Fahazarana hafa²
1. booboo
(
01/07/2009 09:49)
Hono ho'aho, inona no fomba² na fihetsika na fiteny fataonao ka lasa fahazarana isaka izay mihetsika - mandeha ho azy - ?
Eritreritra sendra nandalo io teo am-pahitana olona mi-tél dia tsy tafatombona mihitsy fa tsy maintsy mandeha² eraka ny trano . Misy koa, mbola eo @ tél ihany, tsy mety mihitsy raha tsy manoratsoratra truc bidule mandrapaha-tapitry ny antso.
Ny ahy zao ohatra tsy mety² mihitsy ny aiko raha " mikorontana " ny ao anaty viliako :-D :-D :-D fa tsy maintsy atao " milamina" : eto @ sisiny ny vary dia etsy @ sisiny ny laoka :-D :-D :-D :-D fa tsy ilay aparitaka eo ambony vary ny laoka.
Eritreritra sendra nandalo io teo am-pahitana olona mi-tél dia tsy tafatombona mihitsy fa tsy maintsy mandeha² eraka ny trano . Misy koa, mbola eo @ tél ihany, tsy mety mihitsy raha tsy manoratsoratra truc bidule mandrapaha-tapitry ny antso.
Ny ahy zao ohatra tsy mety² mihitsy ny aiko raha " mikorontana " ny ao anaty viliako :-D :-D :-D fa tsy maintsy atao " milamina" : eto @ sisiny ny vary dia etsy @ sisiny ny laoka :-D :-D :-D :-D fa tsy ilay aparitaka eo ambony vary ny laoka.
novalian'i Lejoba ny 08/08/2009 12:18
2. endrika01
(
01/07/2009 11:11)
Nenah njay ry booboo a ,raha tsy mijery film horera sy le vampire sy ny mitovitovy amzay,le mampari-koditra be reny zah tsy mety mahita tory amny alina.Njainjay aza efa 4maraina vo mety mikipy ny maso!:-D:-D:-D
3. Mirananirina
(
02/07/2009 07:38)
fa ny tena ratsy dia ity fahazarana miteny ratsy ity,sy ilay hoe:tena ko,na ty ko,rehefa miresaka aman'olona.
4. xxx
(
02/07/2009 11:22)
Mirananirina:
fa ny tena ratsy dia ity fahazarana miteny ratsy ity,sy ilay hoe:tena ko,na ty ko,rehefa miresaka aman'olona.
Tsy voatery ho teny ratsy io Mirananirina a, izaho tany Mada tsy manao an'io mihintsy fa nony tonga taty Frantsa dia io no fampiasanay miaraka @ cousins , sangisangy, ohatran'ny mifanala sy mampisy fifanatonana aminay rehetra io.
Misy tenin'Andrianampoinimerina izay aza , tsy tadidiko intégralement, milaza hoe "ataoko ahoana ny tsy fanao tena an'i ... tahaka ny ... " tsy tadidiko loatra e, fa izy izany nampiasa io "tena" io sy "tia" io. Asa raha misy mahalala eto
5. ni81
(
02/07/2009 11:40)
fa ny tena ratsy dia ity fahazarana miteny ratsy ity,sy ilay hoe:tena ko,na ty ko,rehefa miresaka aman'olona.amiko indray (tsy manao ireo aho aloha), fa tsy dia azo lazaina hoe teny ratsy ny tena sy ty. Fa ireo vehivavy tena mpifankazatra sy mpiresaka be no tena manao an'io.
Ny ahy zao ohatra tsy mety² mihitsy ny aiko raha " mikorontana " ny ao anaty viliako fa tsy maintsy atao " milamina" : eto @ sisiny ny vary dia etsy @ sisiny ny laoka fa tsy ilay aparitaka eo ambony vary ny laoka.andrekaky o! zà koa manao toa an'i booboo io mihitsy, dia efa zatra ary tsy maintsy alamina foana ilay izy no sasatra :-D :-D
6. endrika01
(
02/07/2009 17:47)
Ary le mpandrafitra ireny indray?Raha mahadinika ianareo de atsofony eo ambony sofiny eo foana iny crayon sy regle kely iny,de na tsy eo am-perinasa aza izy,de entiny mandende eny rehetra eny! De gaga ah,we efa fahazarana angamba dia tsy asiany blem. :-D:-D:-D
7. endrika01
(
02/07/2009 17:53)
Ary le mpandrafitra ireny indray?Raha mahadinika ianareo de atsofony eo ambony sofiny eo foana iny crayon sy regle kely iny,de na tsy eo am-perinasa aza izy,de entiny mandende eny rehetra eny! De gaga ah,we efa fahazarana angamba dia tsy asiany blem. :-D:-D:-D
8. tslem
(
03/07/2009 06:23)
Zah ndray raha sendra mitazona stylo de voatsakotsako iny jusqu'à potipotika iny vodiny iny, d zah koa anisan lé olona mpanoratsoratra ttsy izay mifanandrify amiko eo, mahavita sarisary tsisy dikany na soratsoratra isankarazany refaveo.
9. ari.malala
(
03/07/2009 06:38)
ilay manao ndry aloha izany tsy afaka amiko, na dia vao 1h aza ilay vehivavy no niresaka tamko :-P (misy oul sarotiny beeeeeee mitsy @ io resaka indry io) ny ty sy tena moa ts afaka refa tena mifankazatra be :-P
10. Bazily
(
03/07/2009 06:56)
Ny ahy ny tena efa fahazarako hatrizay dia ilay manao "akia na indry" rehefa miresaka amin'ny vehivavy. Izany mantsy no efa nifankazaranay taminay mpianadahy tao antrano ka lasa hatraty amin'ny fiaraha-monina ifandraisana ilay izy. Misy anefa ireo vhv tsy zatra lehilah toa ahy manao izany aminy dia sadaikatra be, izay aho vao tonga saina hoe: hay moa ity tsy ilay nifankazatra amiko any antrano fa efa ety anokontany.
11. pisolahy
(
03/07/2009 17:32)
nenah ndray refa mandinika sipa de ny tongony fona no jereko volou ka ravo ratsy kely toude ts jereko tsony ze ambony any (le ratsy kely tiko lazaina oe ts voakarakara na maloto kely na otrizany) de ts aiko na fahazarana tsara zany na ratsy, :-D :-D
12. ni81
(
03/07/2009 18:53)
nenah ndray refa mandinika sipa de ny tongony fona no jereko volou ka ravo ratsy kely toude ts jereko tsony ze ambony any (le ratsy kely tiko lazaina oe ts voakarakara na maloto kely na otrizany) de ts aiko na fahazarana tsara zany na ratsy,:lol:
13. Koditra
(
04/07/2009 15:41)
Nena ndray marobe : fahazarako ny tsy mikipy refa mijery télé fa mikipy refa matory, fahazarako ny manala kiraro avy hatrany sy mialohan\'ny rehetra raha vao miditra ny trano. Fa ny fahazarako mampimenomenona ny olona matetika dia ilay rehefa mankany antranokely mandrotsaka ny mavesatra iny fa any no fotoana famakiako gazety na boky ary tsy maintsy efa misy miandry ahy ao, tsy miala tao raha tsy efa mahavita artikla 1 farahafakeliny dia miandry ao ivelany ao izay maika, noho io fahazarandratsiko io dia vatrako mitsy ny miaritra ny mafy eny andalana eny refa poritra fa tsy maintsy tongako any antrano, misy hiadanako tsara eh! Iza aminareo no mitovy amiko?
14. ni81
(
04/07/2009 16:14)
Nena ndray marobe : fahazarako ny tsy mikipy refa mijery télé fa mikipy refa matory, fahazarako ny manala kiraro avy hatrany sy mialohan'ny rehetra raha vao miditra ny trano.Dia rehefa inona koa no mikipy? :-D :-D
Fa ny fahazarako mampimenomenona ny olona matetika dia ilay rehefa mankany antranokely mandrotsaka ny mavesatra iny fa any no fotoana famakiako gazety na boky ary tsy maintsy efa misy miandry ahy ao, tsy miala tao raha tsy efa mahavita artikla 1 farahafakeliny dia miandry ao ivelany ao izay maika, noho io fahazarandratsiko io dia vatrako mitsy ny miaritra ny mafy eny andalana eny refa poritra fa tsy maintsy tongako any antrano, misy hiadanako tsara eh! Iza aminareo no mitovy amiko?:lol:
15. fahamarinana
(
04/07/2009 16:21)
:arrow: koditra :taiza indray no misy olona mijery tele mikimpy ? sa miheno monja amin'izay ! :-D
Za ohatrany tsy manana fahazarana kouh ! :-P ,tsy tambo hisaina re e !!,maro loàtra ka sao sanatria feno ny pejy ! :? (l)
Za ohatrany tsy manana fahazarana kouh ! :-P ,tsy tambo hisaina re e !!,maro loàtra ka sao sanatria feno ny pejy ! :? (l)
16. ni81
(
04/07/2009 16:27)
Za ohatrany tsy manana fahazarana kouh ! ,tsy tambo hisaina re e !!,maro loàtra ka sao sanatria feno ny pejy !ny fahazaran-dry dia ilay miteny hoe:hevitro manokana io aloha an! :-D :-D :-D :-D
17. fahamarinana
(
04/07/2009 16:30)
:arrow: eka tokoa,ieuhhh !Hevitro manokana iny,amiko manokana aloha,avereno amiko rahatoa tsy tiana,fa mety diso hatrany izay !.....mbola bobaka be !...Tsy hita fa katahotra kouh ! :? (l)
18. ni81
(
04/07/2009 16:31)
eka tokoa,ieuhhh !Hevitro manokana iny,amiko manokana aloha,avereno amiko rahatoa tsy tiana,fa mety diso hatrany izay !.....mbola bobaka be !...Tsy hita fa katahotra kouh !ka milaza ny hoe tsy manana? adray? Zà ndray no mahalala ny fahazarany marina tokoa :lol: :lol: :lol:
19. Koditra
(
04/07/2009 18:04)
Ni81:Tsiambaratelo, lazaiko ihany fa tsy koi, refa manao bisous bisous minou minou, taloha a bedy fòna oe fa maninn enao no tsy mikipy fa laozanao mijery anà, zao za efa zatra mikipy tsara ka =)) =))
Dia rehefa inona koa no mikipy?
20. ni81
(
04/07/2009 18:09)
Tsiambaratelo, lazaiko ihany fa tsy koi, refa manao bisous bisous minou minou, taloha a bedy fòna oe fa maninn enao no tsy mikipy fa laozanao mijery anà, zao za efa zatra mikipy tsara ka=)) =))