Fahazarana hafa²
61. gabidemony
(
15/07/2009 09:42)
entre (...) alou!!!! FA NY VEHIVEVY VE MBA MANGETOTRA :?: =)) =)) =))
fa rehefa mba miarakaraka @ akama de misy jòba reny na ny ao an-trano na de efa mifandray be reny aza , de ohatra ny mbola tsy naheno mintsy.
Sa rehefa poritra te hangetotra de alefa SILENCIEUX =)) =)) =)) =)) =))

62. ni81
(
15/07/2009 09:54)
entre (...) alou!!!! FA NY VEHIVEVY VE MBA MANGETOTRA:lol: tahaka ny mikohaka ihany io koa! misy ny manao koha maina :D
fa rehefa mba miarakaraka @ akama de misy jòba reny na ny ao an-trano na de efa mifandray be reny aza , de ohatra ny mbola tsy naheno mintsy.
Sa rehefa poritra te hangetotra de alefa SILENCIEUX
63. endrika01
(
16/07/2009 12:45)
Misy kou le mana-krak,krak,tanana refa vo teny,ataony fanao isakizay tenenina,mahasorena miitsy ny mihaino azy :-P Ty iray ty kou, minono an-kihibe tanana,refa variana mianatra be,na mijery tele,na mihaino olona miresaka,tovotovovavy reny no tena mpanao anio,angamba tsy ampy nono tam mbola zaza :-P
64. Lejoba
(
08/08/2009 12:18)
tany @ RAR izahay samy manasa ny lambany. Ampirimina any aloha ny lamba maloto dia avoaka rehefa hanasa. Izao, efa manambady, mampiasa lave-linge, dia nijanona ilay fahazarana : tsy ataoko ao @ fasiana lamba maloto fa rehefa vonona aho dia avoakako, miaraka ampidiriko anaty machine dia sasàko. Miady @ i madama matetika satria miara-sasàko ao ny jeans, lobaka fotsy, bà kiraro, serviette ets. Dia mivoaka "hafakely" ilay izy satria mifangaro ny loko, tsy hita madio ny lamba, mihavasoka, ny t-shirts sy akanjo bà lasa mivaralila ets.
Rehefa tsaroako omeko azy ihany sasàny, fa izaho anie mba te-hanamaivana ny raharahany eh :D
tsy vitako ilay manao tri fa izany hoe marina aloha fa rehefa izy no mikarakara ny lamba, mivoaka ohatry ny vaovao izany foana ny akanjo eh
:lol: :lol: :lol: