Bibikely

1. Papoose ( 14/07/2009 17:01)
Mahavariana ahy mihitsy ny mahatonga ny vazaha (indrindra fa vehivavy)hatahotra bibikely (vitsika, moka, sns) ....reny moa dia mampikikiaka koa!
2. benkintana ( 14/07/2009 19:12)
Koa i papoozy aza matahotra fanday sy bibibe kou :-D :-D
3. Papoose ( 14/07/2009 19:44)
aaaa
4. benkintana ( 14/07/2009 19:50)
K le vazaha anie ry papoose tsy mba mpahita an'ireny e,tsika mbola kely dia efa nahita kadradraka ngedabe ,de lasa tsy matahotra bibikely zany
5. Papoose ( 15/07/2009 00:23)
aiza kosa e! ref miakatra ny ete dia miakatra koa ny moka zao ohatra. teo aho nisambotra lolo kely fa le maniditsina mivembena reny le izy fa de ohatran'ny hoe nisy voalavo nisoty!
6. ari.malala ( 15/07/2009 05:23)
benkintana:

Koa i papoozy aza matahotra fanday sy bibibe kou :-D :-D



:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. tess ( 15/07/2009 05:38)
Papoose:

Mahavariana ahy mihitsy ny mahatonga ny vazaha (indrindra fa vehivavy)hatahotra bibikely (vitsika, moka, sns) ....reny moa dia mampikikiaka koa!



:-D mampatsiaro ilay nièce keliko botakely metisy vazà zay ndry! izy ndray vao mahita lalitra miserana eo akaikiny de matahotra mitsoka be fa ny vitsika hitsahiny am tongony hihihi natahotra izy talou fa zà no nampianatra ahy hoe hitsahina io fa tsy manin :-D :-D :-D ny moka kosa manaikitra kou indrindra fa any dago zà matahotra moka mitsy satria sao mamindra tazo eo kou :-P
8. ni81 ( 15/07/2009 06:04)
Koa i papoozy aza matahotra fanday sy bibibe kou
:lol:
9. Papoose ( 15/07/2009 11:28)
arakarakle bibibe kosa io lol
tess misy koa ny zaza tsy sahy mamono bibikely satria mampalahelo hono fa tsara fanahy zareo @ dessins animes
10. ravonjison ( 15/07/2009 13:10)
Io aloha dia arakaraka ny manodididna niainana sy nitomboan' ilay olona .Rehefa tsy nifanerasera t@ ireo bibikely t@ mbola kely dia matahotra rehefa lehibe.
Ary mifanohitra @ izay: misy fianakaviana vazaha atý, ny rainy manana alika sy ala, ny reniny manana saka, ny ankizy manana voalavo, karazana famakiloha, karazana olitra , angelikary.
11. Papoose ( 15/07/2009 14:38)
matetika koa le izy mifangaro @ hoe mahatsiravina dia lasa mampatahotra ho azy!
marina aloha io voalazanao io ravonjison fa rehefa ndraindray ohatran\'ny hoe ho lasa phobie
12. sakaizakely ( 15/07/2009 15:43)
ny tahotra kosa tsy miala e, na dia zatra aza
ny ahy matahotra kadradraka faran'izay fadiranovana satria ireny raha vao tafiditra antrano dia mirobaroba mihamaro tsy mety esorina mihitsy
13. ni81 ( 15/07/2009 16:30)
zà koa dia matahotra kadradraka toa an'i sakaizakely; Tany Morondava izaho sy zay namako izay fa tao ambadiky ny fitaratra eo @ rindrina tao an-tranon'ilay olona nivantananay dia feno, ary rehefa alina izy ireo dia mimonomonona manidina toy ny tantely mihitsy nefa tsy navelany novonoina...Misalobona foana aho rehefa matory t@ zany @ alina ary tsy andriko izay nialanay tao @ ry zareo :{
14. tess ( 15/07/2009 16:46)
ka ao alou no tranga betsaka hitako hatramzao ..... :-D ATY aminay io tsy misy fika....
15. tess ( 15/07/2009 16:47)
OUPSSS DISO VARAVARAKELY AHO HAHAHA
16. tess ( 15/07/2009 16:51)
10. Mpandefa : Papoose [ Valio ] 15-07-2009 16:38:54
Lohateny : Re : Bibikely
matetika koa le izy mifangaro @ hoe mahatsiravina dia lasa mampatahotra ho azy!
marina aloha io voalazanao io ravonjison fa rehefa ndraindray ohatran'ny hoe ho lasa phobie
ny ahy ny androngo no tena atahorako
ny fanday makriko be
17. ravonjison ( 15/07/2009 17:26)
Nisy olona mpifanolobodirindrina t@ izay tany Tamatave, nianatra tao @ EMMS ( Ecole d\' Enseignement Medicaux Sociales ), izy vehivavy an, ka rehefa tafavoaka ho infirmiere t\' Etats izy dia nahazo asa sy nipetraka tany @ tanánakely antsoiny hoe: Ambinaninony, somary dezaka ihany aloha e, faritanin\'i Tamatave. .
Rehefa natory izy t@ alina dia taitra kely ka nampirehitra labozia. Saika torana, eran\' ny trano hono nihantonantona etsy sy eroa bibilava fotsiny.
18. Ratoa ( 15/07/2009 18:07)
Ka izay ny antony hisaromana moustiquaire tsara sisika tsara, indrindra raha trano hazo no ipetrahana, fa tsy dia ny moka loatra akory.
19. Papoose ( 15/07/2009 19:13)
tess:

ny ahy ny androngo no tena atahorako
ny fanday makriko be


reny reptiles kely reny ko ny ahy tena mampitsoaka ahy!!!ohatran'ny bibilava kely zany!!!brrrr


20. simplex ( 15/07/2009 19:57)

tao anaty tsena iray zany nisy olona nividy celery. Efa ao anaty fonony sachet io an.
Tsitampotampoka eo anefa misy valala nivoaka avy tao anatin'le izy. Tonga dia nitsamboatra aloha ilay caissiere iray sady nikikiaka be... nanidina @ izay ilay valala ary... ny caissiere rehetra sy ny vahoaka iray manotolo @ izay no nibitabitaka eran'ny trano... otran'ny tena hoe misy bomba operation al-qaeda be izany :roll:

ny gasy kely @ izany mieritreritra hoe ra azoko iny atonoko :P
vendrana be koa itony ol inculte itony haha idiots!!!

:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5139