Fangatahana Visa hivoaka ny tanindrazana
1. soanja
(
04/06/2009 06:04)
Nisy tokoa izany fotoana izany. Tadidiko ny ahy fa nangovitra hatrany amin'ny fara-tsainaibe. Ho azo ve ilay izy sa tsia? Ny ahy moa izany tamin'izay tonga dia hoe "TSY EKENA!" no azoko fa nivarahontsana ilay fokely nanantena.
Mivavaka manokana aho an'ireo izay mangataka androany. Enga anie mba hahazo fahafaham-po tokoa!
Misy te hitantara ny nolalovany tokoa ve ianareo tamin'ireo ambasady ambasady ireo?
Mivavaka manokana aho an'ireo izay mangataka androany. Enga anie mba hahazo fahafaham-po tokoa!
Misy te hitantara ny nolalovany tokoa ve ianareo tamin'ireo ambasady ambasady ireo?
novalian'i soanja ny 11/06/2009 23:35
2. locl
(
04/06/2009 15:29)
Izaho aloha dia indroa no nanao demande de visa ary OK daholo, fa natahotra ihany aho ary tena tsy natory surtout t@ ilay voalohany.
Hoatr'ilay hoe nahazo zavatra tena goavambe rehefa nahazo valiny positif.
Fa mahatsapa ihany aho ho an'ireo izy tsy nahazo hoe tahaky ny ahoana ny degré ny déception, nsy sipa iray izay ohatra dia nigogogo nitomany, dia ny olona indray no nampangina azy teo.
Ilay faharoa indray moa dia toa tsy nisy émotion satria efa fantatro dieny voalohany fa OK.

3. Tazana
(
05/06/2009 04:47)
Za loha dia sady micoprendre ilay embasady no sorena amin-dry zareo ihany koa. Azoko ry zareo mangataka papiers tsy toko tsy forohona zay tsy mora azo daholo (ny mivezivezy maangony fotsiny) fa kosa ny tsy laitrako dia ny olona tena tian hotratrarina @ ilay izy toa tsy tratra fa ilay olona tsy manao inona na inona no mifafa.
Efa nisy fotoana aho nangataka visa avy aty ivelany dia refusé. Dia tsy misy antony hoe ahoana na ahoana. Dia nanaovako taratasy plus niantso tany ny olona (3) akaikiko . Dia nangataka entrevue tamin'ny Consul koa. Farany ny Consul no niantso ahy dia niresaka asa 5 minutes dia avy eo nahazo taratasy aho 3 jours apres hoe alefaso ny pasipaoro (ilay efa naverin amiko) hoe asiana ilay visa indray...Dia io anie ra olona ka zay mampandry ny sain'ilay agent de visa...Za aloha tsy te hanao ny asany satria raha olona ratsy no mahazo visa mety mipetraka @ conscience ihany fa na dia olona tsy maninona tsy maninona izao aza anie dia sasany lavina - satria hono za t@ zay hoe suspecter-ndreo ...asa nanahaka paozina terroriste any ananona any angaha za ty sa ahoana???
Ny tena mampalahelo ahy angamba dia ny hoe tsy afaka manomana voyage mialoha izany mihitsy fa efa la veille na 2 jours avant vao azo ny visa: billet miha lafo (prix double na miakatra 1/3 no ilay t@ voalohany), ny tena zay vao mikoropaka miantsena...za tsinona tsy manao na inona na inona mihitsy raha tsy efa eo ny visa.
Eisy e...atao ahoana fa (te hi-) vahiny an-tanin'olona!

4. Mirananirina
(
05/06/2009 13:43)
nefa ny atsika gasy aloha ny vola dia azo ny visa.tsy misy problème.
7. Tazana
(
06/06/2009 20:26)
ka ny any amintsika anie te hanintona vahiny moa ny an'olona be loatra ny vahiny lasa tsy mody na ny toy izany na ny mpihorohoro dia zany ihany no mahasarotra ny visa visa...saika adinoko: ao Toronto ny ambasady frantsay ihany - izy aloha no hany fantatro hoe tsy maintsy maka rendez vous ianao vao mahazo mandeha mametraka dossier. dia rendez vous en ligne io. Ary matetika feno a l'avance ilay grille indraindray 2 mois be zao! Dia raha handeha dans un mois zany dia ahoana? Nefa tokony hoe azo apetraka au moins 2 semaines a l avance...Dia avy eo koa mbola mahazo gidragidra @ ilay itinéraire...raha vao tsy avion direct fa mandalo pays hafa...nefa ianao mandray izay compagnie mora (misy mandalo islande, isy mandalo pays bas sy ny sisa zay vao mandeha paris...dia raha vao mandalo tany hafa ao europe dia efa gidraka...ny zavatra iray mba ho antsika gasy: tsika mba anisan'ny tany raha manao transit tsy mivoaka ny aéroport ka tsy mihoatra ny 24h na tsy mialona alina iray dia tsy maka visa. Fa misy firenena io handalo hiova avion fotsiny dia mandoa visa de transit dia prix sy taratasy ohatra ny visa tourisme ihany fa tsy misy ilay invitation iny...
8. bazylou
(
06/06/2009 22:53)
ndryyy, fa nagah hitady hitsoaka aty france indray nefa hoe anti frantsay!!!! :-D :-D :-D :-D esy e gasy eeeeeee!!!!
9. Tazana
(
06/06/2009 23:12)
bazylou:
ndryyy, fa nagah hitady hitsoaka aty france indray nefa hoe anti frantsay!!!! :-D :-D :-D :-D esy e gasy eeeeeee!!!!
Iza hono no hitsaoka an'i Frantsa? Bazylou angaha any? Nitsaoka naninona?
Za indray aloha sady tsy pour na contre na iza na iza fa na izany aza dia tsy hipetraka France - ny antony nahita ny fiainana tany Allemagne aho ka raha manana safidy dia any! FA za koa tsy mipetraka Europe aloha....Kanefa kosa ianao rehefa te hi voyage dia mora rehefa mampiasa invitation no ho ny manao hotel...Ka satria any France no misy ny olona mazoto hanome invitation dia tsy maintsy any no manao visa rehefa hiditra Europe! Ny aty indray ny taratasy atao no be dia be ary ela be daholo ny fanaovana azy sady tsipiriany.
10. Papoose
(
10/06/2009 15:59)
Tadidiko loatra zay nangataka visa nandeha angleterre zay fa tsy nety nahazo, indroa mihitsy!!! tonga dia ruined aby ny saika hatao rehetra! akory atao moa!
11. soanja
(
11/06/2009 23:35)
Rehefa mangataka visa dia somary mitaintaina zay foana tokoa.
Indray mandeha aho niditra tao Tokyo Japon fa dia efa nanana visa aza alohan'ny nidirana tany dia mbola nanaovan'ireto kelimaso antsojay ny pasipaoroko. Nokorapahana notadiavina daholo na ny billet miverina sy ny hoe aiza ny toerana hivantanana sns.
Asa na ny mahaGasy aho no nanasarotra tamin'izay na ny hodin-tavako fa dia hoy aho anakampo tamin'izay hoe mbola ho avy ny fotoana ka tsy harary handoha intsony aho, noho ny politika politika erana-tany tokoa no mahatonga izany.