehefa nojerena dia teo @ le tongompandriana teo no nahitana an le grigri mifono lamba!!!



Izany ve no atao hoe ody fitia ry Papoose ?
25. ravonjison ( 04/09/2009 08:20)
Ny gasy sasany hoa dia mbola azo adaladalaina foana.
Ny fanapoizinana ( intoxication ) sy ny fandementsaina no misy. Fa raha misy mieritreritra fa mahay milalao hery miafina, mahay zavatra hafa ny gasy , dia diso tanteraka. Fitaka daholo izany rehetra izany.
Raha misy mahalala olona iray voan' ny ody fitia , dia teneo amiko , toroy amiko , fa azo demontrer tanteraka fa tsy voan' ny ody fitia izany ilay olona fa zavatra hafa no mahazo azy na tsy misy n¨' inon' inona izy.
26. milamm ( 04/09/2009 15:25)
ato ko misy oul map :-D ka ilay ody fitia ngamba de be karazany fa tsy oe zv mifono lamba sns fotsiny e,mety ho hypnosis,mety ho telepathy,asa mety ho pheromon koa zany oe ilay fofona mahasarika ny biby rehetra @ zay tsy mitovy fitaovam-pananahana aminy(oh. zao ny volonkelika dia ahitana bebe koko izy io @ vatan'olombelona na de mamofona aza)fa ao le tia tsotra izao de manao zv tsy mifanaraka @ sainy,fomba fihevitro ihany izany fa betsaka ny antony tsy ilay heveriny olona ataony dadarabe ihany akory
27. Papoose ( 04/09/2009 17:16)
tsy le hoe mifono lamba no ody fitia ka!!!

fa le vadin'le couz-ko no azon'ny ody fitia dia lasa mamandrika an'ilay couz!!!(dia io nolazaiko teo ambony io ny vokany)
28. milamm ( 07/09/2009 12:55)
hafa indray zany :?)
29. niryna ( 11/09/2009 03:34)

niryna:

Toa fiteny foana ny hoe azon'ody aty amintsika ,na hoe voan'ny ody fitia ilay olona ,tena misy tokoa ve izany ody fitia izany ?
Angamba kosa hoy aho izay tia adala fa tsy misy izany amiko.Tsy mbola naheno aho taty hoe voan'ny ody fitia ilay olona ka izany no mahatonga ahy iteny hoe angamba kosa tsy misy iza ody fitia izany
sa ahoana ?
soanja:


Izay mino ny ody ihany no andairany ka. Toy ny finoana ny devoly ihany io. Izay mino fa misy izy dia matahotra azy sy mety hidirana sns....

Misy zavatra tsy taka-tsika olombelona samy olombelona eto an-tany na dia efa manao ezaka aza ny siansa.





misaotra anao ,raha resaka devoly indray dia kristy aza nanambara izany k'nou
Nozahan'i satana fanahy izy, raha zanak'Atra marina hianao ...
ovay mofo ity vato ity,omeko anao izao rehetra izao raha miankohoka amiko hianao .Tsy takatry ny sain'olombelona tokoa ilay izy raha tsy mino Azy ny olona
30. niryna ( 11/09/2009 03:39)
ravonjison:

niryna:

Toa fiteny foana ny hoe azon'ody aty amintsika ,na hoe voan'ny ody fitia ilay olona ,tena misy tokoa ve izany ody fitia izany ?
Angamba kosa hoy aho izay tia adala fa tsy misy izany amiko.Tsy mbola naheno aho taty hoe voan'ny ody fitia ilay olona ka izany no mahatonga ahy iteny hoe angamba kosa tsy misy iza ody fitia izany
sa ahoana ?




Efa voalazako tatsy ambadika tatsy fa ny fanafody fitia ( ilay ody fitia araka ny fahazoantsika azy: matiere chimique, molecule iray , rehefa omena olona dia iray dia lasa tia olona iray iny olona iny ) dia tsy misy.
Ny fandementsaina sy ny fanapoizinana ary ny effet psycologique no misy.
Ny ankoatr' izay dia resaka daholo, izay azoazon' ny mpanao fanafody satria variana @ resaka manodidina izany ny olona ka tsy afaka mieritreritra sy misaina racionnellement.

Voalazan' i Simplex : Tsy nahita ny torana ka manadrana ny maty "

Tsy azoko ny tianao lazaina eto, mba azavao hoe ?


MIno ny herin'ny ratsy aho aloha e,fa ilay olona lazaina hoe voan'ny ody no resahiko rehefa mifankatia ny olona ka.
Misy ny mpamosavy,misy ny mivoaka alina satria tsy mahazaka ilay fanafody ka fa ilay hoe rehefa variana ny ankizy roa amin'ny fitiavana dia lazain'ny olona any amintsika ohatran'ny olona voan'ny ody fitia .Izay no tiako tenenina.Misy ny herin'Atra ary misy koa ny herin'i satana ,tsy azo idiantsy hita io satria feno mandrakotra ny rivotra iainantsika ny herin'ilay maizina ary rehefa tsy mino azy dia tsy kitikitiany fa rehefa mahalala fa misy izy ,tsy miankohoka aminy dia eo no hiezahany ny hianjeran'ny zanak'Atra .
31. niryna ( 11/09/2009 03:40)
Papoose:

izy io tompoko dia ny aza voany fotsiny!!!


eny ary re tompoko o
:D
32. niryna ( 11/09/2009 03:44)
ravonjison:

Efa voalazako tatsy ambadika tatsy fa ny fanafody fitia ( ilay ody fitia araka ny fahazoantsika azy: matiere chimique, molecule iray , rehefa omena olona dia iray dia lasa tia olona iray iny olona iny ) dia tsy misy.
Ny fandementsaina sy ny fanapoizinana ary ny effet psycologique no misy.
Ny ankoatr' izay dia resaka daholo, izay azoazon' ny mpanao fanafody satria variana @ resaka manodidina izany ny olona ka tsy afaka mieritreritra sy misaina racionnellement.
fa angaha ravo mbola tsy nandeha tamin'ireny fivavahana manala demony ireny? 67 ha izao dia misy toby ary mbola maro koa no ahitana izany fa io no efa nandehanako
[quote
Voalazan' i Simplex : Tsy nahita ny torana ka manadrana ny maty "

Tsy azoko ny tianao lazaina eto, mba azavao hoe ?
[/quote]
Toa mifanohitra izany ilay izy ry simplex a> tsy itany ny maty ka andramany ny torana .Ahitsiho raha tsy izay. :D

33. niryna ( 11/09/2009 03:45)
ikaretsaka:

le be vava irey tsy mbola tratrany fa rehefa tratrany minainaina tsara

mba tantarao hoe ika fa efa nahita izany toi !

34. niryna ( 11/09/2009 03:47)
ari.malala:

tsy haiko ny fisiany na tsia fa tsy hanandrakandran-doza ftsn ah

toy ny herin'ny ratsy rehetra izy io ari fa any anindrana hono izany no tena betsaka zavatra tsy fantatra. Miampy ilay fombafomba maro ihany koa izay toa samy misy avy hatraiza .
asa aloha

:D
35. niryna ( 11/09/2009 03:49)
Mirananirina:

izaho koa aloha manao hoe tsy misy ody fitia,fa grave anie rehefa amoureux(se) izay e.24h/24h any foana ny saina,dia iny ilay ataon'olona hoe voany ody eh!Amiko ny mpamosavy manome fanafody gasy no misy..zavatra hohanina io .Dia maka volan'olona fotsiny.Fa raha tena mahay manao ody fitia ve izy ireo tsy alainy ireny olona manambola be ireny ho vadiny.. :? :? :?



=)) =)) tsy ratsy indray ilay fanoharan'i mirana
Toy ny olona mamaky tanana ihany io angamba ,tokony ireny no mpanan-karena voalohany indrindra kanefa mbola mitsimpozipozy foana no misambotra mpandalo mihitsy aza ,ooops
36. niryna ( 11/09/2009 03:51)
ikaretsaka:

Izay ihany...
Aza voany de rehefa tsy mbola voany de aleo mangina



:D koa mba te iresaka sy mba liana izany izahay fa tsy mahalala kou

misy ve ny ody fitia mandeha amin'ny internet ? =)) =)) magie-magie =))
37. niryna ( 11/09/2009 03:52)
Mirananirina:

izaho koa aloha manao hoe tsy misy ody fitia,fa grave anie rehefa amoureux(se) izay e.24h/24h any foana ny saina,dia iny ilay ataon'olona hoe voany ody eh!
izay ilay tiako tenenina ary any amintsika ihany ilay izy fa tsy mbola naheno izany aho aty aminay ,hil,hi


38. niryna ( 11/09/2009 03:53)
Papoose:

za zao hangina mintsy :-P



:D
39. niryna ( 11/09/2009 03:56)
ravonjison:

Nisy fotoana izay aho nipetraka tany Ambatondrazaka. Iny faritra iny dia malaza tokoa @ resaka fanafody, indrindra moa ny ody fitia.
Fa tsy mbola nahita porofo mazava aho hoe: itý olona itý nasian' i Anona ody fitia dia lasa tia azy.
Resaka, fisekosekona ( ny olona eo antoerana dia misekoseko fa mahay zavatra hono ry zareo) sy fampitahorana no misy. Ny sasany moa dia aretina ara-psikolijika izay tsy voara-maso satria tsy nisy ny dokotera specialista.

any tokoa no malaza ary misy olona lazainy fa tsy mihinana henan-kisoa sy tongolo gasy hono ry zareo ary efa naheno koa aho fa misy ilay fandika any ary nisy olona maty niakatra tany iarivo ary hoe voan'ny ody no nahafaty azy .

Mahay mamono ny olona fa tsy mahay manasitrana ka,ahoana ireny clip misy manisanisa tsaramaso ireny ? sa resaka fotsiny ?


40. niryna ( 11/09/2009 04:05)
ravonjison:

Ny gasy sasany hoa dia mbola azo adaladalaina foana.
Ny fanapoizinana ( intoxication ) sy ny fandementsaina no misy. Fa raha misy mieritreritra fa mahay milalao hery miafina, mahay zavatra hafa ny gasy , dia diso tanteraka. Fitaka daholo izany rehetra izany.
Raha misy mahalala olona iray voan' ny ody fitia , dia teneo amiko , toroy amiko , fa azo demontrer tanteraka fa tsy voan' ny ody fitia izany ilay olona fa zavatra hafa no mahazo azy na tsy misy n¨' inon' inona izy.

Resaka herin'ny ratsy ity teneniko ity an ary tena zava-nisy tokoa
Any amintsika dia malaza hoe mpandatsa baratra ,mino aho fa maro amin'ireo olona mipetraka any ambanivohitra no mahalala izany ary rehefa tsy tiany ilay olona dia vitany tokoa izany,tena may kila firehitra mihitsy ilay hazo ary nivily tao an-tranon'ilay olona tsy tiany ilay varatra saingy nisy herimbaratra ilay trano dia nivily.May toy ny kitay ilay hazo tsarabe ary raha nivoaka teo ilay olona na nisy olona dia maty tokoa.
Ny iray dia ireny tovolahy tsy manaja olon-dehibe ireny ary dia namoaka teny mihitsy ilay rangahy hoe itan'ialahy ny anjo an'ialahy,olona niaraka taminy andeha hianatra sekoly alahady no nitantara izany.
Tonga tao am-piangonana izy roa lahy dia nisy varatra nipoaka kanefa tsy nisy kotroka na orana akory.
Nisy olona nandona teo ambaravaran'ny fiangonana ary iza ilay olona? ilay rangahy niteny hoe itan'ialahy ny anjo an'ialahy.Torana nifamonjena kosa ilay tovolahy ary tsy sahy nitantara ilay namany fa nizara taminay fotsiny.
Hoy ilay pasitera hoe soa ihany fa tato an-tranon'Atra isika.
mety hoe fifandrifian-javatra ? efa nisy ihany koa nankalain'ny olona ary nolatsahan'ny varatra ary dia maty teo noho eo niaraka ny zanany vavy kely .
misy ny herin'ny maizina saingy tsy maharitra hatramin'ny farany izany fa lefy ihany aoriana.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1359