Misitery ny fiainanao ra-Malagasy

61. Envy7 ( 09/09/2009 13:27)
ravonjison:
Envy7:
Antanifotsy akaikin Ambomandroso ravonjison a. maro be ny bandy akama mpanamboatra kabosy ao ireo,mahalala tsara fa tsy mikozy ry zalah,oe inona marina le fika atao. Misitery ny Malagasy (Madagascar) no resahana,fa aza itarina any New york na Amerika,inn no hanaovany ody andro any? Mahazo firy dolar izy raha hanao anzany any. Ny porofo tadiavina eto,hazavao,aona ny fomba hataony hampiato ny orana mba hahamaina ny andro,refa maina ny andro rangah mibalika foana ny masoandro a.Aiza ary nareo zany,hafa ndray izy refa misy ny eclipse,araka ny hiran-dry zalah oe LE SOLEIL A RENDEZ-VOUS AVEC LA LUNE Fa aza atao kapibematsina hoe mahay mampibaliaka ny masoandro.Refa misy hvt lavina dia hazavao,fa tsy vitany miteny be fotsiny isaky zay mandray anjara oe tsy dakaoro,sika taranaka aty afara tsy dakaoro amzany,fa aza adino,fa ny dadany dadany dadabe an dadabe an-dramalagasy dia efa niaina tamreo tranga rahetra ireo.Ka ny hino zany sika na tsy hino,dia Mistery ny fiainanao ra-Malagasy.(Ao anaty kolontsaina iany koa ireo voalaza) Reto mbola misy , SISIKA-VOAN-KANINA ,FANAFENANA NY ANDRO NAHATERAHANA,TSY FAMPISEHONA SARY....KASOU...
Salut Envy7 ! Mijanona ho kolotsaina tokoa ny fandementsaina sy fanambakana. Izaho sy ianao angamba dia mitovy tanjona eto : ny hampandroso an\" i Dago.Anisan\" izany ny fitadiavana tombotsoa hoan\" ny daholo , tsy ao Antanifotsy fotsiny, fa eran\" i Dago ( na eran\"izao tontolo izao ). Noho izany tsotra dia tsotra ilay raisonnement : raha misy olona afaka manatsara toetrandro, rehefa avy be ny orana izay mahatonga tondra-drano, dia mba asaivo hajanony ilay orana, satria mandany ny volam-panjakana ny manarina ny simba avy eo. Izay ilay tombotsoan\"ny daholo be. Raha vitany izany dia mipo-tsatroka aho. Izao anefa milaza dieny mialoha fa tsy vitany. Izay no porofo indirect azoko homena anao satria ny porofo direct tsy mety atao.
Maro ry zalah any amny dezaka any,mahay zvt maro,fa tsy adala akory ry lerony,ka hitonon-tena hotra ny lolo ,manaton-jiro.Tsy ananany ny boritra,fa raha coco,mety ho maranitra noho ry zalah mpamatatra ny toe-tr andro,ra Fanjakana ve hanam-bola hividianana ny misiterin-dry zalah( reo hita fa mahasoa ny daholo be,raha tao anaty fikambanana Pere Pedro na Mere Teresa angamba ry zalah ,mety nahalala tanana...)ka zay hoa,misitery ny fiainanao ra-Malagasy! Misy ny mpanasitrana zao,amreo karazana tambavy,any anaty akata be any,reny aza no mety voambaka,fa tsy mpanambaka.Hanotanitanina eny,avy eo ,
62. ravonjison ( 09/09/2009 15:35)
Envy7:

ravonjison:
Envy7:
Antanifotsy akaikin Ambomandroso ravonjison a. maro be ny bandy akama mpanamboatra kabosy ao ireo,mahalala tsara fa tsy mikozy ry zalah,oe inona marina le fika atao. Misitery ny Malagasy (Madagascar) no resahana,fa aza itarina any New york na Amerika,inn no hanaovany ody andro any? Mahazo firy dolar izy raha hanao anzany any. Ny porofo tadiavina eto,hazavao,aona ny fomba hataony hampiato ny orana mba hahamaina ny andro,refa maina ny andro rangah mibalika foana ny masoandro a.Aiza ary nareo zany,hafa ndray izy refa misy ny eclipse,araka ny hiran-dry zalah oe LE SOLEIL A RENDEZ-VOUS AVEC LA LUNE Fa aza atao kapibematsina hoe mahay mampibaliaka ny masoandro.Refa misy hvt lavina dia hazavao,fa tsy vitany miteny be fotsiny isaky zay mandray anjara oe tsy dakaoro,sika taranaka aty afara tsy dakaoro amzany,fa aza adino,fa ny dadany dadany dadabe an dadabe an-dramalagasy dia efa niaina tamreo tranga rahetra ireo.Ka ny hino zany sika na tsy hino,dia Mistery ny fiainanao ra-Malagasy.(Ao anaty kolontsaina iany koa ireo voalaza) Reto mbola misy , SISIKA-VOAN-KANINA ,FANAFENANA NY ANDRO NAHATERAHANA,TSY FAMPISEHONA SARY....KASOU...
Salut Envy7 ! Mijanona ho kolotsaina tokoa ny fandementsaina sy fanambakana. Izaho sy ianao angamba dia mitovy tanjona eto : ny hampandroso an\\\" i Dago.Anisan\\\" izany ny fitadiavana tombotsoa hoan\\\" ny daholo , tsy ao Antanifotsy fotsiny, fa eran\\\" i Dago ( na eran\\\"izao tontolo izao ). Noho izany tsotra dia tsotra ilay raisonnement : raha misy olona afaka manatsara toetrandro, rehefa avy be ny orana izay mahatonga tondra-drano, dia mba asaivo hajanony ilay orana, satria mandany ny volam-panjakana ny manarina ny simba avy eo. Izay ilay tombotsoan\\\"ny daholo be. Raha vitany izany dia mipo-tsatroka aho. Izao anefa milaza dieny mialoha fa tsy vitany. Izay no porofo indirect azoko homena anao satria ny porofo direct tsy mety atao.
Maro ry zalah any amny dezaka any,mahay zvt maro,fa tsy adala akory ry lerony,ka hitonon-tena hotra ny lolo ,manaton-jiro.Tsy ananany ny boritra,fa raha coco,mety ho maranitra noho ry zalah mpamatatra ny toe-tr andro,ra Fanjakana ve hanam-bola hividianana ny misiterin-dry zalah( reo hita fa mahasoa ny daholo be,raha tao anaty fikambanana Pere Pedro na Mere Teresa angamba ry zalah ,mety nahalala tanana...)ka zay hoa,misitery ny fiainanao ra-Malagasy! Misy ny mpanasitrana zao,amreo karazana tambavy,any anaty akata be any,reny aza no mety voambaka,fa tsy mpanambaka.Hanotanitanina eny,avy eo ,

Salut Envy7 !

Toa sarotra aminao no manaraka ilay hevitra lazaiko.
Tsy voatery izy hilaza na hivarotra ny fahaizany @ fanjakana ( azony atao koa anefa izany), fa raha ny tombotsoan\' ny daholo be no tadiaviny ( toa ahy sy ianao ), dia tokony hajanony ilay orana. Fa matoa tsy ataony dia tsy hainy.

Ny resaka tambavy indray dia tsy misy zavamiafina izany ao. Ny tambavy dia fantatra fa mahasitrana ny aretina tsotsotra fotsiny, ary avy @ tambavy ny nivoahan\' ny matiere farmacologie moderne, donc tsy olana ny amin\' iny. Ny olana fotsiny dia ny fampiasana azy, misy ny aretina tsy voatsabon\' ny tambavy mihitsy ka tsy tokony handany andro @ izany.

Izao ry Envy7 a , izaho hanao vacance ao Ambohimandroso tsy ho ela. Hijery ny fanalána sisika ao antsena no anisan\' ny programako. Ka possible ve raha mifankahita isika, dia mba hoentinao any antoerana hijery ilay zava-misy, ilay fahaizana aho , @ izay isika tsy lany andro mifanoratra eto ?
Liana dia liana tokoa aho ny @ mikasika izany.

63. soanja ( 09/09/2009 22:47)
ravonjison:

Envy7:

Antanifotsy akaikin Ambomandroso ravonjison a. maro be ny bandy akama mpanamboatra kabosy ao ireo,mahalala tsara fa tsy mikozy ry zalah,oe inona marina le fika atao. Misitery ny Malagasy (Madagascar) no resahana,fa aza itarina any New york na Amerika,inn no hanaovany ody andro any? Mahazo firy dolar izy raha hanao anzany any. Ny porofo tadiavina eto,hazavao,aona ny fomba hataony hampiato ny orana mba hahamaina ny andro,refa maina ny andro rangah mibalika foana ny masoandro a.Aiza ary nareo zany,hafa ndray izy refa misy ny eclipse,araka ny hiran-dry zalah oe LE SOLEIL A RENDEZ-VOUS AVEC LA LUNE Fa aza atao kapibematsina hoe mahay mampibaliaka ny masoandro.Refa misy hvt lavina dia hazavao,fa tsy vitany miteny be fotsiny isaky zay mandray anjara oe tsy dakaoro,sika taranaka aty afara tsy dakaoro amzany,fa aza adino,fa ny dadany dadany dadabe an dadabe an-dramalagasy dia efa niaina tamreo tranga rahetra ireo.Ka ny hino zany sika na tsy hino,dia Mistery ny fiainanao ra-Malagasy.(Ao anaty kolontsaina iany koa ireo voalaza) Reto mbola misy , SISIKA-VOAN-KANINA ,FANAFENANA NY ANDRO NAHATERAHANA,TSY FAMPISEHONA SARY....KASOU...

Noho izany tsotra dia tsotra ilay raisonnement : raha misy olona afaka manatsara toetrandro, rehefa avy be ny orana izay mahatonga tondra-drano, dia mba asaivo hajanony ilay orana, satria mandany ny volam-panjakana ny manarina ny simba avy eo. Izay ilay tombotsoan"ny daholo be.
Raha vitany izany dia mipo-tsatroka aho. Izao anefa milaza dieny mialoha fa tsy vitany.

Miankina amin'ny tanjon'ilay manana ny fahaizana avokoa no iasany amin'ny zavatra iray. Mino aho fa lavitra azy ny hihevitra hoe ndeha hampiako ny fanjakana. Ny handositra fanjakana aza ataony. Efa nahita aho be dia be olona tsy manana kopia satria sady tsy te hiasa saina momba ny fanjakana izy no tsy hihevitra ny hanampy ny hafa noho izany.

Efa nahita koa anefa ry zareo mpandatsaka orana. Izay nampihaiky volana ahy tokoa sady nahagaga fa hainy koa ny nampijanona azy. Koa satria tsy mbola nahita ianao dia aza lazaina fa tsy misy ilay zavatra.

Io anefa dia tsy hay ho azy fa nisy nampianatra azy tany amboalohany. Ka raha io no anton'asany mpandatsa-baratra ohatra ho an'izay mila izany ho an'ny hafa dia hanao izany izy saingy tsy manana formule izy hanao izany amin'ny zavatra hafa tsy nianarany sady tsy important aminy.

64. ravonjison ( 10/09/2009 08:45)
Voalazanan\' i Soanja:

\" Efa nahita koa anefa ry zareo mpandatsaka orana. Izay nampihaiky volana ahy tokoa sady nahagaga fa hainy koa ny nampijanona azy. Koa satria tsy mbola nahita ianao dia aza lazaina fa tsy misy ilay zavatra.\"

Eto indray angamba dia tsy nifankahazo ilay resaka. Ilay phenomene dia misy ( ny sasany kosa anefa dia tsy possible mihitsy) , samy avy any Dago daholo isika ka samy nahita. Fa ny interptertation -no samy hafa.
Ianareo milaza fa ireo olona ireo dia manana don particulier (Ndenn), mahay zava-miafina, mahay milalao hery sns...... Izaho kosa milaza fa ireo olona ireo dia olontsotra toy ny rehetra ihany, fanambakana sy fandementsaina no afeniny ao ambadik¨io fahaizana io. Tsy misy olona niangaran\' ny vintana hafa izany ka hoe manana hery miafina ary miavaka noho ny rehetra ( i Jesosy ihany aloha no nahavita izany: foana tokoa ny fasany ary tsy mbola ananana fanazavana izany @ izao fotoana izao).
Tsy misy koa \"don \" nolována avy amin\' olona na nampianarin\' olona hoan\' ny mpandimby azy ( Soanja). Ny don dia don , tsy fantatrao ny fiaviany, tsy azo afindra.

Ny fantatra dia izao : ireo lazaina fa fahaizana ( fahaizana mametsifetsy olona sy ny fomba fanaovana azy ) dia azony avy amin\' olona ( nampianarina azy ireo).Ireo fahaizana ireo anefa dia azo ampiasaina @ toerana foafetra sy @ antokon\' olona ihany. Tsy ao izany ilay critere ilaina iray : reproductivité( azo demotrer sy ampiharina n\' aiza n\' aiza ilay fahalalána, any @ toeran-kafa, @ fotoana tsy voafetra, tsy miankina @ mpijery). Noho izany tsy azo lazaina fa misy fahalalána mitombina ao.
Marina fa manafina ilay fahaiznana tokoa ireo olona ireo. Lojika izany, misy tombotsoany manokana ao ka tsy tiany ho azon\' olona, ary tsy tiany ho tratra ny fametsifetsena ataony. Toy ny firme farmacuetique iray nahita fanafody hanasitranana ny SIDA, mazava fa tsy atorony anao ny formule, fa tsy maintsy ataony aloha izay hiverenan\' ny volany lany t@ fikarohana nataony tao. Fa ny mahasamihafa azy dia : azo ampiasainao na any Dago, na any Japon, ny any Haiti, ary mandraitra foana.
Donc tsy hitako izay hilazana fa mistery izany.

Ohatra: voalazako etsy ambony fa hoany Ambohimandroso aho, ka hijery fanalána sisika no programako.Ny fanalána sisika dia fomba fitsaboana ataon\' ny olona ao Ambohimandroso, araka ny filazan\' ny olona dia mahasitrana tokoa , ary misy foana ilay izy. Izaho dia nitombo tao Ambohimandoso. Isaky ny asabotsy dia miantsena izahay ary mijery fanalána sisika foana no ataoko, satria ampahibemaso ilay izy.
Ny remarque izany dia itý: 1- ny fanalána sisika dia misy tokoa
2- ary mahasitrana tokoa ve ? sa fametsifetsena sy fangalána vola fotsiny ?
Izao dia milaza fa tsia , tsy mahasitrana velively. Satria raha mahasitrana dia tsy ilána hopitaly intsony any , fa io fomba io no hitsaboana ny rehetra.Ny aretina anefa any dia betsaka ary tsy mety foana.

Ny porofo izany dia tsotra : asaivo ataony any @ toeran-kafa, @ fotoana tsy voafetra ilay izy raha vitany !!!

65. Envy7 ( 10/09/2009 12:26)
Tongavasoa ao Ambomandroso,enao Ravonjison a,aza adino koa,ny mandalo ao Antanifotsy. zarazarao eto zay marina avy amin-dry zalah ao . Miandry an-drangah eto.
66. ravonjison ( 10/09/2009 14:21)
Envy7:

Tongavasoa ao Ambomandroso,enao Ravonjison a,aza adino koa,ny mandalo ao Antanifotsy. zarazarao eto zay marina avy amin-dry zalah ao . Miandry an-drangah eto.

Envy7 a, za mba nanantena hoe hoentinao any antoerana aho mba hahita ilay izy. Fifankafantarana namana, fitsangatsanganana sy fijerena ny zava-misy no handraisako azy, fa tsy ady hebvitra velively. Fa ianao moa izany angamba tsy misy fotoana.
Any aorian' ny krismasy any aho vao ho tonga any.
Noho izany tsy maintsy izaho ihany izany no hijery ny zava-misy.
Na izany na tsy izany aza ,efa tena tsy andriko ny hihinana mofogasy , ramanonaka, kafe misy ronono, bononoka...sy ny hifankahita @ ireo namana izay niarahana nilalao vovoka.
67. soanja ( 11/09/2009 01:02)
ravonjison:

Tsy misy olona niangaran\' ny vintana hafa izany ka hoe manana hery miafina ary miavaka noho ny rehetra ( i Jesosy ihany aloha no nahavita izany: foana tokoa ny fasany ary tsy mbola ananana fanazavana izany @ izao fotoana izao).
Tsy misy koa \"don \" nolována avy amin\' olona na nampianarin\' olona hoan\' ny mpandimby azy ( Soanja). Ny don dia don , tsy fantatrao ny fiaviany, tsy azo afindra.

Ny fantatra dia izao : ireo lazaina fa fahaizana ( fahaizana mametsifetsy olona sy ny fomba fanaovana azy ) dia azony avy amin\' olona ( nampianarina azy ireo).Ireo fahaizana ireo anefa dia azo ampiasaina @ toerana foafetra sy @ antokon\' olona ihany. Tsy ao izany ilay critere ilaina iray : reproductivité( azo demotrer sy ampiharina n\' aiza n\' aiza ilay fahalalána, any @ toeran-kafa, @ fotoana tsy voafetra, tsy miankina @ mpijery). Noho izany tsy azo lazaina fa misy fahalalána mitombina ao.
Marina fa manafina ilay fahaiznana tokoa ireo olona ireo. Lojika izany, misy tombotsoany manokana ao ka tsy tiany ho azon\' olona, ary tsy tiany ho tratra ny fametsifetsena ataony. Toy ny firme farmacuetique iray nahita fanafody hanasitranana ny SIDA, mazava fa tsy atorony anao ny formule, fa tsy maintsy ataony aloha izay hiverenan\' ny volany lany t@ fikarohana nataony tao. Fa ny mahasamihafa azy dia : azo ampiasainao na any Dago, na any Japon, ny any Haiti, ary mandraitra foana.
Donc tsy hitako izay hilazana fa mistery izany.

Ohatra: voalazako etsy ambony fa hoany Ambohimandroso aho, ka hijery fanalána sisika no programako.Ny fanalána sisika dia fomba fitsaboana ataon\' ny olona ao Ambohimandroso, araka ny filazan\' ny olona dia mahasitrana tokoa , ary misy foana ilay izy. Izaho dia nitombo tao Ambohimandoso. Isaky ny asabotsy dia miantsena izahay ary mijery fanalána sisika foana no ataoko, satria ampahibemaso ilay izy.
Ny remarque izany dia itý: 1- ny fanalána sisika dia misy tokoa
2- ary mahasitrana tokoa ve ? sa fametsifetsena sy fangalána vola fotsiny ?
Izao dia milaza fa tsia , tsy mahasitrana velively. Satria raha mahasitrana dia tsy ilána hopitaly intsony any , fa io fomba io no hitsaboana ny rehetra.Ny aretina anefa any dia betsaka ary tsy mety foana.

Ny porofo izany dia tsotra : asaivo ataony any @ toeran-kafa, @ fotoana tsy voafetra ilay izy raha vitany !!!

Ny lojikanao tsy lojikan'ny hafa.

Ny fahalalana heverinao sy inoanao dia mijanona ho anao sy ireo izay mandray ho izay. Fa tsy voatery toy izay avokoa ny fomba fisainan'ny olona. Raha hiteny aminao aho fa mahasitrana folaka sy mpitsoka ary mahay mahasitrana manaintaina amin'ny vatan'olombelona- don nnomen'Andriamanitra ahy izany ary ny RAD no nilaza tamiko fa hatramin'ny fahakely dia nanao an'io aho- dia tsy hino ianao ary za tsy voatery hi-demontrer zany aminao satria nahoana? tsy zavadehibe amiko izany!

Ny rehetra dia samy manana ny fomba heverina fa hanampiany ny hafa ary adidiny. Ao koa ireo izay mihevitra ny vola no zavadehibe amin'ny fiainany fa tsy ny hafa. Ao ny mihevitra credit no goavana ka hivoaka amin'izao boky izao na hanao filazana goavana sns sns sns... Izay ilay misiterin'olombelona.

68. ravonjison ( 11/09/2009 11:06)
Salut Soanja !

Efa betsaka ny hevitra voalazako mikasika ireo zavatra ireo, fa averiko satria toa tsy azonao na tsy azon\' ny sasany koa. Misy kosa anefa ny olona tena nahazo tsara ny tiako ho lazaina.
Samy manana ny fiheverany, ny fomba fiainany.sns... tsy any mihitsy ilay olana.
Matoa aho mandany andro manoratra eto dia ny tombotsoan\' ny daholo be no tadiaviko, ary izay zavaztra ratsy kosa dia laviko tanteraka. Dia izay foana no fomba hijereko ny zava-misy:

1- raha misy olona mahay manasitrana, mahay manao zavatra tsara... dia aoka haseony ny rehetra ny fahaizany mba ahazoan\' ny rehetra tombotsoa, ary aoka ho lanjalanjana ny lafitsara sy ny lafiratsiny. Raha betsaka noho ny lafitsara ny lafiratsy ( eo @ fiarahamonina) dia tsy tokony hatao ilay zavatra , na dia ahazoan\' ilay mahay azy tombotsoa aza ( ny tobotsoan\' ny rehetra no jerena fa tsy ny azy irery, mitovy @ izay ny critere ampiasaina rehefa mi-tester fanafody).

2- samy manana ny fomba fiheverany ny fanampiany ny hafa ny rehetra. Tsy maintsy atao ho hitan \' ny be sy ny maro izany fomba fanampiana izany, fa tsy tokony afenimpenina. Ny fanambakana sy ny fandementsaina sarontsaronana fahaizana , don , hery miafina , magie, hororskop ... kosa dia laviko tanteraka, maro dia maro toko izy ireo @ izao fotonana izao,y sasany @ fomba tranainy , ny sasany maka endrika moderne, satria lehibe ny olana aterany eo @ fiaraha-monina.

Araka ireo voalazako ireo, hiverenako ilay tranga misy anao.
Milaza ianao fa mahay manasitrana folaka sy pitsoka. Manana don ianao. Tsy mamapaninona ahy izany. Anao izany ary tazony any. Ny don dia misy tsy azo lavina.
Fa raha toa kosa ianao manomboka mitsabo olona ary maka vola, dia manomboka mieritreritra aho hoe inona marina no tianao atao ?
Asehoy @ fomba mazava aloha fa sitrana tokoa ireo olona notsaboinao. Tsy misy te-halala hoe don, hery miafina , magie ... no hainao , fa ny manandanja dia ny fahasitranan\' ireo olona.
Ianao moa milaza fa tsy zava-dehibe aminao ny hi-demontrer nao izany amiko, izao kosa milaza fa raha vao maka vola ianao dia zava-dehibe amiko tokoa ny hi-demontrer nao izany @ rehetra.
Eritrerero hoe hanao an\' izay daholo ny olona rehetra : mody hoe manana don, dia avy eo mitsabo dia maka vola, ny aretina anefa tsy sitrana.
Izay fametsifetsena izay no tena tsy tiako ary mahatoga ahy ho mailo tanteraka.

Ny lojikako tokoa dia tsy lojikan\' ny hafa. Fa raha ilay lojikan\' ny hafa kosa dia handrebireby sy hametsifetsy olona toy izany, dia tsy ekeko, ary tsy maintsy azavaina sy sakanana.
69. soanja ( 11/09/2009 14:50)

Ndeha ary sakano raha mahavita ianao kooo!!! Ndeha tadiavo raha hahita azy rehetra ianao ary ENGA ANIE hahazo demonstrations matetitetika ianao kooo!!! ny zavamisy anie Ravonjison no resahiko fa tsy ny concept hiheverantsika ity fiainana ity e. Isika manana ny idealy fa tsy izay no zavamisy.

Zah koa dia maniry mitovy aminao hoe ny tombotsoan'ny daholobe no tokony katsahina hatrany ary ny fanambakana ny hafa dia tsy ekeko saingy ianao tsy hahasakana izany mihitsy fa efa miparitaka ny fitiavam-bola sy ny fanompoana isan-karazany ary indrindra ny fanandevozan-tsaina. Matoa aho manao fanadihadihana etsy sy eroa dia ny fitiavako te hahalala hoe hatraiza ny marina hitako ary hatraiza ny fetra hitako fa tsy hisokatra amiko ary ahoana ny fazahoako ireo mistery ireo rehefa hitako eo amin'ny fiainana mba tsy hitsarako moramora ny olona fotsiny...

Fa averiko aminao indray fa izay filozofianao dia tsy voatery hiasa amin'ny hafa ka eo no olana satria misy ny sakana tsy ifandraisana hahatifota izay tianao atao satria izy manana ilay fahalalana, izy tsy vonona hizara aminao na hampiseho azy any an-kafa sns sns.. noho izany raha mbola tsy afaka ny hanao izany izy dia tsy afaka hiteny aho hoe tsy mety any an-kafa io fa hoy aho hoe tsy mbola voatest ilay izy izany. Azoko mihitsy anie ny hevitrao e.

Ps: tsy mbola nisy aloha ny fakana vola tamin'ny fitsaboana ataoko, matetika koa ny ankizy rehefa mipitisoka na folaka avy any izy tsy hanana ariary ho anao fa ny hahamaika azy hilalao no mahamaika azy. Tsy ny vola no zavadehibe aloha amiko izao fa asa any aoriana.

70. ravonjison ( 11/09/2009 15:58)
Ok. mazava ny hevitrao.
Ny anampiako azy fotsiny dia itý: ireny resaka fahaizana, hery miafina, ozona zahaizana maminavina,fanasitranana @ alalan\' ny telé, psychokinese sns...ireny dia efa nokarohana daholo ny ankamaroany . Ny sasany moa dia navela satria efa hita fa fandaniana andro sy vola fotsiny ny hikarohana azy.
Ary fantatra sy voaporofo fa ny ankamaroany dia resaka soloky, fitadiavambola, fitsetsefana sns.., ny sasany indray dia azo hazavaina tsotra izao. Vitsy dia vitsy ny azo lazaina fa tena hoe \" mistery \".

Azonao jerena any @ document \" The mysterious of Arthur C. Clarke \" izany rehetra izany.
Arthur C. Clarke dia ecrivain britannique. Anisan\' ny nandaniany ny androny dia ny nitady porofo sy niezaka manazava ny fisian\' ireny lazaina fa phenomene paranormal ireny, niara-niasa t@ specialiste isan-karazany izy noho izany.. Any sri lanka no misy ny laboratoire-ny ary tany koa izy no maty ( t@ erintaona raha tsy diso aho).
71. Envy7 ( 11/09/2009 17:59)
Ka maro ny zavatra mbola,ametrahany maro fanotaniana ????Midika zany fa mbola misitery,na misitery,mifanena amreny mpamosavy ireny,mivoraka ny lohany zay nifanena taminy,maty afaka andro vitsy ...Misy mahalala ary ve ny antidote ampesany hampivoraka ny loha,nefa ry zalah nosaviany toa bandy natanjaka be tao am tanana,nefa nalemy refa tratrany.Tao koa ireo mpivoaka alina zay tratra,nafatotra ary efa teo amny minitra handretana ny afo,nanjavona,avy Fianara lay rafotsy,tany am faritra Ankaratra iny no tratra,zay nanjavona zay,ka raha tena marina ty fahavononanao Ravonjison,dia itondrao vaovao eto zahay de ento eto koa ny fikanreny mba ho fantatry ny daholo be.
72. soanja ( 11/09/2009 22:46)
ravonjison:

Ok. mazava ny hevitrao.
Ny anampiako azy fotsiny dia itý: ireny resaka fahaizana, hery miafina, ozona zahaizana maminavina,fanasitranana @ alalan\' ny telé, psychokinese sns...ireny dia efa nokarohana daholo ny ankamaroany . Ny sasany moa dia navela satria efa hita fa fandaniana andro sy vola fotsiny ny hikarohana azy.
Ary fantatra sy voaporofo fa ny ankamaroany dia resaka soloky, fitadiavambola, fitsetsefana sns.., ny sasany indray dia azo hazavaina tsotra izao. Vitsy dia vitsy ny azo lazaina fa tena hoe \" mistery \".

Zany ve moa ka ho zavabaovao amintsika. Misy ny mpisoloky ary misy ny mpinompino foana. Ireo no mitambatra no manome ny atao hoe TSY FAHALALANA sy FAHAVENDRANANA ary FANIMBANA.

Saingy tsy midika izany fa tsy misy ireo izay heverina fa efa vaovahantsika olombelona ny mistery momba azy ireo.

Hoy i Xenophanes izay, olona niaina kely tafaran'i Pythagoras hoe:

" ... as for certain truth, no man has known it, Nor shall be know it, neither of the gods, Nor yet of all the things of which I speak, For even by chance he were to utter the final truth, he would himself not know it: For all is but a woven web of guesses..."

73. ravonjison ( 12/09/2009 12:01)
Envy7:

Ka maro ny zavatra mbola,ametrahany maro fanotaniana ????Midika zany fa mbola misitery,na misitery,mifanena amreny mpamosavy ireny,mivoraka ny lohany zay nifanena taminy,maty afaka andro vitsy ...Misy mahalala ary ve ny antidote ampesany hampivoraka ny loha,nefa ry zalah nosaviany toa bandy natanjaka be tao am tanana,nefa nalemy refa tratrany.Tao koa ireo mpivoaka alina zay tratra,nafatotra ary efa teo amny minitra handretana ny afo,nanjavona,avy Fianara lay rafotsy,tany am faritra Ankaratra iny no tratra,zay nanjavona zay,ka raha tena marina ty fahavononanao Ravonjison,dia itondrao vaovao eto zahay de ento eto koa ny fikanreny mba ho fantatry ny daholo be.

Salut Envy7 !
Mba anampiako ireo efa voalazako dia averiko soratana ireo hevitra sasany :

1- Efa voalazako fa efa nokarohina daholo ny ankamaroan\' ireny , tany @ firenena hafa ny sasany, ka efa fantatra ny votoatiny. Noho izany tsy misy mistery izany ao . Ny gasy sy ny olona sasany no milaza fa mistery ilay izy.

2- Ny antsipirihany mikasika antidote ampiasainy hampivoraka loha dia tsy azoko lazaina anao, satria eo ampijerena ny zavamisy tokoa aho izaho, ka tsy azoko lazaina eto mialoha ny zavatra fantatro. Ampiako fotsiny hoe : izaho koa tany ampianarana ( lycée) rehefa mifankahita @ prof de francais ao @ couloir dia nivoraka tokoa ny lohako. Izaho mantsy anisan\' ny mpianatra tsy tia taranja frantsay ka nanao tsirambina ny teny frantsay. Noho izany tsy fahaizako izany anefa dia natahotra mafy ilay prof aho ( sao antsoiny ao ao ampianarana na ho lazainy an\' i dadanay), izany mifanatri -maso aminy izany moa dia loza tokoa ho ahy...

3- izaho dia mi-inetresser tokoa @ ireny lazaina fa fahaizana sy zavamiafina ireny efa 5 taona izay . Ny antony moa dia tsotra : mba hanavahana ny tena zavamisy, ny zavatra ahazoana tombotsoa etsy andaniny, @ laigalainga, fanadalána olona, fitsetsefana, fitadiavam-bola, finoanoam-poana, famonoana olona noho ny tobotsoan\' ny tena manokana etsy ankilany. Noho izany tsy zavatra vaovao amiko ilay izy, ary ny sasany dia niainako t@ mbola kely koa ( izany resaka mpamosavy izany lesy dia nisy fotoana nampalaza azy tokoa : Ambohimandroso, Miadanimerina, Mahaketraka sns....).

Sao mantsy dia misy mieritreritra eto hoe : lery io koa to miseho milay fotsiny, mipetraka any andafy any , tsy mahalala ny zavamisy eto Dago ka manao be teorie eo fotsiny.
Ilay lafiny ara-pratika eo @ fiainana andavanadro mihitsy no mampieritreritra ahy.

Misy ohatra vitsivitsy tsotsotra ireto mba ahazoantsika maka sary antsaina ny zava-misy:

1- Psychokinése ( fahaizana mampihetsika zavatra @ alaln\' ny eritreritra fotsiny) : Misy milaza fa mahavita izany tokoa.
Ny amerikana no nanao fikarohana mafy satria natahotra ry zareo sao misy afaka manodina ny lakilen\' ny baomba atomika ka hampipoaka azy ( ny fahavalo avy any Russe indrindra), nandritra ny geurre froid. Noho izany soraisin-dry zareo seriuex ilay olana.

Votoatiny: laiga daholo. Tsy misy mahavita mampihetsika zavatra @ alalán\'ny eritreritra izany fotsiny.

2- Ambalavelona: efa fantatra ny mikasika ny ambalavelona.

Votoatiny: Misy , mitovy @ crise epileptique. Fanapoizinana tanteraka ( intoxication). Fantatra ilay poizina ary fantatra koa ny fanafodiny. Tsy ny crise epileptique rehetra ao @ faritra Ambatondrazaka anefa dia azo lazaina fa Ambalavelona daholo.

3- Telepatie: misy milaza fa @ alalan\' ny eritreritra sy vavaka avy lavitra ( tsy mifankahita ilay mivavaka sy ilay tsaboina) dia azo atao no mitsabo olona.

Votoatiny: tsy mandaitra ny fitsaboana olona @ alalan¨ny vavaka sy eritreritra avy lavitra. Tsy possible koa anefa ny hanaovana exeperience fanaporofoana satria metetita dia betsaka ny olona miezaka manasitrana ilay marary @ alalan\' ny vavaka ka tsy fantatra avy eo hoe vavak\' iza no nahasitrana.
Ny mazava dia betsaka no niseho nanadrana fa ilay marary maty foana avy eo.

4-Spiritisme/ ocultisme: misy ny milaza fa azo atao ny miansto fanahy ratsy, @ maizina , manodidina ny latabatra.

Votoatiny: tsy misy fanahy ratsy azo antsoina izany. Fitadiavambola no nataon\' ireo olona milaza fa mahay izany. Fa tena nahazo vola tokoa ry leiry.

5- Ozona : misy milaza fa manana hery miafina voajanahary , ka raha ozoniny ianao dia maty avy eo.

Votoatiny : tsy misy manana hery miafina voajanahary izany. Misy tokoa anefa ny maty noho ny ozona. Ny nahafaty azy anefa dia TAHOTRA fa tsy ilay ozona velively.
Noho izany raha misy manozona ianao ka tsy fantatrao ny fisian\' izany dia tsy misy akony ilay izy. Fa raha fantatrao kosa dia mety hisy akony aminao ilay tahotra avy @ izany.

6- Horoscope, homeopatie sns...:

votoatiny : fitadiavambola.

Mahaliana dia mahaliana tokoa ny mandinika ireo zavatra ireo.
74. Envy7 ( 12/09/2009 15:18)
Ao Faratsiho,Fidirana,...raha fampiderana fahaizana,ry zalah reo no sefobeny mpandatsa-baratra,na vata- kininina tsy voafeh-ny 10 lah,mifampitantatana az vitan-drizalah ny mana-maina sy miteti-tetika zan.He he he,famadihana zao, ka mb tsidio kely hoe any ra-Vonjison .
75. ikaretsaka ( 12/09/2009 21:09)
Tsara mipetraka volana vitsivitsy iny Faratsiho , Antanifotsy, Ambohimandroso, Ambohibary iny mihitsy ravonjison sy ny theoriany :wink:
andramo raha azo atao de miverena malaky :-D
76. ni81 ( 13/09/2009 09:27)
Ary ilay manao ody totohondry?
77. ravonjison ( 14/09/2009 09:31)
ikaretsaka:

Tsara mipetraka volana vitsivitsy iny Faratsiho , Antanifotsy, Ambohimandroso, Ambohibary iny mihitsy ravonjison sy ny theoriany :wink:
andramo raha azo atao de miverena malaky :-D

Salut a.

Izaho ry Ika avy ao Ambohimandroso a , ary ny fahazazako sy ny fahatanorako rehetra dia tao Ambohimandroso sy Ambatolamy no nandaniako azy.
78. Envy7 ( 14/09/2009 13:48)
Mba lazao eto aloha,zay lesona azon-dravonjison,teo am-pijerena sy fanaraha-maso ireo mpanala sisika .Ahay mantsy liana te hahafantatra,ireny karazana zava-miafinafina,misitery ireny. Aoka tsara aloha hazava ny resaka,fa refa hoe liana a,ts hoe te-hamosavy hotran-dranin,na hoe te handatsa-baratra hotranle ry zalah ao Faratsiho,na ary Fidirana,na any ananinan any...
79. ravonjison ( 16/09/2009 09:17)

Toa ohatran' ny izay ianao vao taitra ny Envy7 ?!!

Aza maika fa ho avy ny fotoana hiresahantsika izay eto.

Fa efa nolazaiko anao , raha tena liana ianao dia hoa avy any Ambohimandroso indray aho mba hanao vakansa sy hikarakana trano, ary hijery ny zava-misy, ka azontsika atao ny mifankahita ary miresaka izany.

Ny antsipirihany mantsy tsy ho lazaiko eto izany.
80. ravonjison ( 16/09/2009 09:21)
ni81:

Ary ilay manao ody totohondry?

Salut Ni81 !

Ilay ody totohondry dia henoko isan ' andro.Ary malaza tokoa.

Mipetraka izany ny fanontaniana : fa maninona ny gasy no tsy tompondaka eran' izao tontolo izao @ boxe raha mahay ody totohondry ? Ny afrikana aza tsy resiny.
Aoka samy hieritreritra sy hitady valiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2177