zaza tezain'ny biby...

1. ari.malala ( 28/05/2009 13:34)
http://www.moov.mg/insolite.php?articleId=502671

Une fillette "élevée" par des chiens et des chats découverte en Sibérie
(27-05-2009) - Des agents de la protection de l'enfance ont découvert à Tchita (Sibérie orientale) une fillette de cinq ans qui a été "élevée par plusieurs chiens et chats" et ne communique qu'avec le "langage des animaux", a annoncé mercredi la police locale.
Des chats
Des chats
© AFP

La fillette, qui a été trouvée dans un appartement délabré où ses parents et grands-parents vivaient également mais ne s'occupaient pas d'elle, n'était jamais autorisée à sortir, n'a jamais appris à parler et cherche à communiquer en aboyant.

"Pendant environ cinq ans, la fille a été élevée par plusieurs chiens et chats, et n'est pas sortie une seule fois", a indiqué la police de Tchita dans un communiqué.

Lorsqu'elle a été découverte, "la fillette (...) se jetait sur les gens comme un petit chien", "pendant toutes ces années, elle n'a appris que le langage des animaux", poursuit le communiqué qui précise cependant qu'elle comprenait le russe sans le parler.

La petite fille a été placée dans une institution où elle reçoit une aide médicale et psychiatrique mais, selon la police, elle "saute contre la porte et aboie" lorsque le personnel soignant quitte la pièce.

Dans le communiqué, la fillette est surnommée "Mowgli" comme le personnage du Livre de la jungle.


Mba loza koa izany ry reto! andray kosa! ireo ray amandreny koa tsy mendrika antsoina toy izany akory! andray! matsiravina be! ilay zaza no mampalahelo!
novalian'i mmmhh ny 06/06/2009 08:31
2. Mirananirina ( 28/05/2009 13:40)
grave inray izany marina a,tena tsy vanona ireto nitaiza azy
3. ainaheri ( 28/05/2009 14:48)
Itako t@ vao² kou io,tsy miteny ila ankizy fa mivôvô otran'ny aliaka no ataony,mampalaelo ra @ zao ftona zao no mbola misy an'zany klé
4. soanja ( 28/05/2009 15:31)
Izay aza mba afaka nilalao tamin'ny alika sy ny saka fa izay iray izay tena hoe nofatorana teo ambony gabone na toilet bowl ao anaty trano mihiboka le zaza tamin'ny andro rehetra nahalebiazany. Eo no matory sy anaterana sakafo sns... tratra ihany ny ray aman-dreniny ny farany fa tonga dia namono tena ilay rainy. Efa feno 12 taona izy vao nisy nanavotra. Simba tanteraka ny sainy sy ny vatany. Mampalahelo ny zavamisy.
5. ikaretsaka ( 28/05/2009 16:03)
Ari... zany no ananako namana biby anie
6. ari.malala ( 29/05/2009 05:47)
Ika, fa enao nge mahay miteny sy miaina toy ny olona fa io zaza io tena tsy niteny, tena tsy toy ny olona mihintsy e! mahonena be! fa ilay lazain'i Soanja koa no vao maika pire! :(
7. endrika01 ( 01/06/2009 06:18)
Kamo hitaiza ve le Ray aman-dreny sa mba tiany hampanaovina experience hiaro ny biby refa mba lehibe,angamba zaza tsy niriny de ampitoviny am biby ! Mampalahelo!
8. mmmhh ( 05/06/2009 06:28)
andray !!!! tsy vanona le RAD-ny,
:snif:
9. mmmhh ( 05/06/2009 06:41)
endrika01:
Kamo hitaiza ve le Ray aman-dreny sa mba tiany hampanaovina experience hiaro ny biby refa mba lehibe,angamba zaza tsy niriny de ampitoviny am biby ! Mampalahelo!

olona tsy misy fo no azoko hilazana an'zany ka,

na kamo hitaiza izy fa mba nanana fo nangoraka an'le zaza tsy nanao an'zany,

@ io ny grand parent koa mitapy miaraka @ le RAD-ny.

Olona adala mintsy le RAD zany amiko e
10. ari.malala ( 05/06/2009 12:48)
mendrika famaizana e!
11. mmmhh ( 06/06/2009 08:31)
ari.malala> tokony mintsy,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1712