io oabolana io dia diso tanteraka ary mhzo manontany ireo olon-dehibe ianareo fa izao no izy:
" Ny hanambadian-ko NAMANA ary ny hiterahan-ko dimby" izay no tna original an'io. ce qui veut dire oe, ilay ho namana no misy importance voalahany izay manamafy ny fiarahan'ny mpivady fa ny hiterahana dia hanana fara sy dimby. Izany hoe diso hevitra ny olona mihevitra hoe ny hiterahan ihany no hanambadiana ka ravaina ra sanatria ka hoe tsy miteraka.
Ny mah-namana no hevi.dehibe amin'io ohabolana io, ka raha hiditra amin'ny resaka firaisana ara-nofo izany dia hoe tsy hiteahana fotsiny no hanaovana izany fa hanamafisana ny fifankatiavan'ny mpivady. Mandinika be ny ntaolo nanao io ohabolana io satria dia mitsinjo ny olona rehetra izy amin'izany.
Miala tsiny fa tsy hevitro io fa hevitra azoko tamin'ny recollection niaraka tamin'ny fiangonana ka ny fiangonana katolika izay misy ahy no nanazava tsara an'io ka mba tiako ho zarazaraina mba hotskotsakoin'ny namana rehetra ato.