Izay tia kosa angamba no adafa fa tsy misy ody fitia izany

41. ikaretsaka ( 12/09/2009 21:10)
io ndray niryna sy ny herin maizina sy ratsy :-D
42. niryna ( 17/09/2009 03:22)
. Mpandefa : niryna [ Valio ] 03-09-2009 06:16:59
Lohateny : Re : Izay tia kosa angamba no adafa fa tsy misy ody fitia izany

Voalaza teo :
Mpandefa : niryna [ Valio ] 01-09-2009 18:27:11
Lohateny : Izay tia kosa angamba no adafa fa tsy misy ody fitia izany
Toa fiteny foana ny hoe azon'ody aty amintsika ,na hoe voan'ny ody fitia ilay olona ,tena misy tokoa ve izany ody fitia izany ?
Angamba kosa hoy aho izay tia adala fa tsy misy izany amiko.Tsy mbola naheno aho taty hoe voan'ny ody fitia ilay olona ka izany no mahatonga ahy iteny hoe angamba kosa tsy misy iza ody fitia izany
sa ahoana ?
Hoy i cutie:

misy io ka

cutie a,fiteny ny olona any amintsika woa ilay izy fa aty mbola tsy naheno an'izany aho ? mifanohitra aza no efa henoko ,lazaina fa voan'ny ody fitia izao io tanora io raha any amintsika ..ohatra hoe mifankatia be izy roa dia tsy mifankafoy fa mifanjevo eny foana ,hi,hi
cutie:

hay ve ny aty amintsika no resahin-jy e , mbola tsy nahita alou za, fa ny henoko de refa le mndeha bar reny de misy manampy zavatra hafa ao anaty le toaka ohatra de avy eo raikitra @ zay :-D :-D , ody fitia ve zany?? tsy haiko alou e .
Ny any dago ndray tena misy io ka :)

tsy ody fitia izany raha ny fahafantarako azy fa manisy pozina fotsiny,manimba olona no itenenako azy ,manao ratsy olona
Ilay ody fitia dia lasa manara tsy mahataha-damba ilay olona ,izay koa no fahafantarako azy.
Nisy rangahy izay niresaka hoe ny zanany hono mety nasian'ny olona zavatra ny sakafony fa tsy mahataha damba fa lasa miverina any amin'ilay vehivavy foana na efa manana sipa sy zanaka amin'ilay sipa aza izy.
Dia ahoana hoy aho izany ? voudoo ,voudoo . Vao maika maizina amiko ny tany aman-danitra fa tsy nety nanazava izy ,hi,hi

43. niryna ( 17/09/2009 03:27)
ikaretsaka:

io ndray niryna sy ny herin maizina sy ratsy :-D

:D
44. rhina ( 25/09/2009 11:02)
tena misy ny odi fitia kan
araka ny voalazanan'y namana ray ao ambony ao dia oe: (produit s... blabla)
ka ireo lazaina produit sy blabla ireo anie no atao hoe ody e!!! sa misy mievitra ve fa volatila na zavatra tsy misy ny ody tena misy io.
Avako akaiky mintsy zao any ambanivohitra any tena manao an'io izy ary ny vaidn'olona no tena alainy fa tsy ny tovovavy kely reny ary tena mahazo izy ary dia tsoriko fa miohatran'ny 10 ireo vehivavy ireo.
Efa nisy nitory izy tamin'izany nefa tsy nisy nahavo azy fa notanana kely andro vitsivitsy teny @ caomisaria fotsiny izy dia votsitra;
dia zao izy mbola manao ny ataony foana fa izy mihintsy no nilaza fa tsy azoko lazaina hoy izy ny nahitako azy fa manjary tsy misy intsony ny heriny.

Ny finoana sy ny tsy finoana angamba ny tsirairay no mandray izay fandraisany azy fa misy io

ra misy olona mipetraka avy any ambatondrazaka koa eto dia afa milaza izy fa misy io ody fitia io ary any no tena betsaka an'io

45. ravonjison ( 25/09/2009 12:29)

Voalaza teo :
\" ......Ny iray dia ireny tovolahy tsy manaja olon-dehibe ireny ary dia namoaka teny mihitsy ilay rangahy hoe itan\'ialahy ny anjo an\'ialahy,olona niaraka taminy andeha hianatra sekoly alahady no nitantara izany.
Tonga tao am-piangonana izy roa lahy dia nisy varatra nipoaka kanefa tsy nisy kotroka na orana akory.
Nisy olona nandona teo ambaravaran\'ny fiangonana ary iza ilay olona? ilay rangahy niteny hoe itan\'ialahy ny anjo an\'ialahy.Torana nifamonjena kosa ilay tovolahy ary tsy sahy nitantara ilay namany fa nizara taminay fotsiny.
Hoy ilay pasitera hoe soa ihany fa tato an-tranon\'Atra isika.
mety hoe fifandrifian-javatra ? efa nisy ihany koa nankalain\'ny olona ary nolatsahan\'ny varatra ary dia maty teo noho eo niaraka ny zanany vavy kely .
misy ny herin\'ny maizina saingy tsy maharitra hatramin\'ny farany izany fa lefy ihany aoriana....\"

Ny resaka fandatsahambaratra dia resaka hafa , kanefa mifandray @ ilay resaka finoanoampoana ihany ka horesahiko.

Mipetraka izany ny fanontaniana : naninona t@ 1896, nanafika antsika ny franstay, nanongana ny fanjakana malagasy, naninona no tsy nandatsahanjareo varatra ny frantsay, ireo miaramila franstay ? Saria raha maty mantsy ireo franstay, dia tsy resy isika , ary tsy voazanaka nandritra ny 60 taona.

Ny fanjakana gasy t@ ireny fotoana ireny nitady hevitra tokoa hanoherana ny frantsay, fa matoa tsy napiasaina ireny fahaizana ireny , midika izany fa tsy mandaitra ary tsy misy.

Mba eritrereto lalina anie izany lojika izany e.

Ny sasany moa nilaza fa mahay odom-bala, izany hoe : lasa rano hono ny bala rehefa tifirina ilay olona manana ilay ody. Ehe , resaka fotsiny, resy foana isika.
46. ravonjison ( 25/09/2009 12:40)
Voalaza etsy ambony :
" .......Avako akaiky mintsy zao any ambanivohitra any tena manao an'io izy ary ny vaidn'olona no tena alainy fa tsy ny tovovavy kely reny ary tena mahazo izy ary dia tsoriko fa miohatran'ny 10 ireo vehivavy ireo.
Efa nisy nitory izy tamin'izany nefa tsy nisy nahavo azy fa notanana kely andro vitsivitsy teny @ caomisaria fotsiny izy dia votsitra;
dia zao izy mbola manao ny ataony foana fa izy mihintsy no nilaza fa tsy azoko lazaina hoy izy ny nahitako azy fa manjary tsy misy intsony ny heriny....

Ny finoana sy ny tsy finoana angamba ny tsirairay no mandray izay fandraisany azy fa misy io

ra misy olona mipetraka avy any ambatondrazaka koa eto dia afa milaza izy fa misy io ody fitia io ary any no tena betsaka an'io

[/quote]

Mipetraza izany ny fanontaniana : naninona ireo miaramila gasy t@ andron' ny fanjanahantany no voagadra daholo , ary notifirina ny sasany, fa tsy afaka nandositra. Satria raha nisy ny nahay fanafody, na nahay fanafody ny sasany t@ izy ireo dia afaka nitsoaka. Tsy nisy ny afaka nitsoaka satria ny ody dia resaka finoana fotsiny.

Araka ny voalazanao etsy ambony mantsy dia : votsitra ilay rangahy.
Ary tsy azony lazaina tokoa ilay ody satria raha lazainy dia ho fantatry ny be sy ny maro fa mpisoloky izy.
47. niryna ( 28/09/2009 00:02)
rhina:

tena misy ny odi fitia kan
araka ny voalazanan'y namana ray ao ambony ao dia oe: (produit s... blabla)
ka ireo lazaina produit sy blabla ireo anie no atao hoe ody e!!! sa misy mievitra ve fa volatila na zavatra tsy misy ny ody tena misy io.
Avako akaiky mintsy zao any ambanivohitra any tena manao an'io izy ary ny vaidn'olona no tena alainy fa tsy ny tovovavy kely reny ary tena mahazo izy ary dia tsoriko fa miohatran'ny 10 ireo vehivavy ireo.
Efa nisy nitory izy tamin'izany nefa tsy nisy nahavo azy fa notanana kely andro vitsivitsy teny @ caomisaria fotsiny izy dia votsitra;
dia zao izy mbola manao ny ataony foana fa izy mihintsy no nilaza fa tsy azoko lazaina hoy izy ny nahitako azy fa manjary tsy misy intsony ny heriny.

Ny finoana sy ny tsy finoana angamba ny tsirairay no mandray izay fandraisany azy fa misy io

ra misy olona mipetraka avy any ambatondrazaka koa eto dia afa milaza izy fa misy io ody fitia io ary any no tena betsaka an'io

marina izany ka mino sa tsy mino eo no mipetraka ny resaka fa ilay teneniko anie hoy aho rehefa variana ireo ankizy dia lasa miteniteny izany ny lehibe e
fa na dia ny varotra aza toa misy manao izany ny olona araky ny filazan'ity olona iray hoe very ny ombiny dia niteny hono izy hoe izay mahita an'iny dia omeko vola ,dia lasa hono izy nandeha tany amin'ny toerana lavitra ,ataoko hono ilay izy satria olona no nitantara ahy an .Dia nahita ilay omby tokoa izy rehefa nandeha tany amin'ny olona milaza mahita zavatra,tsy fantatro aloha ny anaran'ireny e,dia teo hono izy no nanomboka hoy ny zanany ary saika lany daholo ny vola taty aoriana fa soa ihany fa niala moramora ilay rangahy ,na izany aza efa lany volabe ihany vao fay
toa izany koa ny ody rehetra misy daholo io fa ny mamelo ny tsy misy fa ny rehetra araka ny eritreritro mety misy avokoa na dia tsy mandaitra aza ilay izy fa fandrembirebena ny an'ny sasany.
Toy ireo olona mijery tanana sy mijery ny andron'ny olona ,tsy mbola nandeha aho ary tsy andeha ho any ,mahalala izy ireo hoy ny olona efa voa fa saiky tsy mahafantatra ny ho aviny.Misy hery izany fa msy fiafarany fa raha tsy izany ,ireny no lasa mpanankarena indrindra

48. niryna ( 28/09/2009 00:11)

Voalaza teo :
\" ......Ny iray dia ireny tovolahy tsy manaja olon-dehibe ireny ary dia namoaka teny mihitsy ilay rangahy hoe itan\'ialahy ny anjo an\'ialahy,olona niaraka taminy andeha hianatra sekoly alahady no nitantara izany.
Tonga tao am-piangonana izy roa lahy dia nisy varatra nipoaka kanefa tsy nisy kotroka na orana akory.
Nisy olona nandona teo ambaravaran\'ny fiangonana ary iza ilay olona? ilay rangahy niteny hoe itan\'ialahy ny anjo an\'ialahy.Torana nifamonjena kosa ilay tovolahy ary tsy sahy nitantara ilay namany fa nizara taminay fotsiny.
Hoy ilay pasitera hoe soa ihany fa tato an-tranon\'Atra isika.
mety hoe fifandrifian-javatra ? efa nisy ihany koa nankalain\'ny olona ary nolatsahan\'ny varatra ary dia maty teo noho eo niaraka ny zanany vavy kely .
misy ny herin\'ny maizina saingy tsy maharitra hatramin\'ny farany izany fa lefy ihany aoriana....\"
ravonjison:

Ny resaka fandatsahambaratra dia resaka hafa , kanefa mifandray @ ilay resaka finoanoampoana ihany ka horesahiko.

Mipetraka izany ny fanontaniana : naninona t@ 1896, nanafika antsika ny franstay, nanongana ny fanjakana malagasy, naninona no tsy nandatsahanjareo varatra ny frantsay, ireo miaramila franstay ? Saria raha maty mantsy ireo franstay, dia tsy resy isika , ary tsy voazanaka nandritra ny 60 taona.
fa izany akory tsy midika hoe tsy nitranga ilay izy fa olona niaraka tamin'ilay ankizy no nitantara raha hono hono dia mety nihaino aho
Isika malagasy dia be fombafomba sy be fadifady noho ny zavatra ataony sy ny hanatranatry ny ntaolo hoentina miaina amin'ny fahendrena

fa na inona na inona no zavatra atao ka andratrana olona dia efa poizina avokoa izany na dia tsy mivoaka alina aza ny olona ohatra efa mpamosavy ihany no ilazaina azy ,mamosavy ny olona

Ny fanjakana gasy t@ ireny fotoana ireny nitady hevitra tokoa hanoherana ny frantsay, fa matoa tsy napiasaina ireny fahaizana ireny , midika izany fa tsy mandaitra ary tsy misy.
fa na dia tsy naharesy aza ny malagasy nahazo fahaleovantena ihany farany ka,mety tsy nieritreritra hoe inona no atao,mety mora ny miteny fa sarotra ny mamita zavatra satria tsy teo amintsika ny lelo ka mora amintsika ny manisiny azy angamba

Mba eritrereto lalina anie izany lojika izany e.

Ny sasany moa nilaza fa mahay odom-bala, izany hoe : lasa rano hono ny bala rehefa tifirina ilay olona manana ilay ody. Ehe , resaka fotsiny, resy foana isika.
aza adino fa amin'izao fotoana izao aza vao maika mamitaka ny olona noho ny fiainana ,misy izany milaza fa dokotera izany kanefa tsy nandalo fianarana akory ary dia miaraka .
Betsaka ny mpamitaka ary misy koa ny mamoron-javatra mba azahoana vola
fa izany akory tsy midika hoe tsy misy ny ody ,misy tokoa fa mety isika no tsy mahalala raha tsy nandray an'izany tamin'ny fiainana ,izay no fahalalako azy

49. niryna ( 28/09/2009 00:20)

Voalaza etsy ambony :
" .......Avako akaiky mintsy zao any ambanivohitra any tena manao an'io izy ary ny vaidn'olona no tena alainy fa tsy ny tovovavy kely reny ary tena mahazo izy ary dia tsoriko fa miohatran'ny 10 ireo vehivavy ireo.
Efa nisy nitory izy tamin'izany nefa tsy nisy nahavo azy fa notanana kely andro vitsivitsy teny @ caomisaria fotsiny izy dia votsitra;
dia zao izy mbola manao ny ataony foana fa izy mihintsy no nilaza fa tsy azoko lazaina hoy izy ny nahitako azy fa manjary tsy misy intsony ny heriny....

Ny finoana sy ny tsy finoana angamba ny tsirairay no mandray izay fandraisany azy fa misy io

ra misy olona mipetraka avy any ambatondrazaka koa eto dia afa milaza izy fa misy io ody fitia io ary any no tena betsaka an'io

ravonjison:

Mipetraza izany ny fanontaniana : naninona ireo miaramila gasy t@ andron' ny fanjanahantany no voagadra daholo , ary notifirina ny sasany, fa tsy afaka nandositra. Satria raha nisy ny nahay fanafody, na nahay fanafody ny sasany t@ izy ireo dia afaka nitsoaka. Tsy nisy ny afaka nitsoaka satria ny ody dia resaka finoana fotsiny.

Araka ny voalazanao etsy ambony mantsy dia : votsitra ilay rangahy.
Ary tsy azony lazaina tokoa ilay ody satria raha lazainy dia ho fantatry ny be sy ny maro fa mpisoloky izy.

dia tokony hino izany ravo na dia hoe tsy mbola nahita aza
Nisy ankizy izay nitantara anay tato an-trano indray andro izay fa nisy toerana fivarotana hono feno ody tao ary nilaza ilay mpivarotra taty aoriana fa mahita olona efa maty be dia be ,niholakolana ilay olona indray andro ary tonga dia nakana mpiandry ,inona no nitranga hoy nareo mantsy anay ,miakatra sy midina ilay vatan'ilay ramatoa ary vao niditra ny mpiandry dia nisy feo nivoaka tao ambavan'ilay olona nipetrahan-javatra,nifampitolona taminy teo hono ny mpiandry ary tena tsemboka nanala devoly na koa hoe nanala fanahy ratsy fa niteniteny sy nanonona anaran'olona maro izy ary miteny koa izy hoe vonjeo aho fa mitady alaindry zareo ...lavabe ilay tantara ary koditra ny tena naheno izany fa farana afaka ihany ilay ramatoa, nangina tsy niteny intsony ary nivoaka farorabava be ,io aloha dia tsy fantatro hoe fa maninona no matetika mivoaka izany na mandoa zavatra maintimainty be na hafa koa fa farany nanontanian'ireo mpiandry (izay maro be ry zareo no nifampitolona taminy tao ) ny fanafody notazomina na zavatra misy tao amin'ny tsenany dia feno tapakazo hono eraky ny trano ary tsy fantatra sy tsy nanontaniana hoe inona avy ireo fa dia nodorana ,dia izay
Sitrana ilay olona ary niverina nanatona an'Atra tanteraka izy

50. ikaretsaka ( 28/09/2009 03:19)
Mipetraza izany ny fanontaniana : naninona ireo miaramila gasy t@ andron' ny fanjanahantany no voagadra daholo , ary notifirina ny sasany, fa tsy afaka nandositra. Satria raha nisy ny nahay fanafody, na nahay fanafody ny sasany t@ izy ireo dia afaka nitsoaka. Tsy nisy ny afaka nitsoaka satria ny ody dia resaka finoana fotsiny

Io tsisy hafa @ hoe maninona no mbola misy matin'ny cancer nefa efa misy mpitsabo mahay fanafodin'ny cancer...ary misy dokotera aza matin'ny cancer
51. ravonjison ( 30/09/2009 15:10)
niryna:

Voalaza teo :
\\\" ......Ny iray dia ireny tovolahy tsy manaja olon-dehibe ireny ary dia namoaka teny mihitsy ilay rangahy hoe itan\\\'ialahy ny anjo an\\\'ialahy,olona niaraka taminy andeha hianatra sekoly alahady no nitantara izany.
Tonga tao am-piangonana izy roa lahy dia nisy varatra nipoaka kanefa tsy nisy kotroka na orana akory.
Nisy olona nandona teo ambaravaran\\\'ny fiangonana ary iza ilay olona? ilay rangahy niteny hoe itan\\\'ialahy ny anjo an\\\'ialahy.Torana nifamonjena kosa ilay tovolahy ary tsy sahy nitantara ilay namany fa nizara taminay fotsiny.
Hoy ilay pasitera hoe soa ihany fa tato an-tranon\\\'Atra isika.
mety hoe fifandrifian-javatra ? efa nisy ihany koa nankalain\\\'ny olona ary nolatsahan\\\'ny varatra ary dia maty teo noho eo niaraka ny zanany vavy kely .
misy ny herin\\\'ny maizina saingy tsy maharitra hatramin\\\'ny farany izany fa lefy ihany aoriana....\\\"
ravonjison:

Ny resaka fandatsahambaratra dia resaka hafa , kanefa mifandray @ ilay resaka finoanoampoana ihany ka horesahiko.

Mipetraka izany ny fanontaniana : naninona t@ 1896, nanafika antsika ny franstay, nanongana ny fanjakana malagasy, naninona no tsy nandatsahanjareo varatra ny frantsay, ireo miaramila franstay ? Saria raha maty mantsy ireo franstay, dia tsy resy isika , ary tsy voazanaka nandritra ny 60 taona.
fa izany akory tsy midika hoe tsy nitranga ilay izy fa olona niaraka tamin\'ilay ankizy no nitantara raha hono hono dia mety nihaino aho
Isika malagasy dia be fombafomba sy be fadifady noho ny zavatra ataony sy ny hanatranatry ny ntaolo hoentina miaina amin\'ny fahendrena

fa na inona na inona no zavatra atao ka andratrana olona dia efa poizina avokoa izany na dia tsy mivoaka alina aza ny olona ohatra efa mpamosavy ihany no ilazaina azy ,mamosavy ny olona

Ny fanjakana gasy t@ ireny fotoana ireny nitady hevitra tokoa hanoherana ny frantsay, fa matoa tsy napiasaina ireny fahaizana ireny , midika izany fa tsy mandaitra ary tsy misy.
fa na dia tsy naharesy aza ny malagasy nahazo fahaleovantena ihany farany ka,mety tsy nieritreritra hoe inona no atao,mety mora ny miteny fa sarotra ny mamita zavatra satria tsy teo amintsika ny lelo ka mora amintsika ny manisiny azy angamba

Mba eritrereto lalina anie izany lojika izany e.

Ny sasany moa nilaza fa mahay odom-bala, izany hoe : lasa rano hono ny bala rehefa tifirina ilay olona manana ilay ody. Ehe , resaka fotsiny, resy foana isika.
aza adino fa amin\'izao fotoana izao aza vao maika mamitaka ny olona noho ny fiainana ,misy izany milaza fa dokotera izany kanefa tsy nandalo fianarana akory ary dia miaraka .
Betsaka ny mpamitaka ary misy koa ny mamoron-javatra mba azahoana vola
fa izany akory tsy midika hoe tsy misy ny ody ,misy tokoa fa mety isika no tsy mahalala raha tsy nandray an\'izany tamin\'ny fiainana ,izay no fahalalako azy

Hiverenako ilay hevitra izay nolazaiko tatsy ambony ary toahanako hatrany : \" Tsy niangaran\' ny vintana akory ny firenena malagasy ka mahay milalao na mahay mibaiko hery miafina. Mitovy @ firenena rehetra ihany isika. Ny mampiavaka antsika dia isika minomino foana, ao anatin\' ny \" culture\" -ntsika izany.
Ny ankamaroan\' ireny atao hoe fahaizana, ody sns..ireny dia:
1- famosaviana
2- fampitahorana, fandrebirebena ara-psikolojika, fandemetsaina
3- fitadiavana toerana eo @ fiarahamonina.
4- fitadiavam-bola
5- fahalalána empirique tsy nandalo teste ( noho izany tsy azo atao hoe
hery miafina).
6- accident, par hasard: fifandrifian-javatra

Ireo rehetra ireo rehefa miseho dia fahaizana ody ihany no fanazavana hain\' ny gasy, satria izay no efa nahazatra azy.
- Ny lojika @ ankapobeny mantsy dia itý ( efa voalazako ) : ny ankamaroan\' ny firenena afrikana dia milaza mahay ody daholo, kanefa voazanaka daholo ny ankamaroany. Midika mantsy izany fa mandaitra @ samy izy ilay izy, izy samy izy no mifanambaka sy mifamosavy ao, fa tsy mandaitra kosa @ ireo vazaha.
Ny ankamaroan\'ny firenena efa mandroso mantsy ( vazaha) dia efa nandalo io periode misy finoanoampoana io taloha tany, t@ fotoana tsy mbola nampandroso ny siansa, noho izany fantatr\'izy ireo tsara ny zavatra miafinafina ao. Izay no antony tsy mahavoafitaka andry zareo, ka voazanany tsara ny afrikana.

Ny lojika @ antsipiriany indray dia miankina @ ilay tranga tsirairay. Ilay tranga anefa dia tsy maintsy porofoina fa nisy tokoa ( fa tsy resaka honohono araka ny betsaka), izay vao afaka miditra @ fanazavana.Oh: ny ambalavelona dia hita fa resaka mosavy tokoa.

Anisan\'ny voka-dratsin\'io finoanoampoana io mantsy dia ny fampiasana azy io @ resaka politika.
I Andry rehefa avy nanongam-panjakana dia ninditra tao Ambohitsirihitra miaraka@ ritoaly : mpiandry eo @ sisin-dalána, ny fihirana sy fivavahana.sns...
Izany mantsy toa milaza fa mila esorina ny devoly na fanahy ratsy na hery maizina ao Ambohitsirohitra alohan\' ny hodirany ao.
Etsy andaniny ny sasany milaza fa manao ody hono Ravalo, nisy ody hita hono tao dia nodorana avy eo sns...

Izany rehetra izany amiko dia midika zavatra iray : fandementsaina. Fampiasana ny finoanoamponan\' ny malagasy @ resaka politika.
Ny gasy sasany tokoa mantsy dia mino fa manao ody tokoa Ravalo ary nisy hery maizina tokoa tao.

Tsy fantatro raha mba efa nisy nieritreritra hoe : inona marina moa no vokatr\' ireny finoanoampoana ireny @ fiainan\' ny malagasy @ izao fotoana izao ?

52. niryna ( 02/10/2009 04:07)
ravonjison:

Hiverenako ilay hevitra izay nolazaiko tatsy ambony ary toahanako hatrany : " Tsy niangaran' ny vintana akory ny firenena malagasy ka mahay milalao na mahay mibaiko hery miafina. Mitovy @ firenena rehetra ihany isika. Ny mampiavaka antsika dia isika minomino foana, ao anatin' ny " culture" -ntsika izany.
tsy manda ny finoanoam-poana aho fa misy hery izay ampiasain'ny olona tokoa ka,
Jereo anie ity tantara ity e,andeha anao baolina ny ankizy dia tonga ilay rangahy anatona ny mpiarika baolina ary nilaza izy fa maratraratra eo ireo ankizy ireo fa mpanao fanafody dadany amin'ny tany ireo ekipa ireo ka omekio fiarovana ny ekipanao raha tianao hoy izy
inona no navalin'ilay mpitarika ,avelao amin'izao fa rehefa resy izahay dia resy
ny antony dia kristiana izy ary ny faharoa dia tsy nino izany izy.Rehefa nandeha ny resaka satria resy ilay ekipa ary betsaka tokoa no naratra dia hoy ry zareo hoe mazavatra be ilay baolina fa toy ny nandaka vato izahay.
Ny fanontaniako dia hoe toy ny nandaka vato ireo ankizy ary na dia tsy niteny na inona na inona aza ilay mpitarika ahoana no nahatonga nitenenan'ny ankizy hoe mavesatra be ilay baolina?
izay ilay izy misy ny zavatra ary misy na mamely olona fa tsy misy ny manasitrana.Ny sasany dia hoe andao hi pipiazana ny goal fa mametraka fanafody ireo ekipa ireo,mahita raha mihitsy ka

Ny ankamaroan' ireny atao hoe fahaizana, ody sns..ireny dia:
1- famosaviana[/quote ka izany hono no nahatonga ny olona lasa nivoaka alina knou,mbola tsy nahita aloha aho ary mbola tsy nanandrana ,hi,hi ka aleo ataoko honohono
[quote]
2- fampitahorana, fandrebirebena ara-psikolojika, fandemetsaina
3- fitadiavana toerana eo @ fiarahamonina.
4- fitadiavam-bola
ireo aloha dia itovizako hevitra e
ary ilay olona maninana hoe tsy matahotra mpamosavy? nosoavaliny mandra-maraina ka tsy te hierika ivoaka alina intsony ? firifiry no efa niteny izany

5- fahalalána empirique tsy nandalo teste ( noho izany tsy azo atao hoe
hery miafina).
6- accident, par hasard: fifandrifian-javatra
raha mety dia velon-kira fa raha tsy mety dia fanandramana izany ?
angaha hianao tsy efa naheno ny tantaran'ireny ankizy tanora ireny hoe miantsoantso ny devoly hono ry zareo ? tsy aiko tsara ilay tantara a fa mihetsiketsika daholo ilay soratra miteny ... esprit es-tu la ? raha misy fahamarinany io dia mba tantarao e

Ireo rehetra ireo rehefa miseho dia fahaizana ody ihany no fanazavana hain' ny gasy, satria izay no efa nahazatra azy.
ka aza mba voany ihany ka na tsy ody gasy izao aza no alefan'ny olona ao anatin'ny zavatra sotroinao dia mety ho faty hianao na tsy ahatsiaro tena ka ,ny spanish hono no be manao an'io
Efa nahita aloha aho fa nobataindry zareo ilay ramatoa e,efa ho firy lahy izy no nitondra azy tao anaty fiarana avy any an-trano tany,mamo, tsy fantatro aloha fa tsy mahatsiaro tena no itako

- Ny lojika @ ankapobeny mantsy dia itý ( efa voalazako ) : ny ankamaroan' ny firenena afrikana dia milaza mahay ody daholo, kanefa voazanaka daholo ny ankamaroany. Midika mantsy izany fa mandaitra @ samy izy ilay izy, izy samy izy no mifanambaka sy mifamosavy ao, fa tsy mandaitra kosa @ ireo vazaha.
inona no idiran'ny fanjanahantany amin'izany ?
rehefa manao kely tsy mba mamindro dia efa ratsy daholo izany fa tsy hoe izay manao fanafody ihany .hi,hi

Ny ankamaroan'ny firenena efa mandroso mantsy ( vazaha) dia efa nandalo io periode misy finoanoampoana io taloha tany, t@ fotoana tsy mbola nampandroso ny siansa, noho izany fantatr'izy ireo tsara ny zavatra miafinafina ao. Izay no antony tsy mahavoafitaka andry zareo, ka voazanany tsara ny afrikana.
hoy hianao ? hmm? manaraka hatramin'ny taninketsa mihitsy rehefa mandeha any amin'ireny izy knou,vaovao alefa amin'ny TV no nahitako izany ,ireny olona mpamaky tanana sy karatra ireny ,miantsoantso eo ambaravana mihitsy ary dia maro no voatarika ary ny filazan'ilay olona hoe misy manao curse izy na misy mametraka zavatra angamba dia mandeha ny vola ,ritra amin'ny farany,mitady vady hoe ,mijery vintana ,andro,ny avenir, ireny no fandrembirebena araka ny eritreritro ary tsy mba nampiraika ahy .Ny dikany izay voarebireby na gasy na vazaha dia voa daholo ka
Ny vazaha indrindra no be finoana sy tia mitsakatsaka koa ,ny antsika rehefa tenenina hoe lalina io rano io fa maka olona foana ,mety tsy voaporofo hoe maka olona fa mety ho misy lavaka miodikodina ao ambany ao dia tsy mandeha ny olona fa izay mitsaka ihany no aletiny ao

Ny lojika @ antsipiriany indray dia miankina @ ilay tranga tsirairay. Ilay tranga anefa dia tsy maintsy porofoina fa nisy tokoa ( fa tsy resaka honohono araka ny betsaka), izay vao afaka miditra @ fanazavana.Oh: ny ambalavelona dia hita fa resaka mosavy tokoa.
hors sujet kely aho eto amaly anao ,misy zavatra tsy mila porofoana kanefa mi-exist,ny herin'Atra ,tsy mila porofo isika fa finoana io ,toy izany koa ny herin'ny maizina aza mba voany ihany saingy misy fiafarany fa manampetra

Anisan'ny voka-dratsin'io finoanoampoana io mantsy dia ny fampiasana azy io @ resaka politika.
I Andry rehefa avy nanongam-panjakana dia ninditra tao Ambohitsirihitra miaraka@ ritoaly : mpiandry eo @ sisin-dalána, ny fihirana sy fivavahana.sns...
Izany mantsy toa milaza fa mila esorina ny devoly na fanahy ratsy na hery maizina ao Ambohitsirohitra alohan' ny hodirany ao.
Etsy andaniny ny sasany milaza fa manao ody hono Ravalo, nisy ody hita hono tao dia nodorana avy eo sns..[;/quote] hi,hi ny fatra -piahy no mpamosavy,maninona no tsy naka mpanao gazety hafa izy fa ny azy ihany no nalefany tao? Mbola mivaly amin'ny ny ran'ireo vahoaka maro ka ,tsy mitsara isika fa ny tantara no aoka hitsara ny tsirairay
Tsy ny rehetra milaza ho mpivavaka akory no tena mivavaka ka,manana finoana hafa koa ny sasany kanefa milaza fa kristiana,firifiry ireo mpiandry no voavidy vola,tsy manenjika aho fa ny asan'Atra tsy vidiana vola ary raha toa ka avadika amin'ny fanaovana ratsy ilay izy dia ireny no hijaly indrindra
[quote]
Izany rehetra izany amiko dia midika zavatra iray : fandementsaina. Fampiasana ny finoanoamponan' ny malagasy @ resaka politika.
Ny gasy sasany tokoa mantsy dia mino fa manao ody tokoa Ravalo ary nisy hery maizina tokoa tao.
ka rehefa tsy tiana anie ilay olona dia afaka manendrekendrika daholo ny hafa e ,izany akory tsy midika hoe izay izy,ampahafirin'i kristy izany ,mbola ho tonga ihany ny marina ka

Tsy fantatro raha mba efa nisy nieritreritra hoe : inona marina moa no vokatr' ireny finoanoampoana ireny @ fiainan' ny malagasy @ izao fotoana izao ?

ireo efa nolazainao eo ambony ireo ka ,fandementsaina,fangalarina,fanaovana politika,fanaovana tsinontsinona ny hafa,fa raha finoana an'Atra kosa aloha dia mijoro vavolombelona aho
niryna

53. ravonjison ( 02/10/2009 10:55)
Voalohany aloha dia mahafinaritra ahy tokoa ny miady hevitra @ Niryna satria miezaka tokoa ianao mijery ny zavamisy.Noho izany tohizako ilay resaka.

Voalazan' i Niryna teo :

"......Ny fanontaniako dia hoe toy ny nandaka vato ireo ankizy ary na dia tsy niteny na inona na inona aza ilay mpitarika ahoana no nahatonga nitenenan'ny ankizy hoe mavesatra be ilay baolina?
izay ilay izy misy ny zavatra ary misy na mamely olona fa tsy misy ny manasitrana.Ny sasany dia hoe andao hi pipiazana ny goal fa mametraka fanafody ireo ekipa ireo,mahita raha mihitsy ka ...."

Izao dia anisan'ny mpialalao baolina tokoa taloha, noho izany ni-interessé ahy toka ilay ody @ baolina.
Ny mba henoko dia itý : - rehefa asiana ody ilay adversaire dia marary kibo sy mangetotra foana mandritra ny fihaonana, noho izany tsy mahovoka firy.
- rehefa asiana ody ny adversaire dia mahita baolina roa ny mpiandry tsatokazo, tsy fantany izay baolina ho samboriny. Matetika izy misambotra ilay tsy tena baolina, noho izany dia maty foana ny baolina.
- lasa vato sy mavesatra ilay baoloina araka ny voalazanao.

Nahoana ary no tsy lasa tompondakan'izao tontolo izao ny malagasy @ baolina kitra ? Ny afrikana aza tsy resiny.

T@ taona 1980 teo ho eo, nisy ny fifanintsanana ny coupe d' Afrique. Ry Kiki, Kira, Frederic, Ferdinand sns...ireny no mpilalaontsika t@ izany. Nihaona t@ Cameorune isika indroa. Nivavaka izahay ankizy mba handresy, kanefa resy foana isika. Dia nanontany tena aho t@ izany : naninona ary isika no resy kanefa mahay ody baolina ? Aiza ilay odin' ny gasy ?

Ny aretinkibo dia azo ekena noho ny fiovana ara-tsakafo sy toerana, ny famosaviana koa ( possible iny raha mifanerasera ny andaniny sy ny ankilany, oh eny ambanivohitra). Mba hialána @ izany moa dia arahimaso tokoa ireo mpilalao sy ny sakafo hoaniny. Samy manao izany daholo eran' izao tontolo izao.

Fa ny ankoatr' izay dia resaka fotsiny.
54. ravonjison ( 02/10/2009 11:06)

Voalazan' i Niryna teo :

".......raha mety dia velon-kira fa raha tsy mety dia fanandramana izany ?
angaha hianao tsy efa naheno ny tantaran'ireny ankizy tanora ireny hoe miantsoantso ny devoly hono ry zareo ? tsy aiko tsara ilay tantara a fa mihetsiketsika daholo ilay soratra miteny ... esprit es-tu la ? raha misy fahamarinany io dia mba tantarao e ....."

Ny resaka spiritisme sy occultisme dia efa voalazako tatsy ambadika tatsy @ " Mistery ny fiainanao ramalagasy", fa resaka soloky sy fitadiavambola fotsiny. Tsy misy devoly sy fanahy izany ao. Noho izany tsy tokony handaniana andro.

Nanomboka tao Etazonia izy io, dia nitohy taý Eoropa. Taloha dia nifandray t@ kristianisma, tatý aoriana rehefa niroborobo be dia tonga saina ireo kristianina satria tsy nifanaraka t@ filozofian' ny kristianisma, noho izany niala pas ireo kristianina. @ izao fotoana izao dia fantatra fa fitaovana no nampaneha ilay izy, ary fidirambola be ilay izy ho an' ny sasany.

Notsoriko ilay izy fa raha mi-interessé ianao dia any @ document " The mysterious of Arthur C. Clarke " no misy ny antsipiriany. Ananako io document io saingy @ teny eto antoerana. Mino aho misy @ teny anglisy na frantsay any ananonanona any.
55. ravonjison ( 02/10/2009 11:13)
Voalazan' i Niryna teo :

"........ka aza mba voany ihany ka na tsy ody gasy izao aza no alefan'ny olona ao anatin'ny zavatra sotroinao dia mety ho faty hianao na tsy ahatsiaro tena ka ,ny spanish hono no be manao an'io
Efa nahita aloha aho fa nobataindry zareo ilay ramatoa e,efa ho firy lahy izy no nitondra azy tao anaty fiarana avy any an-trano tany,mamo, tsy fantatro aloha fa tsy mahatsiaro tena no itako ......"

Ny famosaviana toy izany dia ataon' ny vazaha atý koa. Droques, fanafody fampatoriana sy mahabe appetit sexuelle no matetika ampiasaina.
Fa rehefa tratra kosa dia migatra tanteraka.

Io dia tsy misy hidiran' ny finoana @ izany mihitsy : rehefa nihinana ilay sakafo misy poizina ianao dia voa, rehefa tsy nihinana ianao dia tsy voa.
Donc tsy resaka finoana ilay izy eto.
56. ravonjison ( 02/10/2009 11:22)

Voalazan' i Niryna teo :

"........inona no idiran'ny fanjanahantany amin'izany ?
rehefa manao kely tsy mba mamindro dia efa ratsy daholo izany fa tsy hoe izay manao fanafody ihany .hi,hi ......."

Manome hevitra mikasika ilay fandairany sy fanazavana aho eto, ary io fanjanahantany io no porofo mazava fa tsy mahay milalao hery miafina na mahay zavatra en plus izany ny malagasy. Noho izany misy hidirany tokoa.

Raha nahay nilalao hery miafina ny malagasy dia resinstika ny frantsay ary tsy voazanaka isika.

Ny vazaha mantsy tsy nifampikasoka tamintsika direct, noho izany tsy azo namisaviana. Ny fandrebirebena sy fandemetsaina dia mazava fa tsy vita satria efa nadroso lavitra noho isika ry zareo ka tsy azo nambakaina intsony.
Noho izany mazava ho azy fa tsy nandairan' ny ody izy ireo.
57. ravonjison ( 02/10/2009 11:57)

Voalazan\' i Niryna teo :

\".....hoy hianao ? hmm? manaraka hatramin\'ny taninketsa mihitsy rehefa mandeha any amin\'ireny izy knou,vaovao alefa amin\'ny TV no nahitako izany ,ireny olona mpamaky tanana sy karatra ireny ,miantsoantso eo ambaravana mihitsy ary dia maro no voatarika ary ny filazan\'ilay olona hoe misy manao curse izy na misy mametraka zavatra angamba dia mandeha ny vola ,ritra amin\'ny farany,mitady vady hoe ,mijery vintana ,andro,ny avenir, ireny no fandrembirebena araka ny eritreritro ary tsy mba nampiraika ahy .Ny dikany izay voarebireby na gasy na vazaha dia voa daholo ka ......\"

Io resaka fahaizana milalao hery miafina io dia miseho @ endriny roa :
- endrika tranainy ( forme traditionnelle ): ody, mpisikidy, fahaizana mitsabo @ fomba tranainy ( fanalána sisika sns...), fahaizana mijery ny ho avy @ fomba tranainy ( tanana, karatra....) arakaraka ny firenena.

-endrika vaovao ( forme moderne) : horoscope, homeopathie, fahaizana mijery ny ho avy ( karatra, tanana, numerologie...), medecine alternative isankarazany,...sns...

Ny vazaha dia tsy mino intsony ireo fahaizana @ fomba tranainy, satria fantany fa avy any @ firenena tsy mbola nandroso ny ankamaroan\' izy ireny.
Fa raha kosa amboamboarinao mba hanana endrika moderne ilay izy dia miditra izy.Satria heveriny fa mifanaraka @ siansa izy ireny. Ohatra : raha asianao ordinateur sy apareil somary milailay eo ambony latabatra dia tsy misalasala izy.
Azo rebirebena tokoa ny vazaha, ary resaka fidiram-bola be izy io @ izao fotoana miazakazaka izao.

Ny ankamaroan\' ny gasy dia azo rebirebena satria : tsy manana internet, tsy afaka mamaky vaovao avy any ivelany, tsy afaka mampitaha....tsotra dia tsotra : bado .

Ny vazaha indray dia azo rebirebena satria : miazakazaka loatra ny fiainana, tsy manampotoana firy izy ireo hi-verifier-na ireo information, betsaka loatra ny information manodidina azy, betsaka loatra ny zavatra ao andohany. Noho izany vahaolana tsotra sy tsy mandany fotoana no tadiaviny haingana dia haingana.

Ireo dia ananako experience personnelle satria mitsabo biby no ataoko, ka mifanerasera @ vazaha isan\'andro aho.Ny olana hatrehiko isan\'andro dia itý : misy ve ilay resultat sa tsia ?. @ io dia tsy misy ady hevitra lavabe izany, na sitrana ilay biby dia mahery ianao, na tsy sitrana ilay biby dia mampieritreritra ny fahaizanao.
Izay no mahatonga ahy milaza hoe ( atsy ambadika atsy ): raha misy olona afaka mibaiko hery miafina , Ohatra : ody fitia, fandatsaham-baratra , mandatsaka orana, maso be tsy mahita.sns...... aoka izy hampiseo izany n\'aizan\'aiza @ toeran-kafa, aoka izy hampiasa izany ho an\' ny tombotsoan\' ny daholo be ( oh: fanakanana ny tafika frantsa, handatsaka orana any atsimo any satria maina any.....), aoka izy hampiasa izany @ firenena hafa. Fa tsy @ toerana iray izay feno olona azo rebirebena fotsiny.
Fa matoa izany rehetra izany tsy vitany dia mazava fa tsy misy hery miafina hainy izany ao, fa ireo efa voalazako etsy ambony no misy ao ( vola , famosaviana, ...)
58. niryna ( 08/10/2009 16:09)

Voalazan\\\' i Niryna teo :

\\\".....hoy hianao ? hmm? manaraka hatramin\\\'ny taninketsa mihitsy rehefa mandeha any amin\\\'ireny izy knou,vaovao alefa amin\\\'ny TV no nahitako izany ,ireny olona mpamaky tanana sy karatra ireny ,miantsoantso eo ambaravana mihitsy ary dia maro no voatarika ary ny filazan\\\'ilay olona hoe misy manao curse izy na misy mametraka zavatra angamba dia mandeha ny vola ,ritra amin\\\'ny farany,mitady vady hoe ,mijery vintana ,andro,ny avenir, ireny no fandrembirebena araka ny eritreritro ary tsy mba nampiraika ahy .Ny dikany izay voarebireby na gasy na vazaha dia voa daholo ka ......\\\"

ravonjison:

Io resaka fahaizana milalao hery miafina io dia miseho @ endriny roa :
- endrika tranainy ( forme traditionnelle ): ody, mpisikidy, fahaizana mitsabo @ fomba tranainy ( fanalána sisika sns...), fahaizana mijery ny ho avy @ fomba tranainy ( tanana, karatra....) arakaraka ny firenena.
hay ve e, misaotra anao :D

-endrika vaovao ( forme moderne) : horoscope, homeopathie, fahaizana mijery ny ho avy ( karatra, tanana, numerologie...), medecine alternative isankarazany,...sns...

Ny vazaha dia tsy mino intsony ireo fahaizana @ fomba tranainy, satria fantany fa avy any @ firenena tsy mbola nandroso ny ankamaroan\\\' izy ireny.

ravo a,mino tokoa ny vazaha ka ,very tanteraka ny volany satria minomino foana koa izy ka ,tsy ny malagasy irery no miny sy manao an\'io raha ny fahalalako azy ,miampy ny kristal eo amin\'ny varavarankely

Fa raha kosa amboamboarinao mba hanana endrika moderne ilay izy dia miditra izy.

mikopa-tanana mihitsy izy ireo ka,miandry eo am-baravarana ka ary ny tanora koa no betsaka mitsakatsaka ary tena azony,

Satria heveriny fa mifanaraka @ siansa izy ireny. Ohatra : raha asianao ordinateur sy apareil somary milailay eo ambony latabatra dia tsy misalasala izy.
Azo rebirebena tokoa ny vazaha, ary resaka fidiram-bola be izy io @ izao fotoana miazakazaka izao.
hay ve e,ka na dia mitady hevitra hakana vola avokoa ny mpamitaka rehetra ankehitriny ka,mitandrema,mitandrema hoy ny tenin\'Atra ka maro ny mpisandoka ary maro no voa

Ny ankamaroan\\\' ny gasy dia azo rebirebena satria : tsy manana internet, tsy afaka mamaky vaovao avy any ivelany, tsy afaka mampitaha....tsotra dia tsotra : bado .
mety hitombona izany fa na manana computer aza ny olona mbola voa ihany ka,tsy ny gasy irery hoy aho fa izay voa rehetra ka azony badona

Ny vazaha indray dia azo rebirebena satria : miazakazaka loatra ny fiainana, tsy manampotoana firy izy ireo hi-verifier-na ireo information, betsaka loatra ny information manodidina azy, betsaka loatra ny zavatra ao andohany. Noho izany vahaolana tsotra sy tsy mandany fotoana no tadiaviny haingana dia haingana .
:D dia voa daholo izany na gasy na vazaha ? :D
misaotra ravo a

Ireo dia ananako experience personnelle satria mitsabo biby no ataoko, ka mifanerasera @ vazaha isan\\\'andro aho.Ny olana hatrehiko isan\\\'andro dia itý : misy ve ilay resultat sa tsia ?. @ io dia tsy misy ady hevitra lavabe izany, na sitrana ilay biby dia mahery ianao, na tsy sitrana ilay biby dia mampieritreritra ny fahaizanao.
ka na ny vazaha aza anie ry ravo mitondra ny bibiny any am-piangonana e,hoentina ho tsofina rano hono sao dia maty ka tsy mankany an-danitra,mahita izany sy mino izany ve ny malagasy ? eny angamba ,tsia angamba ,miankina ireo mpitondra fivavahana mety manadala ny sainy raha tsy mino ny baiboly izy

Izay no mahatonga ahy milaza hoe ( atsy ambadika atsy ): raha misy olona afaka mibaiko hery miafina , Ohatra : ody fitia, fandatsaham-baratra , mandatsaka orana, maso be tsy mahita.sns...... aoka izy hampiseo izany n\\\'aizan\\\'aiza @ toeran-kafa, aoka izy hampiasa izany ho an\\\' ny tombotsoan\\\' ny daholo be ( oh: fanakanana ny tafika frantsa, handatsaka orana any atsimo any satria maina any.....), aoka izy hampiasa izany @ firenena hafa. Fa tsy @ toerana iray izay feno olona azo rebirebena fotsiny.
mitombona ny tsikeranao ary izao koa no tadidio fa mahery ny herin\'ny maizina saingy misy fetrany noho izany tsy mitovy ny herin\'Atra izy hoe mandeha miampita amin\'ny ranomasina mena ireo israely,tsia ,tsy manana hery mitovy amin\'Atra izy ka na misy aza ilay hery dia tsy ho tanteraka toy ny herin\'Atra avokoa ka

Fa matoa izany rehetra izany tsy vitany dia mazava fa tsy misy hery miafina hainy izany ao, fa ireo efa voalazako etsy ambony no misy ao ( vola , famosaviana, ...)

efa novaliako ilay izy fa na ny mpitondra fahiny aza dia mandehandeha tonga hatrany mahajanga itan\'ny olona mandeha any amin\'ny dada rabe.

:-*
59. niryna ( 08/10/2009 16:09)

60. niryna ( 08/10/2009 16:10)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1527