Izay tia kosa angamba no adafa fa tsy misy ody fitia izany

61. niryna ( 08/10/2009 16:10)


Voalazan\\\' i Niryna teo :

\\\".....hoy hianao ? hmm? manaraka hatramin\\\'ny taninketsa mihitsy rehefa mandeha any amin\\\'ireny izy knou,vaovao alefa amin\\\'ny TV no nahitako izany ,ireny olona mpamaky tanana sy karatra ireny ,miantsoantso eo ambaravana mihitsy ary dia maro no voatarika ary ny filazan\\\'ilay olona hoe misy manao curse izy na misy mametraka zavatra angamba dia mandeha ny vola ,ritra amin\\\'ny farany,mitady vady hoe ,mijery vintana ,andro,ny avenir, ireny no fandrembirebena araka ny eritreritro ary tsy mba nampiraika ahy .Ny dikany izay voarebireby na gasy na vazaha dia voa daholo ka ......\\\"

ravonjison:

Io resaka fahaizana milalao hery miafina io dia miseho @ endriny roa :
- endrika tranainy ( forme traditionnelle ): ody, mpisikidy, fahaizana mitsabo @ fomba tranainy ( fanalána sisika sns...), fahaizana mijery ny ho avy @ fomba tranainy ( tanana, karatra....) arakaraka ny firenena.
hay ve e, misaotra anao :D


-endrika vaovao ( forme moderne) : horoscope, homeopathie, fahaizana mijery ny ho avy ( karatra, tanana, numerologie...), medecine alternative isankarazany,...sns...

Ny vazaha dia tsy mino intsony ireo fahaizana @ fomba tranainy, satria fantany fa avy any @ firenena tsy mbola nandroso ny ankamaroan\\\' izy ireny.

ravo a,mino tokoa ny vazaha ka ,very tanteraka ny volany satria minomino foana koa izy ka ,tsy ny malagasy irery no miny sy manao an\'io raha ny fahalalako azy ,miampy ny kristal eo amin\'ny varavarankely

Fa raha kosa amboamboarinao mba hanana endrika moderne ilay izy dia miditra izy.

mikopa-tanana mihitsy izy ireo ka,miandry eo am-baravarana ka ary ny tanora koa no betsaka mitsakatsaka ary tena azony,

Satria heveriny fa mifanaraka @ siansa izy ireny. Ohatra : raha asianao ordinateur sy apareil somary milailay eo ambony latabatra dia tsy misalasala izy.
Azo rebirebena tokoa ny vazaha, ary resaka fidiram-bola be izy io @ izao fotoana miazakazaka izao.
hay ve e,ka na dia mitady hevitra hakana vola avokoa ny mpamitaka rehetra ankehitriny ka,mitandrema,mitandrema hoy ny tenin\'Atra ka maro ny mpisandoka ary maro no voa

Ny ankamaroan\\\' ny gasy dia azo rebirebena satria : tsy manana internet, tsy afaka mamaky vaovao avy any ivelany, tsy afaka mampitaha....tsotra dia tsotra : bado .
mety hitombona izany fa na manana computer aza ny olona mbola voa ihany ka,tsy ny gasy irery hoy aho fa izay voa rehetra ka azony badona

Ny vazaha indray dia azo rebirebena satria : miazakazaka loatra ny fiainana, tsy manampotoana firy izy ireo hi-verifier-na ireo information, betsaka loatra ny information manodidina azy, betsaka loatra ny zavatra ao andohany. Noho izany vahaolana tsotra sy tsy mandany fotoana no tadiaviny haingana dia haingana .
:D dia voa daholo izany na gasy na vazaha ? :D
misaotra ravo a

Ireo dia ananako experience personnelle satria mitsabo biby no ataoko, ka mifanerasera @ vazaha isan\\\'andro aho.Ny olana hatrehiko isan\\\'andro dia itý : misy ve ilay resultat sa tsia ?. @ io dia tsy misy ady hevitra lavabe izany, na sitrana ilay biby dia mahery ianao, na tsy sitrana ilay biby dia mampieritreritra ny fahaizanao.
ka na ny vazaha aza anie ry ravo mitondra ny bibiny any am-piangonana e,hoentina ho tsofina rano hono sao dia maty ka tsy mankany an-danitra,mahita izany sy mino izany ve ny malagasy ? eny angamba ,tsia angamba ,miankina ireo mpitondra fivavahana mety manadala ny sainy raha tsy mino ny baiboly izy

Izay no mahatonga ahy milaza hoe ( atsy ambadika atsy ): raha misy olona afaka mibaiko hery miafina , Ohatra : ody fitia, fandatsaham-baratra , mandatsaka orana, maso be tsy mahita.sns...... aoka izy hampiseo izany n\\\'aizan\\\'aiza @ toeran-kafa, aoka izy hampiasa izany ho an\\\' ny tombotsoan\\\' ny daholo be ( oh: fanakanana ny tafika frantsa, handatsaka orana any atsimo any satria maina any.....), aoka izy hampiasa izany @ firenena hafa. Fa tsy @ toerana iray izay feno olona azo rebirebena fotsiny.
mitombona ny tsikeranao ary izao koa no tadidio fa mahery ny herin\'ny maizina saingy misy fetrany noho izany tsy mitovy ny herin\'Atra izy hoe mandeha miampita amin\'ny ranomasina mena ireo israely,tsia ,tsy manana hery mitovy amin\'Atra izy ka na misy aza ilay hery dia tsy ho tanteraka toy ny herin\'Atra avokoa ka

Fa matoa izany rehetra izany tsy vitany dia mazava fa tsy misy hery miafina hainy izany ao, fa ireo efa voalazako etsy ambony no misy ao ( vola , famosaviana, ...)

efa novaliako ilay izy fa na ny mpitondra fahiny aza dia mandehandeha tonga hatrany mahajanga itan\'ny olona mandeha any amin\'ny dada rabe.


:-*
62. niryna ( 08/10/2009 16:15)


Voalazan\' i Niryna teo :

\".....hoy hianao ? hmm? manaraka hatramin\'ny taninketsa mihitsy rehefa mandeha any amin\'ireny izy knou,vaovao alefa amin\'ny TV no nahitako izany ,ireny olona mpamaky tanana sy karatra ireny ,miantsoantso eo ambaravana mihitsy ary dia maro no voatarika ary ny filazan\'ilay olona hoe misy manao curse izy na misy mametraka zavatra angamba dia mandeha ny vola ,ritra amin\'ny farany,mitady vady hoe ,mijery vintana ,andro,ny avenir, ireny no fandrembirebena araka ny eritreritro ary tsy mba nampiraika ahy .Ny dikany izay voarebireby na gasy na vazaha dia voa daholo ka ......\"

ravonjison:

Io resaka fahaizana milalao hery miafina io dia miseho @ endriny roa :
- endrika tranainy ( forme traditionnelle ): ody, mpisikidy, fahaizana mitsabo @ fomba tranainy ( fanalána sisika sns...), fahaizana mijery ny ho avy @ fomba tranainy ( tanana, karatra....) arakaraka ny firenena.
hay ve e, misaotra anao :D


-endrika vaovao ( forme moderne) : horoscope, homeopathie, fahaizana mijery ny ho avy ( karatra, tanana, numerologie...), medecine alternative isankarazany,...sns...

Ny vazaha dia tsy mino intsony ireo fahaizana @ fomba tranainy, satria fantany fa avy any @ firenena tsy mbola nandroso ny ankamaroan\' izy ireny.

ravo a,mino tokoa ny vazaha ka ,very tanteraka ny volany satria minomino foana koa izy ka ,tsy ny malagasy irery no miny sy manao an'io raha ny fahalalako azy ,miampy ny kristal eo amin'ny varavarankely

Fa raha kosa amboamboarinao mba hanana endrika moderne ilay izy dia miditra izy.

mikopa-tanana mihitsy izy ireo ka,miandry eo am-baravarana ka ary ny tanora koa no betsaka mitsakatsaka ary tena azony,

Satria heveriny fa mifanaraka @ siansa izy ireny. Ohatra : raha asianao ordinateur sy apareil somary milailay eo ambony latabatra dia tsy misalasala izy.
Azo rebirebena tokoa ny vazaha, ary resaka fidiram-bola be izy io @ izao fotoana miazakazaka izao.
hay ve e,ka na dia mitady hevitra hakana vola avokoa ny mpamitaka rehetra ankehitriny ka,mitandrema,mitandrema hoy ny tenin'Atra ka maro ny mpisandoka ary maro no voa

Ny ankamaroan\' ny gasy dia azo rebirebena satria : tsy manana internet, tsy afaka mamaky vaovao avy any ivelany, tsy afaka mampitaha....tsotra dia tsotra : bado .
mety hitombona izany fa na manana computer aza ny olona mbola voa ihany ka,tsy ny gasy irery hoy aho fa izay voa rehetra ka azony badona

Ny vazaha indray dia azo rebirebena satria : miazakazaka loatra ny fiainana, tsy manampotoana firy izy ireo hi-verifier-na ireo information, betsaka loatra ny information manodidina azy, betsaka loatra ny zavatra ao andohany. Noho izany vahaolana tsotra sy tsy mandany fotoana no tadiaviny haingana dia haingana .
:D dia voa daholo izany na gasy na vazaha ? :D
misaotra ravo a

Ireo dia ananako experience personnelle satria mitsabo biby no ataoko, ka mifanerasera @ vazaha isan\'andro aho.Ny olana hatrehiko isan\'andro dia itý : misy ve ilay resultat sa tsia ?. @ io dia tsy misy ady hevitra lavabe izany, na sitrana ilay biby dia mahery ianao, na tsy sitrana ilay biby dia mampieritreritra ny fahaizanao.
ka na ny vazaha aza anie ry ravo mitondra ny bibiny any am-piangonana e,hoentina ho tsofina rano hono sao dia maty ka tsy mankany an-danitra,mahita izany sy mino izany ve ny malagasy ? eny angamba ,tsia angamba ,miankina ireo mpitondra fivavahana mety manadala ny sainy raha tsy mino ny baiboly izy

Izay no mahatonga ahy milaza hoe ( atsy ambadika atsy ): raha misy olona afaka mibaiko hery miafina , Ohatra : ody fitia, fandatsaham-baratra , mandatsaka orana, maso be tsy mahita.sns...... aoka izy hampiseo izany n\'aizan\'aiza @ toeran-kafa, aoka izy hampiasa izany ho an\' ny tombotsoan\' ny daholo be ( oh: fanakanana ny tafika frantsa, handatsaka orana any atsimo any satria maina any.....), aoka izy hampiasa izany @ firenena hafa. Fa tsy @ toerana iray izay feno olona azo rebirebena fotsiny.
mitombona ny tsikeranao ary izao koa no tadidio fa mahery ny herin'ny maizina saingy misy fetrany noho izany tsy mitovy ny herin'Atra izy hoe mandeha miampita amin'ny ranomasina mena ireo israely,tsia ,tsy manana hery mitovy amin'Atra izy ka na misy aza ilay hery dia tsy ho tanteraka toy ny herin'Atra avokoa ka

Fa matoa izany rehetra izany tsy vitany dia mazava fa tsy misy hery miafina hainy izany ao, fa ireo efa voalazako etsy ambony no misy ao ( vola , famosaviana, ...)

efa novaliako ilay izy fa na ny mpitondra fahiny aza dia mandehandeha tonga hatrany mahajanga itan'ny olona mandeha any amin'ny dada rabe.


:-*
63. dadabe ( 08/10/2009 16:21)
nyrina angaha tsy mbola tratran'ny ody fitia ???? :-w :-w andeha asiko ny fananinga alavitra aty chine toi le hahahaha
64. niryna ( 19/10/2009 04:20)
dadabe:

nyrina angaha tsy mbola tratran'ny ody fitia ???? :-w :-w andeha asiko ny fananinga alavitra aty chine toi le hahahaha



:roll: :D :D alefaso fa tsy mandaitra woa,mety ho tia an'i dadabe fotsiny eo aho dia lazainao hoe voan'ny ody fitia eo :D
inona tokoa izany voan'ny fanainga lavitra izany ? andefasana lettre d'amour dia lasa manjoretra eo ve ? sa ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2177