Bibikely
21. ari.malala
(
16/07/2009 05:41)
bibilava brrrrrrrrrrrrrrrrrrrrr za faran'iza matahotra an'ireny! ny androngo koa! ndraimandeha zay zà niandry ilay tantine ko zay narary tao HJRA, izy mbola tany @ réa d any @ réa moa tsy azo andrasana fa za no tao @ chambre ny fa hiakiaka ny ahy ny alina satria nisy androngo nandende otran'ny hianjera teo amboniko zany teo @ plafond! nivoaka mitnsy ny infirmer sy ny dokotera garde tao nijery hoe fa misy in! za ts mahateny fa mangovitra ftsn manondro ery ambony! tantaraian ka mora fa tena nandraiky nanavy mints ah noho ny tahotra tamizay!
22. ravonjison
(
16/07/2009 10:23)
Ny ahy aloha ireny biby ireny dia tsy mampatahotra ahy no tsy mampaninona ahy e, normal fotsiny ny fahitako azy ireny.Fahikato isa-minitra, isa-ora ny biby. Mitsabo azy ireny mantsy no tena asako, fidiram-bolako izy ireny.
Au contraire, rehefa mahita biby aho dia ny ao antsaiko voalohany dia hoe: raha marary kibo izao io biby io, hoatrinona ny vola ho azoko raha tsaboiko izy io ?
Hahahahahahaha. Mampihomehy ihany !.
Au contraire, rehefa mahita biby aho dia ny ao antsaiko voalohany dia hoe: raha marary kibo izao io biby io, hoatrinona ny vola ho azoko raha tsaboiko izy io ?
Hahahahahahaha. Mampihomehy ihany !.
23. ni81
(
16/07/2009 10:57)
bibilava brrrrrrrrrrrrrrrrrrrrr za faran'iza matahotra an'ireny! ny androngo koa!Nisy entana navelan'olona tao anaty bozaka ary saika handeha hanala ilay izy aho, dia nandroso, dia nahita zavatra misoratsoratra maitso² dia toa nihetsika. Lasa haingana aho niantso olona tao an-trano hoe: avia fa misy biby atsy. Dia tamy ny olona (tsy hamono azy akory an) nitondra râteau hanakipilizana azy. Dia nisintona ka nisintona...kay ilay izy tuyau ilay maitso² ireny fa tsy bibilava, fa toran'ny hehy daholo avy eo.
Nalaiko sary mihitsy ilay izy nony voasintona tao hihi. Tuyau lava be!
[URL=http://img381.imageshack.us/i/1001566.jpg/][IMG]http://img381.imageshack.us/img381/6114/1001566.th.jpg[/IMG][/URL]
Fa ny androngo aloha tsy matahotra aho fa ato aminay tena feno ny tohatra mivoaka ao an-jaridaina e! Fa misy ilay ngeda koa izy ireny sahala @ hoe zana-boay mihitsy ny bikany
24. ari.malala
(
16/07/2009 11:05)
Ravonjison, :-D :-D :-D hafa koa ny anao izany!
ni81 :-D :-D ireny tuyau maintso ireny marina anie raha hita tampoka toa ohatry ny biby izany e! io @ sary io izao raha jerena tampoka dia biby zao :-D :-D
Ny tena tsy itiavako bibilava dia eo ny tahotra aloha @ maha biby azy, fa rehefa mahita azy ireny aho dia hisy zavatra hafahafa na zavadoza hitranga izay ka tsy tia an'ireny ah! izy koa angamba efa fantany hoe matahotra azy ah d itrangàny foana :cry:

25. ni81
(
16/07/2009 11:17)
ari a! Ka ilay bibilava fahitako taloha tany dago dia miloko volon-tsokolà somary mainty ny tsipitsipika eny @ vatany, fahita rehefa mandeha eny antanimbary eny; fa aty tena misy io bibilava somary maitso io ka tena koditra aho oa!
26. Papoose
(
16/07/2009 17:35)
ni81 ohatran'ny tuyau le sary!!!dia matetika reny androngo reny wa misy bory rambooo!!!
ravonjison, tiens!!!ny biby rehetra v no tsaboinao sa misy karazany???? sambatra enao zany afa-miaina tsara na dia misy mandadilady aza any anaty patalohanao
tanalahy koa no tena tsy tiko sady mampatahotra ahy...eo @ zaridainanay feno glaieul fa feno azy eny @ tahony, dia andadizany koa ny mbala rehefa le ahazina eo @ bozaka, ny paiso sy ny sosety moa dia efa tokotaniny!!! dia goavy

27. ni81
(
16/07/2009 17:39)
ni81 ohatran'ny tuyau le sary:lol: ka tuyau io fa noheveriko fa biby t@ zay fotoana izay. Fa tena misy karazam-bibilava toa io mihitsy aty @ misy anay aty. :{
28. Papoose
(
16/07/2009 20:15)
:-D fa tena misy mitovy tokoa aloha eee!! za tany zoo no efa nahita!
29. ari.malala
(
17/07/2009 12:18)
Papoose:
ni81 ohatran'ny tuyau le sary!!!dia matetika reny androngo reny wa misy bory rambooo!!!
ravonjison, tiens!!!ny biby rehetra v no tsaboinao sa misy karazany???? sambatra enao zany afa-miaina tsara na dia misy mandadilady aza any anaty patalohanao
tanalahy koa no tena tsy tiko sady mampatahotra ahy...eo @ zaridainanay feno glaieul fa feno azy eny @ tahony, dia andadizany koa ny mbala rehefa le ahazina eo @ bozaka, ny paiso sy ny sosety moa dia efa tokotaniny!!! dia goavy
oupssssssss!lamba andadizan'ny tanalahy zany v akia tsy efa gaigy b! na ny hanao an'iny aza refaveo otran mampieritreritra izany! za efa naika nokakerina tanalahy ny ankihikeliko! ka novonoin'i neninay le izy de ts mbola maty tsara fa le torana ireny, d za io nandalo azy teo an-tokotany teo, ts manam-po inon'inona sady tys mahita akory hoe misy tanalahy anie io, fa hiakiaka izao!!! aoka fotsiny! fa izy reny hono raha mahakaikitra d ts afaka eo am le nokaikeriny raha tsy didiana mintsy? ary raha asiana paraky fa iny hono mahamamo anazy fa vao maika mifikitra!
ni81 loza tokoa akia ilay fitovizana! raha andro ilay vao maraina mbola miraikitra ireny aloha n maso no mahita an'io ngamba misy lasa adaladala tampoka mintsy mandritra ny tontolo andro e! hihihi
30. ravonjison
(
17/07/2009 14:43)
Papoose:
ni81 ohatran'ny tuyau le sary!!!dia matetika reny androngo reny wa misy bory rambooo!!!
ravonjison, tiens!!!ny biby rehetra v no tsaboinao sa misy karazany???? sambatra enao zany afa-miaina tsara na dia misy mandadilady aza any anaty patalohanao
tanalahy koa no tena tsy tiko sady mampatahotra ahy...eo @ zaridainanay feno glaieul fa feno azy eny @ tahony, dia andadizany koa ny mbala rehefa le ahazina eo @ bozaka, ny paiso sy ny sosety moa dia efa tokotaniny!!! dia goavy
Atý @ ville no misy ahy, ny animaux de companie ( pets animals) no tena analako ranondoha: alika,saka, bitro, voalavo, totozy, bitro voalavo, ferret, chinchila, bibilava, androngo, tanalahy, iguanes, sokatra, vorona , voronkely ( perruches, perroquets sns...) ...
Ary tena misy manaikitra izy ireo, marary ihany rehefa tratrany.
31. Papoose
(
17/07/2009 15:29)
Ny ahy ny drap efa nandadizany fa namboarin'ny mamanay ny saiko t@ zany hoe pasohana io dia tsy maninona zany!!!!
ary za tena tsy nahalala hoe drame be ohatr'izany kay raha kaikerin'izy reny...zahay mpinamana t@ mbola kely mantsy efa namono iray pour but de manametatra le lelany lavabe iny... raha voakaikitra t@ zay mety gaigy!
raha za manokana aloha tena tsy mazoto mitaiza biby an-trano ka!! na kely na be!

32. niryna
(
01/08/2009 13:56)
Papoose:
aiza kosa e! ref miakatra ny ete dia miakatra koa ny moka zao ohatra. teo aho nisambotra lolo kely fa le maniditsina mivembena reny le izy fa de ohatran'ny hoe nisy voalavo nisoty!
marina tokoa izany,voangory kely aza dia mampikiakiaka azy ireo,maika moa fa biby miditra ny tanana tampoka ,tena mila ho torana mihitsy.
Samy manana ny zavattra mampatahotra azy avokoa ny olona fa tsy ny vazaha irery ihany ka,izy ilay tsy dia mahita firy an'ireny no tena mahatonga azy atahotra,izaho aza mahita olona matahotra kadradraka
Rehefa tonga ao amintsika ilay tahotra dia mampatahotra na tsy biby aza ka ,mety ho afaka ve ilay tahotra? miankina ny tsirairay io sy ny fikirizany ary ny sainy indrindraindrindra
33. ikaretsaka
(
01/08/2009 14:55)
za de tsy matahotra .. taitra sy kiriko aho fa tsy matahotra raha biby kely noho izhao ka tsy misy poizina