Vadin'ny mpirahalahy

1. ni81 ( 05/08/2009 16:31)
Efa resahina foana ny rafozana sy ny vinanto ka dia aleo mba ny vadin'ny mpirahalahy indray no ho dinihan-tsika eto.

Misy dia tena mahafinaritra tokoa ny mahita ny vadin'ny mpirahalahy, mahay mifankatia sy mahay mifanaraka. Miaraka mitety magazay, ary mampitovy aza matetika, miaraka manao vakansa.
Fa misy koa aloha dia tsy mahay mifanara-doha mihitsy e!
Samia milaza izay hitany indray ary o!
2. fahamarinana ( 05/08/2009 16:49)
:arrow: Za manokana ni81 tsy dia nahita olana satria any Dago ry zareo hany ka na mihaona aza dia vetivety monja ka fotoana mamy mandrakariva no iarahana !
Na izany aza ,hoy aho manokana foana an ( he he !..),ilay toetra no mitondra azy angambany satria ny tsirairay samy manana ny toetrany na tsara na ratsy io !Rehefa tiana ilay vady dia atao izay hifanarahana amin'ny fianakaviany ihany koa !! Eny e ! na vady aza moa efa ahitana olana maika fa oolona hafa tanteraka tsy iaraha-miaina isan'andro ,izany hoe mety tsy ho fantara mihintsy e !
Hevitro monja io an :-P (l)
3. ni81 ( 05/08/2009 17:27)
Za manokana ni81 tsy dia nahita olana satria any Dago ry zareo hany ka na mihaona aza dia vetivety monja ka fotoana mamy mandrakariva no iarahana !
Na izany aza ,hoy aho manokana foana an ( he he !..),ilay toetra no mitondra azy angambany satria ny tsirairay samy manana ny toetrany na tsara na ratsy io !Rehefa tiana ilay vady dia atao izay hifanarahana amin'ny fianakaviany ihany koa !! Eny e ! na vady aza moa efa ahitana olana maika fa oolona hafa tanteraka tsy iaraha-miaina isan'andro ,izany hoe mety tsy ho fantara mihintsy e. Hevitro monja io an
:lol: aleo klou himeme @ lé hoe hevitro monja io an!
Marina daholo ireo lazain-dry ireo aloha e! Fa mba nampiditra hevitra fotsiny aho (zà tsy manana) dia ho hitan-tsika ny fahitan'ny tsirairay azy. :)
4. Ratoa ( 05/08/2009 18:03)
Ity indray no mba hitako taloha.
Telo mirahaly izy. I Naivo efa manambady fa i Koto sy Mparany kosa tsy mbola. Nony hanambady i Mparany. Dia hoy ny vadin'ny rahalahindrain'izy ireo mantsy an-dRaivo:
" Raivo ô! Hanambady ity i Mparany. Ianao no voaloham-vinanto .Azo lazaina fa ianao no vavy matoa. Aoka ianao ho hendry. Mahaiza mitanta ary mitandrema tsara fa tsy misy ratsy ohatran'ny vadin'ny mpirahalahy;"
5. Mirananirina ( 05/08/2009 19:02)
Ny ahy moa lahitokana ny vadiko dia tsy hitako tamiko.
6. tess ( 06/08/2009 09:28)
Fa misy koa aloha dia tsy mahay mifanara-doha mihitsy e!

MATETIKA raikitra ny fifaninànana dia raikitra ny fialonana , lasa tsy mifampiteny dia manimba fihavanana eo am samy mpirahalahy....
7. ari.malala ( 06/08/2009 14:27)
Fa misy @ izy ireny mahay mifankahazo fa ny tena ifankahazoany d ny hifosa ilay havam-badiny ko! misy oul hitako tena ohatr'izany mints! mifankahazo b iz roa d ny rafozany, ny zaobaviny, eny fa na d ny vadiny aza fosain'izy roa! mahagaga! d ts tahotra tsy henatra zareo mifosa eo imason'ny nièce ny eo, (zana-drahalahin'ireo oul fosaina)
8. Papoose ( 06/08/2009 14:46)
raha magasins itovizana feelings ohatra dia mety fa misy le samy manana ny fahefa-mividiny mantsy dia sarotra be le miaraka :-P
9. tess ( 06/08/2009 15:23)
ka na ny mpiray tampo aza anie tsy mifankahazo ndraindray kou indrindra fa olona tsy mifankahalala no nifampisera de....
10. Papoose ( 06/08/2009 15:51)
ny fosa ry ari toa efa tandra vadin-koditra mihitsy raha ny fahitako azy ka!!
11. ikaretsaka ( 06/08/2009 21:24)
Papoose:

raha magasins itovizana feelings ohatra dia mety fa misy le samy manana ny fahefa-mividiny mantsy dia sarotra be le miaraka :-P


marina tanteraka
12. soanja ( 06/08/2009 22:28)
Ny vadiko koa aloha mbola somary tanora kely daholo ny zandriny dia sipa no ananan-dry zareo fa tsy vady fa raha vao hitako ry zareo dia mpireveko tsara. Afaka mifidy izay tiany aleha ary afaka manao izay tiany atao. Tsy misy resaka rahalahy sy vadiko sns... revim-behiavy te hifankahalala sy hifandray no atao aloha , ny resam-pianakaviana izany ambiny daholo ary tokony hiray loha ny mpirahavavy avy nefa tsy voatery hifanosona lava sy hifankahita sy hifankatia lava. Raha vao mitady hifampifosa dia ny ahy no alefako aloha hoe zah tsy vonona hihaino fosa fa raha misy zavatra mampalahelo dia zarao henoiny sy fakafakaina aloha. Tadidio fa ny vadiko ny ahy no lohalaharana amiko. Zavadehibe amiko ny havany sy ny forongony rehetra.

Ny fahafahantarana ny mahasamihafa no zavadehibe.
13. tess ( 07/08/2009 05:50)
Zavadehibe amiko ny havany sy ny forongony rehetra

ny ahy indray tsy izay no itondràko azy! zà be zaobavy be na ny zaobavy anabavin'i rams na ny zaobavy vadin'ny rahalahin'i rams
enjana be ny miaraka amindreo fa mi domine be dool lay sipa
zà kou no zandriny indrindra angamba de izay no antony...
z0 TSY DIA be teny izay ary tsy mamaly raha mila kisa amiko satria misy tena mpila kisa ilay zaobavy, fa refa tena tsy zakako dia aposako tsara mitsy ary pas kestion ny mihaona tava aminy... na mande any antranony, na havan'niy rams na tsia refa tsy mifanaraka amiko dia tsy avy aho... tsy haiko ny mihatsara vzelatsihy.... mba ho eviter-ko ny blem dia aleoko tsy de misera firy fa refa tsy maintsy miaona dia mande....ny vady manohana anao foana ninona olana eo am famille ninona olana, ny ahy aloha izay, mi comprendre ny situation izy, ndray mande aza nisy fivoariana fiaraha-misakafo ny fianakams ray manotolo fa nisy ni ciblé ahy tao , nitsangana i rams ary niaro ahy de iny zahay no lasa....,,? sarotra be ilay fiaraha monina indraindra, fa hatreo kosa dia niova ny fihetsik'ilay zàtra mila kisa e!
Zà tena tsy hidirako trano tsotra izao refa manadàla ahy, samy manana ny fiainany tsy mifamelona ka ra manadàla aleo hietahana mba tsy hankarary fo sy hanampy blem eo am fiainana efa sarotra ity.
14. ni81 ( 07/08/2009 05:56)
Fa misy @ izy ireny mahay mifankahazo fa ny tena ifankahazoany d ny hifosa ilay havam-badiny ko! misy oul hitako tena ohatr'izany mints! mifankahazo b iz roa d ny rafozany, ny zaobaviny, eny fa na d ny vadiny aza fosain'izy roa! mahagaga! d ts tahotra tsy henatra zareo mifosa eo imason'ny nièce ny eo, (zana-drahalahin'ireo oul fosaina)
ie, miady hevitra hanoherana ity rafozana :lol: :lol: lalina tokoa an
15. ni81 ( 07/08/2009 06:04)
Zà manana zaodahy iray fa tsy manambady intsony izy fa efa nisaraka, ka dia tsy manana ho tantaraina loatra momba ilay vadin'ny mpirahalahy amiko(izay no nilazako hoe zà tsy manana).
z0 TSY DIA be teny izay ary tsy mamaly raha mila kisa amiko satria misy tena mpila kisa ilay zaobavy, fa refa tena tsy zakako dia aposako tsara mitsy ary pas kestion ny mihaona tava aminy... na mande any antranony, na havan'niy rams na tsia refa tsy mifanaraka amiko dia tsy avy aho... tsy haiko ny mihatsara vzelatsihy.... mba ho eviter-ko ny blem dia aleoko tsy de misera firy fa refa tsy maintsy miaona dia mande....ny vady manohana anao foana ninona olana eo am famille ninona olana, ny ahy aloha izay, mi comprendre ny situation izy, ndray mande aza nisy fivoariana fiaraha-misakafo ny fianakams ray manotolo fa nisy ni ciblé ahy tao , nitsangana i rams ary niaro ahy de iny zahay no lasa....,,? sarotra be ilay fiaraha monina indraindra, fa hatreo kosa dia niova ny fihetsik'ilay zàtra mila kisa e!
Tena mahafinaritra ilay ramosen-dry mandray andraikitra tsara!

16. tess ( 07/08/2009 06:04)
fa ny ahy ndray lay vadin'ny mpirahalahy alou oul tsara dool
mifankahazo tsara zahay telo fa lay zaobavy mitsy no manirikiry ndraindray
ny sasany fa tsy izy retra, lay atao hoe vavy matoa tsy laitra fa te ho chef foana de tena mi domine be fa tsy zakako ny farany kosa alou sady tena naposako teo ny alahelo taminy no tsy tàna tsony ny ranomasoko de
niova alou izy hatreo e! de ny zaodahy koa misy aanakiroa fa mitady hitondra anao amzé tiny fa zahay mitsamy mifanaraka tsara mitsy tsy azony amlay jeux;;;; DE ALEO tsy mifampisera fa itako mitsy fa plus misera matetika plus misy foana ny fifandonana na samy ry zaroe ihany aza.... de zay lay tsy voako zay fifandonana izy, otran'ilay hoe havantiana tsy hiaraha-monina ihany.
17. ari.malala ( 07/08/2009 07:25)
Lay zaobavy ndray ny fahitako anazy d saropiaro @ anadahiny, ts haiko alou e! fa zà @ maha vavy tokana anà d efa nteny t@ zandriko lah za hoe raha manambady elà d aza sipa miavonavona alaina fa zay vadinlà za no ho solon drahavaviko, k asa... zà rahateo ts sarotra ihavanana. Fa lay fosafosa mits ko no ts zakako e!
18. tess ( 07/08/2009 11:30)
Fa lay fosafosa mits ko no ts zakako e!

ka ny fosa tsy maitsy au rdv foana refa tafahaona iny ry zareo dia mifosa ny tsy ao foana :-D :-D
izany eo ihany fa lay mikritika ny fiainan'ny hafa no tsy voako
4. Mpandefa : Mirananirina [ Valio ] 05-08-2009 21:02:15
Lohateny : Re : Vadin'ny mpirahalahy
Ny ahy moa lahitokana ny vadiko dia tsy hitako tamiko.

kel trankilité!!!!!
19. ari.malala ( 07/08/2009 11:47)
tess, ka ilay mifosa anie tsy maintsy tafiditra ao foana ny critics ny fiainan'oul e! mahavariana mints :-P
20. tess ( 07/08/2009 11:54)
raha mbola entre mpnamana na mpi vosine voisin tsy de rarahako fa lay mpihavana mitsy no mampa alerjika ahy 8O :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6135