Misitery ny fiainanao ra-Malagasy

81. tywa68 ( 16/09/2009 09:22)
ravonjison
Salut a.

Izaho ry Ika avy ao Ambohimandroso a , ary ny fahazazako sy ny fahatanorako rehetra dia tao Ambohimandroso sy Ambatolamy no nandaniako azy.


d mi klaxone rhf mandalo tetezana zany :lol:
82. ravonjison ( 16/09/2009 09:29)
tywa68:

ravonjison
Salut a.

Izaho ry Ika avy ao Ambohimandroso a , ary ny fahazazako sy ny fahatanorako rehetra dia tao Ambohimandroso sy Ambatolamy no nandaniako azy.


d mi klaxone rhf mandalo tetezana zany :lol:



Je , tena izay mihitsy....Tao tetezam-bato idray andro ( efa ela) nisy zaza very avy tao anaty fiara nandalo ny tetezana. Tsy fantatro na arakareo ireny histoire ireny fa izaho dia maharaka tokoa. Dia nisy ny fitadiavana ilay zaza, nantsoina ny mpanao fanafody sns.....

Ny mandalo tetezana aloha any dia tsy maintsy mikalaxone tokoa ( izay ny finoana misy eo antoerana)
83. tywa68 ( 16/09/2009 09:39)
ka toa misy matotoa miseho na misintona andrano sns... asa anefa :wink:
84. ni81 ( 16/09/2009 16:15)
Salut Ni81 !

Ilay ody totohondry dia henoko isan ' andro.Ary malaza tokoa.

Mipetraka izany ny fanontaniana : fa maninona ny gasy no tsy tompondaka eran' izao tontolo izao @ boxe raha mahay ody totohondry ? Ny afrikana aza tsy resiny.
Aoka samy hieritreritra sy hitady valiny.
zà aloha tsy mahay fa mba manontany e! Bandy tao an-tanàna izy izay ary natahoran'ny tovolahy rehetra mihitsy. Tsy mba hoe bandy bokony araka ny filazan'ny olona azy ireny fa tena skil raha ny fahitana azy (zà aza mba ngoda raha oharina taminy), dia kely fa dia tena gaga aho aloha fa resiny daholo ary matahotra azy ny ankizy e! Raha vao dobohan'ny totohondriny dia mivonto be daholo (masoko mihitsy no nahita fa tsy lazan'olona)
85. ikaretsaka ( 16/09/2009 17:05)
ravonjison:

ni81:

Ary ilay manao ody totohondry?



Salut Ni81 !

Ilay ody totohondry dia henoko isan ' andro.Ary malaza tokoa.

Mipetraka izany ny fanontaniana : fa maninona ny gasy no tsy tompondaka eran' izao tontolo izao @ boxe raha mahay ody totohondry ? Ny afrikana aza tsy resiny.
Aoka samy hieritreritra sy hitady valiny.


asaivo g @ mpanao ody totohondry ANY MADAGASIKARA ny afrikanina fa minatsssss garanti
86. Envy7 ( 17/09/2009 11:27)
Mitohy Fanova-maso koa,Maso be tsa mahita koa, Sandany lalana koa,ary tena misy ainoul hafoy mits,ataondry zalah sandany lalana ,he he he
87. Envy7 ( 17/09/2009 11:27)
Mitohy Fanova-maso koa,Maso be tsa mahita koa, Sandany lalana koa,ary tena misy ainoul hafoy mits,ataondry zalah sandany lalana ,he he he
88. rhina ( 25/09/2009 11:18)
ny ody ody totohondry sy ny ody vy sy ny karazany @ vatana lo tena tsy mino za e!!
za mantsy efa naheno tatara : naman'ny vadiko ilay olona izany oe mpiara miasa e!
Bara izy, nirehareha be mihitsy izy rehefa any @ asa fa oe manao ody vy ony izy sns sns nefa izy tena cuisinier tena @ le Oui an
dia indray andro nasainy nandraman'ny cousiany notsindronina ny lefona izy dia maty fa tsy nisy ody vy zany teny aminy dia zay. Vita ny taminy dia anatra ho an'ny hafa ilay izy oe aza minomino foana fa indraindray ny olona manome ilay ody ny volanao na ny arenanao fotiny no tadiaviny aminao arnaque taloha zany reny e!!! nefa mbola misy antairany amizao

89. Envy7 ( 27/09/2009 04:22)
ary ry zalah manana ody may,(ts reo mpanasitrana akory,fa ireo miaro ny tenany) eny @dezaka raha te ahita aniz io.Fotoam-piasana zao.Refa manatitra kaly hoandr zalah,kaly mamay be vo avy noloarana iny,pehandr zalah @heza-maina,hotra ny migoka rano mangatsiaka.....
90. mpisotrtoaka ( 25/09/2014 12:59)

soanja:

ravonjison:

Tsy misy olona niangaran\' ny vintana hafa izany ka hoe manana hery miafina ary miavaka noho ny rehetra ( i Jesosy ihany aloha no nahavita izany: foana tokoa ny fasany ary tsy mbola ananana fanazavana izany @ izao fotoana izao).
Tsy misy koa \"don \" nolována avy amin\' olona na nampianarin\' olona hoan\' ny mpandimby azy ( Soanja). Ny don dia don , tsy fantatrao ny fiaviany, tsy azo afindra.

Ny fantatra dia izao : ireo lazaina fa fahaizana ( fahaizana mametsifetsy olona sy ny fomba fanaovana azy ) dia azony avy amin\' olona ( nampianarina azy ireo).Ireo fahaizana ireo anefa dia azo ampiasaina @ toerana foafetra sy @ antokon\' olona ihany. Tsy ao izany ilay critere ilaina iray : reproductivité( azo demotrer sy ampiharina n\' aiza n\' aiza ilay fahalalána, any @ toeran-kafa, @ fotoana tsy voafetra, tsy miankina @ mpijery). Noho izany tsy azo lazaina fa misy fahalalána mitombina ao.
Marina fa manafina ilay fahaiznana tokoa ireo olona ireo. Lojika izany, misy tombotsoany manokana ao ka tsy tiany ho azon\' olona, ary tsy tiany ho tratra ny fametsifetsena ataony. Toy ny firme farmacuetique iray nahita fanafody hanasitranana ny SIDA, mazava fa tsy atorony anao ny formule, fa tsy maintsy ataony aloha izay hiverenan\' ny volany lany t@ fikarohana nataony tao. Fa ny mahasamihafa azy dia : azo ampiasainao na any Dago, na any Japon, ny any Haiti, ary mandraitra foana.
Donc tsy hitako izay hilazana fa mistery izany.

Ohatra: voalazako etsy ambony fa hoany Ambohimandroso aho, ka hijery fanalána sisika no programako.Ny fanalána sisika dia fomba fitsaboana ataon\' ny olona ao Ambohimandroso, araka ny filazan\' ny olona dia mahasitrana tokoa , ary misy foana ilay izy. Izaho dia nitombo tao Ambohimandoso. Isaky ny asabotsy dia miantsena izahay ary mijery fanalána sisika foana no ataoko, satria ampahibemaso ilay izy.
Ny remarque izany dia itý: 1- ny fanalána sisika dia misy tokoa
2- ary mahasitrana tokoa ve ? sa fametsifetsena sy fangalána vola fotsiny ?
Izao dia milaza fa tsia , tsy mahasitrana velively. Satria raha mahasitrana dia tsy ilána hopitaly intsony any , fa io fomba io no hitsaboana ny rehetra.Ny aretina anefa any dia betsaka ary tsy mety foana.

Ny porofo izany dia tsotra : asaivo ataony any @ toeran-kafa, @ fotoana tsy voafetra ilay izy raha vitany !!!




Ny lojikanao tsy lojikan'ny hafa.

Ny fahalalana heverinao sy inoanao dia mijanona ho anao sy ireo izay mandray ho izay. Fa tsy voatery toy izay avokoa ny fomba fisainan'ny olona. Raha hiteny aminao aho fa mahasitrana folaka sy mpitsoka ary mahay mahasitrana manaintaina amin'ny vatan'olombelona- don nnomen'Andriamanitra ahy izany ary ny RAD no nilaza tamiko fa hatramin'ny fahakely dia nanao an'io aho- dia tsy hino ianao ary za tsy voatery hi-demontrer zany aminao satria nahoana? tsy zavadehibe amiko izany!

Ny rehetra dia samy manana ny fomba heverina fa hanampiany ny hafa ary adidiny. Ao koa ireo izay mihevitra ny vola no zavadehibe amin'ny fiainany fa tsy ny hafa. Ao ny mihevitra credit no goavana ka hivoaka amin'izao boky izao na hanao filazana goavana sns sns sns... Izay ilay misiterin'olombelona.




Ny lojika dia iray sy tokana ihany tompoka ka ts mis hoe ny anao hafa no fandraisanao azy ary ny an'iroa hafa ! Ny raison no mis samihafa ! Aleo hazava tsara !
91. mpisotrtoaka ( 25/09/2014 13:01)

soanja:

ravonjison:

Salut Soanja !

Efa betsaka ny hevitra voalazako mikasika ireo zavatra ireo, fa averiko satria toa tsy azonao na tsy azon\' ny sasany koa. Misy kosa anefa ny olona tena nahazo tsara ny tiako ho lazaina.
Samy manana ny fiheverany, ny fomba fiainany.sns... tsy any mihitsy ilay olana.
Matoa aho mandany andro manoratra eto dia ny tombotsoan\' ny daholo be no tadiaviko, ary izay zavaztra ratsy kosa dia laviko tanteraka. Dia izay foana no fomba hijereko ny zava-misy:

1- raha misy olona mahay manasitrana, mahay manao zavatra tsara... dia aoka haseony ny rehetra ny fahaizany mba ahazoan\' ny rehetra tombotsoa, ary aoka ho lanjalanjana ny lafitsara sy ny lafiratsiny. Raha betsaka noho ny lafitsara ny lafiratsy ( eo @ fiarahamonina) dia tsy tokony hatao ilay zavatra , na dia ahazoan\' ilay mahay azy tombotsoa aza ( ny tobotsoan\' ny rehetra no jerena fa tsy ny azy irery, mitovy @ izay ny critere ampiasaina rehefa mi-tester fanafody).

2- samy manana ny fomba fiheverany ny fanampiany ny hafa ny rehetra. Tsy maintsy atao ho hitan \' ny be sy ny maro izany fomba fanampiana izany, fa tsy tokony afenimpenina. Ny fanambakana sy ny fandementsaina sarontsaronana fahaizana , don , hery miafina , magie, hororskop ... kosa dia laviko tanteraka, maro dia maro toko izy ireo @ izao fotonana izao,y sasany @ fomba tranainy , ny sasany maka endrika moderne, satria lehibe ny olana aterany eo @ fiaraha-monina.


Araka ireo voalazako ireo, hiverenako ilay tranga misy anao.
Milaza ianao fa mahay manasitrana folaka sy pitsoka. Manana don ianao. Tsy mamapaninona ahy izany. Anao izany ary tazony any. Ny don dia misy tsy azo lavina.
Fa raha toa kosa ianao manomboka mitsabo olona ary maka vola, dia manomboka mieritreritra aho hoe inona marina no tianao atao ?
Asehoy @ fomba mazava aloha fa sitrana tokoa ireo olona notsaboinao. Tsy misy te-halala hoe don, hery miafina , magie ... no hainao , fa ny manandanja dia ny fahasitranan\' ireo olona.
Ianao moa milaza fa tsy zava-dehibe aminao ny hi-demontrer nao izany amiko, izao kosa milaza fa raha vao maka vola ianao dia zava-dehibe amiko tokoa ny hi-demontrer nao izany @ rehetra.
Eritrerero hoe hanao an\' izay daholo ny olona rehetra : mody hoe manana don, dia avy eo mitsabo dia maka vola, ny aretina anefa tsy sitrana.
Izay fametsifetsena izay no tena tsy tiako ary mahatoga ahy ho mailo tanteraka.

Ny lojikako tokoa dia tsy lojikan\' ny hafa. Fa raha ilay lojikan\' ny hafa kosa dia handrebireby sy hametsifetsy olona toy izany, dia tsy ekeko, ary tsy maintsy azavaina sy sakanana.



Ndeha ary sakano raha mahavita ianao kooo!!! Ndeha tadiavo raha hahita azy rehetra ianao ary ENGA ANIE hahazo demonstrations matetitetika ianao kooo!!! ny zavamisy anie Ravonjison no resahiko fa tsy ny concept hiheverantsika ity fiainana ity e. Isika manana ny idealy fa tsy izay no zavamisy.

Zah koa dia maniry mitovy aminao hoe ny tombotsoan'ny daholobe no tokony katsahina hatrany ary ny fanambakana ny hafa dia tsy ekeko saingy ianao tsy hahasakana izany mihitsy fa efa miparitaka ny fitiavam-bola sy ny fanompoana isan-karazany ary indrindra ny fanandevozan-tsaina. Matoa aho manao fanadihadihana etsy sy eroa dia ny fitiavako te hahalala hoe hatraiza ny marina hitako ary hatraiza ny fetra hitako fa tsy hisokatra amiko ary ahoana ny fazahoako ireo mistery ireo rehefa hitako eo amin'ny fiainana mba tsy hitsarako moramora ny olona fotsiny...

Fa averiko aminao indray fa izay filozofianao dia tsy voatery hiasa amin'ny hafa ka eo no olana satria misy ny sakana tsy ifandraisana hahatifota izay tianao atao satria izy manana ilay fahalalana, izy tsy vonona hizara aminao na hampiseho azy any an-kafa sns sns.. noho izany raha mbola tsy afaka ny hanao izany izy dia tsy afaka hiteny aho hoe tsy mety any an-kafa io fa hoy aho hoe tsy mbola voatest ilay izy izany. Azoko mihitsy anie ny hevitrao e.

Ps: tsy mbola nisy aloha ny fakana vola tamin'ny fitsaboana ataoko, matetika koa ny ankizy rehefa mipitisoka na folaka avy any izy tsy hanana ariary ho anao fa ny hahamaika azy hilalao no mahamaika azy. Tsy ny vola no zavadehibe aloha amiko izao fa asa any aoriana.




Ilay manaikinaiky fahatany tahaka izany no mahavoa antsika ! Rahoviana vao ho tonga saina fa voatsentsitra anie isika e ! Mba lasa nanidina any ho any nareo d mseho tsy ho voa amin'izay ve !? Ampiasao ny coco fa aza atao fitoerantsatroka !
92. mpisotrtoaka ( 25/09/2014 13:03)

Envy7:

Ka maro ny zavatra mbola,ametrahany maro fanotaniana ????Midika zany fa mbola misitery,na misitery,mifanena amreny mpamosavy ireny,mivoraka ny lohany zay nifanena taminy,maty afaka andro vitsy ...Misy mahalala ary ve ny antidote ampesany hampivoraka ny loha,nefa ry zalah nosaviany toa bandy natanjaka be tao am tanana,nefa nalemy refa tratrany.Tao koa ireo mpivoaka alina zay tratra,nafatotra ary efa teo amny minitra handretana ny afo,nanjavona,avy Fianara lay rafotsy,tany am faritra Ankaratra iny no tratra,zay nanjavona zay,ka raha tena marina ty fahavononanao Ravonjison,dia itondrao vaovao eto zahay de ento eto koa ny fikanreny mba ho fantatry ny daholo be.

Ny mistery dia izay rehetra mbola tsy VOAVALY fa rehefa HITA sy MAZAVA ny VALINY dia tsy mistery intsony izy !
93. mpisotrtoaka ( 25/09/2014 13:31)
Tohizo le serasera fa mahasoa e ! Fifampizarana no tena tsara eto ! D misokatra malalaka ny saina !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1903