Ny hanambadian-kiterahana

21. niryna ( 22/07/2009 14:55)
Manampy ireo tenin'ny maro : ny antsika malagasy dia izay tokoa rehefa manambady dia manantena tokoa ny fianakaviana fa tsy maintsy hiteraka ilay ramatoa.
Ireto misy tantara kely omeko anareo
1- nivady izy roa ary dia hoy izy hoe mbola tsy te-hiteraka izahay fa anao fiainana :dia teny niara nizotra tamin'ny moto teny foana izy mivady.Tonga anefa ny fotoana nitadiavany zaza amin'izay dia tsy nisy intsony ary dia nihafara tamin'ny fananganan-janaka
2-misy koa tsy ny vavy ihany no tsy miteraka fa ny lahy ary dia nifanaraka izy mivady fa anambady ilay rahalahiny ilay vadiny
22. harimananachristian ( 24/02/2015 06:33)
fa izao no lazaiko anareo:

io oabolana io dia diso tanteraka ary mhzo manontany ireo olon-dehibe ianareo fa izao no izy:

" Ny hanambadian-ko NAMANA ary ny hiterahan-ko dimby" izay no tna original an'io. ce qui veut dire oe, ilay ho namana no misy importance voalahany izay manamafy ny fiarahan'ny mpivady fa ny hiterahana dia hanana fara sy dimby. Izany hoe diso hevitra ny olona mihevitra hoe ny hiterahan ihany no hanambadiana ka ravaina ra sanatria ka hoe tsy miteraka.

Ny mah-namana no hevi.dehibe amin'io ohabolana io, ka raha hiditra amin'ny resaka firaisana ara-nofo izany dia hoe tsy hiteahana fotsiny no hanaovana izany fa hanamafisana ny fifankatiavan'ny mpivady. Mandinika be ny ntaolo nanao io ohabolana io satria dia mitsinjo ny olona rehetra izy amin'izany.

Miala tsiny fa tsy hevitro io fa hevitra azoko tamin'ny recollection niaraka tamin'ny fiangonana ka ny fiangonana katolika izay misy ahy no nanazava tsara an'io ka mba tiako ho zarazaraina mba hotskotsakoin'ny namana rehetra ato.

Mazotoa daolo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3972