Misitery ny fiainanao ra-Malagasy
1. Envy7
(
02/09/2009 08:00)
Fanainga lavitra, Ody fitia,Matotoa,....inona koa?
novalian'i mpisotrtoaka ny 25/09/2014 13:31
8. Mirananirina
(
02/09/2009 13:11)
mpamosavy,sovoka...mahagaga tokoa fa ny aty toa tsy mba voan'io an.Nefa any voa.
17. Envy7
(
03/09/2009 09:29)
Rano maka olona, Mbola tsy reko Ranandia,Badrii,Njarinitsy mba afaka hazavaina ve ?
18. Bazily
(
03/09/2009 11:50)
BadriiIo Badrii io toa ody gasin'ny kômorianina izy io kou!
Aty Majungà tena bdb ny manao an'io, vao misy fananana kely very dia efa anaovana badrii
19. xxx
(
03/09/2009 11:59)
Bazily:
BadriiIo Badrii io toa ody gasin'ny kômorianina izy io kou!
Aty Majungà tena bdb ny manao an'io, vao misy fananana kely very dia efa anaovana badrii
FA IANAREO VE MINO INONA EEEEEEE§ (comme noue e!!!) mino anan'ANDRIAMANITRA sa mino mistery????? Efa 2009 ve dia mbola be doute daholo ihany hoe handeha hino an'iza sy iza fa tsy mahalala na dia nianatra sy nandalo tanana maro aza???? avelako eo izany raha izany fa ny finoanoampoana dia tsy handaitra amiko velively!!!!
TSY MANDAITRA AMIKO IREO NA DIA HANDEHA HATR@ LOHAaza!!!!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
20. Mirananirina
(
03/09/2009 13:21)
FA IANAREO VE MINO INONA EEEEEEE§ (comme noue e!!!) mino anan'ANDRIAMANITRA sa mino mistery????? Efa 2009 ve dia mbola be doute daholo ihany hoe handeha hino an'iza sy iza fa tsy mahalala na dia nianatra sy nandalo tanana maro aza???? avelako eo izany raha izany fa ny finoanoampoana dia tsy handaitra amiko velively!!!!ra xxx,iza moa no niteny anao fa mino na tsy mino ireo izahay fa milaza ny zavamisy any Dago :roll: :roll: :roll: ,ary ao tokoa ny tena misy.
TSY MANDAITRA AMIKO IREO NA DIA HANDEHA HATR@ LOHAaza!!!!!