Misitery ny fiainanao ra-Malagasy
41. ravonjison
(
04/09/2009 08:35)
Envy7:
Fanainga lavitra, Ody fitia,Matotoa,....inona koa?
Tsy dia hoe misitery ny fiainantsika gasy, fa isika gasy dia minomino foana, noho izany mora ambakaina, ataon' ny sasany fidirambola, tohatra fiakarana, fitadiavana tombotsoa sns.. Ny olana dia isika samy gasy ihany no mifanambaka.
Ireo zavatra voalaza rehetra ireo dia misy any @ pays sasany koa , tsy isika gasy irery no mahalala ireo.Efa nasiana fikarohana ny sasany, ka fantatra ny votoatiny.
Fa isika gasy ihany no mbola taraiky ka mifanambaka sy mifampamosavy antrano.
43. Envy7
(
05/09/2009 06:28)
ravonjison:Ary mba efa namadibadika ireo magazine frantsay,mpilaza tononandro reny ve ianareo?Maro be ny Malagasy ao an,ary mametraka ny laharany finday,ny frantsay,ny Afrikana.Fa izao,sendra magazine iray izay ny tena,ka namadibadika teo;gaga be aho kle,mena sofina no manohy ny fanandroana,izay notovoziny teto Madagascar nandritra ny 30taona,ary lasa nitodi-doha any la frantsa lery.Hazavainy tsara eo,fa lesona azony avy amina-Grand-Masina,tsy nanaratsy ny gasy izy.Fa mino kosa aho,fa hoetinlery aminy mazava reo fombafomba,fa tsy miafinafina toy ny an-dRAMALAGASY.Matoa ireny mpanao ody may-ody folaka ireny , mandrora ilay faritra maharary tonga dia maina sy miafana. Don avy amin A/tra zany fa tsy haratsiana hoe milalao ody gasy rangahy io,na ramatoa io.Ny atao hoe Misitery dia zava-miafina raha ny marina ty kinafinafina ny MalagasyMakanesa nge amireny mpanao ody andro ireny e raha mba hanoro anao eo ry zalahy,raha nandeha hanatrika mariazy tao Antanifotsy tao ny tena indray taona lasa;andro manerika beuh tsy tokony hisava,vitandrizalah ny nampibalika beuh azy teo.Tsy tia mizara talenta miafina,na fahaizana miafina ra-Malagasy,hany ka lasa Mistery ny fiainanao sy ny hoavinao ra-Malagasy :-w
Envy7:Tsy dia hoe misitery ny fiainantsika gasy, fa isika gasy dia minomino foana, noho izany mora ambakaina, ataon\' ny sasany fidirambola, tohatra fiakarana, fitadiavana tombotsoa sns.. Ny olana dia isika samy gasy ihany no mifanambaka. Ireo zavatra voalaza rehetra ireo dia misy any @ pays sasany koa , tsy isika gasy irery no mahalala ireo.Efa nasiana fikarohana ny sasany, ka fantatra ny votoatiny. Fa isika gasy ihany no mbola taraiky ka mifanambaka sy mifampamosavy antrano.
Fanainga lavitra, Ody fitia,Matotoa,....inona koa?
44. ravonjison
(
05/09/2009 08:33)
Voalazan' i Envy7
....raha nandeha hanatrika mariazy tao Antanifotsy tao ny tena indray taona lasa;andro manerika beuh tsy tokony hisava,vitandrizalah ny nampibalika beuh azy teo.Tsy tia mizara talenta miafina,na fahaizana miafina ra-Malagasy,hany ka lasa Mistery ny fiainanao sy ny hoavinao ra-Malagasy
Laviko tanteraka. Io izao ilay fanambakana voalazako etsy ambony.

45. Envy7
(
05/09/2009 09:03)
ravonjison:Ka tsy mahay hoatran-drizalah rangah dia manda.Fa raha hain-drangah io de mba nikozy teto koa,hoe izao ny fikan-drilerony.Hoento ary ny fanazavan-dravonjison ny aminio tranga io;inona le fikan-drizalah nataony nampisava io andro ratsy io. Mety mba ahasoa ny hafa,raha tena mba fanambakana marina lay tranga.Za akory tsy mandiso ny hevitr ise,fa aona no ahafahana milaza fa fanambakana,asio porofo oe Ravonjison;
Voalazan\' i Envy7 ....raha nandeha hanatrika mariazy tao Antanifotsy tao ny tena indray taona lasa;andro manerika beuh tsy tokony hisava,vitandrizalah ny nampibalika beuh azy teo.Tsy tia mizara talenta miafina,na fahaizana miafina ra-Malagasy,hany ka lasa Mistery ny fiainanao sy ny hoavinao ra-Malagasy Laviko tanteraka. Io izao ilay fanambakana voalazako etsy ambony.
46. yonikafopl
(
05/09/2009 12:24)
Za tsy de mino anreny ody gasy sy ny sisa reny
Fa efa nahita oll voan ambalavelona reny za tam tany Ambatondrazaka, tam taona 1987-1989 tany nalaza be ny ambalavelona , nisy fotoana mintsy aza na nahita vola am tany aza de tsy nahazo nandray fa we mahavoan'ny ambalavelona.
Misy kou le refa hande hanao tourné lavitra le ranga de manisy FIANDRY(io mou le anarany ?tsy tadidiko) de ra vo manao firaisana am oll hafa ny vadiny de na miraikitra tsy mety miala, na kou we lasa mivadika bibilaba le an le ranga, asa mba tena marina ve zany????

47. ravonjison
(
05/09/2009 13:13)
yonikafopl:

Ny ambalavelona dia misy ary efa nahita aho tao Ambatondrazaka. Ady hevitra hafa manokana iny satria ody fitia ilay sujet, ka avelako @ manaraka.
Tsetsatsetsa tsy aritra: sao dia mba mifankahalala ary isika. Izaho mantsy dia nipetraka tao Ambatondrazaka koa, ny 1987 aho no afaka Bacc tao, ny 1987-1988 aho nanao SN tao. Tao @ Lycéé aho no nianatra, ry Constati no prof de physique nay ???
48. ravonjison
(
05/09/2009 14:00)
Envy7:
ravonjison:Ka tsy mahay hoatran-drizalah rangah dia manda.Fa raha hain-drangah io de mba nikozy teto koa,hoe izao ny fikan-drilerony.Hoento ary ny fanazavan-dravonjison ny aminio tranga io;inona le fikan-drizalah nataony nampisava io andro ratsy io. Mety mba ahasoa ny hafa,raha tena mba fanambakana marina lay tranga.Za akory tsy mandiso ny hevitr ise,fa aona no ahafahana milaza fa fanambakana,asio porofo oe Ravonjison;
Voalazan\\\' i Envy7 ....raha nandeha hanatrika mariazy tao Antanifotsy tao ny tena indray taona lasa;andro manerika beuh tsy tokony hisava,vitandrizalah ny nampibalika beuh azy teo.Tsy tia mizara talenta miafina,na fahaizana miafina ra-Malagasy,hany ka lasa Mistery ny fiainanao sy ny hoavinao ra-Malagasy Laviko tanteraka. Io izao ilay fanambakana voalazako etsy ambony.
Averiko indray fa fanambakana ny zavatra toy izany. Ny ankamaroan\' ny vahoaka gasy dia minomino foana, ny 80% ( tsy haiko na precis io chifre io) dia tsy mahay mijery internet mba ahazoany fahalalana, ahazoany mandinika.
Tsy fantatro na Antanifotsy ao Ambatondrazaka na Antanifotsy ao akaikin\' Ambohimandroso gara, Ambatolampy, no lazainao, fa ireo toerana roa ireo dia niainako daholo, ka fantatro tsara.
Misy betsaka ny \" raisons \", fa ny tena raison voalohany azo hilazana fa fanambakana sy fandementsaina daholo ireny hoe \" fahaizana manao an\' izao sy izao ireny \" dia itý :
- rehefa ezahina mba ahazoan\' ny be sy ny maro tombotsoa, indrindra fa any @ toerana hafa \" ireny zavatra lazaina fa fahaizana ireny \" dia matetika tsy mandaitra. Fa matoa izy manadraitra @ antokon\' olona vitsivitsy, @ toerana voafetra , dia midika fa ireo olona ireo dia nambakaina sy nalemena ny sainy...
Ianao ve dia mba nieritreritra hoe :
1- @ izao fotoana izao dia misy olana mikasika ny rechauffement climatique
2- i Dago dia voan\' ny cyclone foana, nefa efa mahantra. Inona no atao mba tsy hampisy ilay cyclone ?
3- any @ pays sasany dia misy tondra-drano lava, matetika avy @ orana.
.......
Ka raha misy tokoa olona mahay manova toe-trandro araka ilay voalazanao ( naposany ilay masoandro, najanony ny erika) , dia maninona no tsy manampy ny fanjakana ( ao Dago na eran\' izao tontolo izao) izy ireo mba hamahana ireo olana mikasika ireo toe-trandro ireo. Satria raha voavaha ireo olana ireo dia mba miadana kely isika.
Efa natao tokoa ny fitadiavan olona toy izany fa tsy nisy. Satria ireo olona milaza fa mahay zavatra hafa noho ny rehetra dia tsy mahay, fa ny manambaka sy ny mametsifetsy no hainy.
\" Raha mahay manaposaka masoandro sy manajanona erika izy ao Antanifotsy , dia tokony mba hohainy koa ny manao izany any New York \"
Ireo zavatra voalaza etsy ambony raha ilána fanazavana dia tokony halaina cas par cas satria tsy voatery mitovy, ny sasany koa toa fitenim-paritra fotsiny no mahasamihafa azy fa zavatra iray ihany no tiany ho lazaina.
Ny ankamaroan\' ireo olona ireo moa dia manafina ny fahaizany no ataony, araky ny filazan\' ny olona, satria hono nolována , misy hasina sns...demagogie
Ny tena antony hanafenany izany anefa dia itý : mba tsy ho fantatra fa tsy misy fahaizana izany ry zareo , fa fanambakana sy fetsifetsena no misy ao.
Mba faly tokoa aho raha misy olona afaka manakana ny fisian\' ny cyclone ao Dago.
49. ni81
(
05/09/2009 14:13)
Ka raha misy tokoa olona mahay manova toe-trandro araka ilay voalazanao ( naposany ilay masoandro, najanony ny erika) , dia maninona no tsy manampy ny fanjakana ( ao Dago na eran' izao tontolo izao) izy ireo mba hamahana ireo olana mikasika ireo toe-trandro ireo. Satria raha voavaha ireo olana ireo dia mba miadana kely isikatena marina
50. yonikafopl
(
05/09/2009 16:34)
Ni, poikany, resaka mistery ny fiainanao ramalagasy no eto, zany hoe raha ny fahazahoako azy tsy voafetra ho odi fitia ihany kouuuu,
Za akia tam 1987 mbola 3 eme tany Amparafaravola a, 1988 za seconde tao am Lycee Ambatondrazaka
Za akia tam 1987 mbola 3 eme tany Amparafaravola a, 1988 za seconde tao am Lycee Ambatondrazaka
51. ravonjison
(
05/09/2009 16:54)
yonikafopl:
Ni, poikany, resaka mistery ny fiainanao ramalagasy no eto, zany hoe raha ny fahazahoako azy tsy voafetra ho odi fitia ihany kouuuu,
Za akia tam 1987 mbola 3 eme tany Amparafaravola a, 1988 za seconde tao am Lycee Ambatondrazaka
Izaho no nanontany anao fa tsy ni...
Tena mety nifankahita tao sy mety mifankafantatra ihany izany isika .Tao @ lycée, ny 1988 aho nanao SN tao. Ny zandriko vavy izany no mety niaranianatra taminao t@ seconde.
53. ni81
(
05/09/2009 17:14)
Ni, poikany, resaka mistery ny fiainanao ramalagasy no eto, zany hoe raha ny fahazahoako azy tsy voafetra ho odi fitia ihany kouuuu,zà angaha niteny hoe voafetra ry yonika a!
54. ni81
(
05/09/2009 17:16)
Ny ambalavelona dia misy ary efa nahita aho tao Ambatondrazaka. Ady hevitra hafa manokana iny satria ody fitia ilay sujet, ka avelako @ manaraka.i ravonjison no niteny an'io kay e! :lol: :lol:
56. Envy7
(
05/09/2009 18:45)
Antanifotsy akaikin Ambomandroso ravonjison a. maro be ny bandy akama mpanamboatra kabosy ao ireo,mahalala tsara fa tsy mikozy ry zalah,oe inona marina le fika atao. Misitery ny Malagasy (Madagascar) no resahana,fa aza itarina any New york na Amerika,inn no hanaovany ody andro any? Mahazo firy dolar izy raha hanao anzany any. Ny porofo tadiavina eto,hazavao,aona ny fomba hataony hampiato ny orana mba hahamaina ny andro,refa maina ny andro rangah mibalika foana ny masoandro a.Aiza ary nareo zany,hafa ndray izy refa misy ny eclipse,araka ny hiran-dry zalah oe LE SOLEIL A RENDEZ-VOUS AVEC LA LUNE Fa aza atao kapibematsina hoe mahay mampibaliaka ny masoandro.Refa misy hvt lavina dia hazavao,fa tsy vitany miteny be fotsiny isaky zay mandray anjara oe tsy dakaoro,sika taranaka aty afara tsy dakaoro amzany,fa aza adino,fa ny dadany dadany dadabe an dadabe an-dramalagasy dia efa niaina tamreo tranga rahetra ireo.Ka ny hino zany sika na tsy hino,dia Mistery ny fiainanao ra-Malagasy.(Ao anaty kolontsaina iany koa ireo voalaza) Reto mbola misy , SISIKA-VOAN-KANINA ,FANAFENANA NY ANDRO NAHATERAHANA,TSY FAMPISEHONA SARY....KASOU...
57. yonikafopl
(
06/09/2009 10:16)
lol, ni hiuhihhihih sorry fa njy no teo amboniko de lasa njy no voasoratra fa tokony ho an'i ravonjison.
59. ndenn
(
06/09/2009 11:00)
Raha ny tokony ho izy dia manifestations instantanées émanées des dons particuliers de chacun et du milieu naturel no mahatonga ireny tranga miseho ireny ( al badir , ody fitia , fanainga lavitra ,dara ,fonoka , ...), ary tsy azo lavina ny fisiany sy ny heriny satria ça forme le tout , la vie ,la soçieté ,etc ,n' aiza n' aiza dia ahitana izany eran' izao tontolo izao ,fa ny fomba fikolokoloana ireny no mbola tsy voafehy sy tsy azo halalinina @ antsipiriany hatramin' izao fotoana izao, koa raha miteny ianareo hoe mistery ny fiainanao ra-Malagasy dia hoy aho hoe ,tahaka ny any an- kafa ihany koa !
1er rang eran' izao tontolo izao Mada @ fahafantarana ny olona sy ny natiora ,au moins mba misy an' izay aloha .Na dia domaine incertain aza ilay izy !!
1er rang eran' izao tontolo izao Mada @ fahafantarana ny olona sy ny natiora ,au moins mba misy an' izay aloha .Na dia domaine incertain aza ilay izy !!
60. ravonjison
(
08/09/2009 08:18)
Envy7:
Antanifotsy akaikin Ambomandroso ravonjison a. maro be ny bandy akama mpanamboatra kabosy ao ireo,mahalala tsara fa tsy mikozy ry zalah,oe inona marina le fika atao. Misitery ny Malagasy (Madagascar) no resahana,fa aza itarina any New york na Amerika,inn no hanaovany ody andro any? Mahazo firy dolar izy raha hanao anzany any. Ny porofo tadiavina eto,hazavao,aona ny fomba hataony hampiato ny orana mba hahamaina ny andro,refa maina ny andro rangah mibalika foana ny masoandro a.Aiza ary nareo zany,hafa ndray izy refa misy ny eclipse,araka ny hiran-dry zalah oe LE SOLEIL A RENDEZ-VOUS AVEC LA LUNE Fa aza atao kapibematsina hoe mahay mampibaliaka ny masoandro.Refa misy hvt lavina dia hazavao,fa tsy vitany miteny be fotsiny isaky zay mandray anjara oe tsy dakaoro,sika taranaka aty afara tsy dakaoro amzany,fa aza adino,fa ny dadany dadany dadabe an dadabe an-dramalagasy dia efa niaina tamreo tranga rahetra ireo.Ka ny hino zany sika na tsy hino,dia Mistery ny fiainanao ra-Malagasy.(Ao anaty kolontsaina iany koa ireo voalaza) Reto mbola misy , SISIKA-VOAN-KANINA ,FANAFENANA NY ANDRO NAHATERAHANA,TSY FAMPISEHONA SARY....KASOU...
Salut Envy7 !
Mijanona ho kolotsaina tokoa ny fandementsaina sy fanambakana.
Izaho sy ianao angamba dia mitovy tanjona eto : ny hampandroso an" i Dago.Anisan" izany ny fitadiavana tombotsoa hoan" ny daholo , tsy ao Antanifotsy fotsiny, fa eran" i Dago ( na eran"izao tontolo izao ).
Noho izany tsotra dia tsotra ilay raisonnement : raha misy olona afaka manatsara toetrandro, rehefa avy be ny orana izay mahatonga tondra-drano, dia mba asaivo hajanony ilay orana, satria mandany ny volam-panjakana ny manarina ny simba avy eo. Izay ilay tombotsoan"ny daholo be.
Raha vitany izany dia mipo-tsatroka aho. Izao anefa milaza dieny mialoha fa tsy vitany.
Izay no porofo indirect azoko homena anao satria ny porofo direct tsy mety atao.
NB: Ny eclipse solaire dia zavatra mandeha hoazy, tsy miankina @ fazaizan-dRakoto na Rabe ao Antanifotsy.