Fahazarana hafa²

21. Koditra ( 04/07/2009 18:10)
Ni81:
ny fahazaran-dry dia ilay miteny hoe:hevitro manokana io aloha an!
Oainina ndray fahama :-D

koditra :taiza indray no misy olona mijery tele mikimpy ? sa miheno monja amin'izay
Misy olona mitady torimaso fotsiny ka, mandefa télé izy nefa tsy mijery fa mihaino fotsiny dia matory oazy eo fefa programmé oe maty oazy afaka 30mn ny télé. :)
22. fahamarinana ( 04/07/2009 18:25)
koditra:
Misy olona mitady torimaso fotsiny ka, mandefa télé izy nefa tsy mijery fa mihaino fotsiny dia matory oazy eo fefa programmé oe maty oazy afaka 30mn ny télé.

:arrow: Koay ! faran'ny raha halako olona manao karakaran'io ! Za koa no tsy mahita tory fa miandry ilay tele ho maty ! Nefa ndray raha rvg dia tsy olana na handeha eo foana aza ! :D (l)
23. ni81 ( 04/07/2009 18:30)
Koay ! faran'ny raha halako olona manao karakaran'io ! Za koa no tsy mahita tory fa miandry ilay tele ho maty ! Nefa ndray raha rvg dia tsy olana na handeha eo foana aza
oay kosa e! :-D :-D
24. ni81 ( 04/07/2009 18:33)
Oainina ndray fahama
e! aoka izy an! :-P :D
25. fahamarinana ( 04/07/2009 19:13)
:arrow: ni81 : za moa tsy ouaina zany o ?..
Ka ilay tele anie mazava be e,ny rvg henoina fontsiny !... :-P (l)
26. ni81 ( 04/07/2009 19:19)
ni81 : za moa tsy ouaina zany o ?..
tsy ouaina zany e! matintsika io koditra io! :o
Ka ilay tele anie mazava be e,ny rvg henoina fontsiny !..
zà klou rehefa hatory dia tsy raharahiako na télé na radio fa lasa izao e!izay tratra farany eo mamono azy :)
27. fahamarinana ( 04/07/2009 19:26)
:arrow: Tena sambatra zany ,za tena rahavao misy bruits dia efa tsy tafa e,maika moa olona miesona dia za koa no ampiesoniny eo ! :D (l)
28. ni81 ( 04/07/2009 19:30)
Tena sambatra zany ,za tena rahavao misy bruits dia efa tsy tafa e,maika moa olona miesona dia za koa no ampiesoniny eo !
:-D :-D :-D zà miesona be hono e! :?
29. RATOVOARY ( 06/07/2009 05:55)
Zah aloha dia tena efa zatra mihaino radio amin'ny alina e! alefa moramora eo andohampandriana eo ka na efa resintory aza dia ao izy mandrotsirotsy ao mandra-paharainan'ny andro.
30. endrika01 ( 06/07/2009 06:04)
Fahazarana hafakely kou ity,mino aho fa mahita anio doly tsika refa misy tovovavy maromaro mitafa ,dia mafana be ny resaka,dia lasa amzay ,lay alefa kely ny resaka,sady mitefaka tanana,tsy le mitehaka le misaotra mihorakoraka ireny an,fa le somary velariny ny tanana iray ,dia ny ankilany kou velariny ,dia atefakany eo amboniny lay anakiray mivelatra iny,fa avadika,lay vohotanana iny ndray no atao ambany. i anona hono...de tehafana le tanana, manann hono a ...de hoatrizay.Mino aho fa azonareo sary an-tsaina :P de ny tovotovolahy ireny kou,manana fahazarana hafakely refa tafaresaka,ka mafana ny adi-hevitra na tsia tanana ihany io an,fa ny azy ndray avokony toy ny hanao totohondry ireny ny tanany ilany,de ny ilany velariny,de le tanany mivelatra iny,atefatefany eo amboniny lay mivokona iny,ny sasany aza sady ampiany teny ratsy,fahazarana hafakely mintsy.
31. fafa75 ( 06/07/2009 06:11)
:lol: :lol: :lol:
32. booboo ( 06/07/2009 07:47)
:-D :-D :-D :-D
33. ikaretsaka ( 06/07/2009 10:54)
Fa ny ahako ny tsary azoko de tratra foana ahako shefa miteny hoa hatrany bira na amboarina aza
34. ari.malala ( 07/07/2009 06:23)
endrika01:

Fahazarana hafakely kou ity,mino aho fa mahita anio doly tsika refa misy tovovavy maromaro mitafa ,dia mafana be ny resaka,dia lasa amzay ,lay alefa kely ny resaka,sady mitefaka tanana,tsy le mitehaka le misaotra mihorakoraka ireny an,fa le somary velariny ny tanana iray ,dia ny ankilany kou velariny ,dia atefakany eo amboniny lay anakiray mivelatra iny,fa avadika,lay vohotanana iny ndray no atao ambany. i anona hono...de tehafana le tanana, manann hono a ...de hoatrizay.Mino aho fa azonareo sary an-tsaina :P de ny tovotovolahy ireny kou,manana fahazarana hafakely refa tafaresaka,ka mafana ny adi-hevitra na tsia tanana ihany io an,fa ny azy ndray avokony toy ny hanao totohondry ireny ny tanany ilany,de ny ilany velariny,de le tanany mivelatra iny,atefatefany eo amboniny lay mivokona iny,ny sasany aza sady ampiany teny ratsy,fahazarana hafakely mintsy.



:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
35. RATOVOARY ( 07/07/2009 06:26)
Fa ny tena mandreraka ahy indrindra dia ilay bandy zatra miteny ratsy reny. 80% ny resaka ataony teny ratsy daholo, ary raha vao miteny dia tsy maintsy arahana teny ratsy. Tsy misy henatra intsony na dia imason'olompady aza.
36. ni81 ( 07/07/2009 06:56)
Fa ny tena mandreraka ahy indrindra dia ilay bandy zatra miteny ratsy reny. 80% ny resaka ataony teny ratsy daholo, ary raha vao miteny dia tsy maintsy arahana teny ratsy. Tsy misy henatra intsony na dia imason'olompady aza
ny ahy aza tovovavy niara-niasa tamiko izay taloha fa tsisy ady hevitra izany raha hiteny ratsy! isak'izay resaka lazainy dia malilo mihitsy ny sofina.
:?
37. gabidemony ( 07/07/2009 13:03)
Misy ara ny sasany rehefa mande any @WC ande hikapa de tsy mahalatsaka mintsy raha tsy mamaky boky na gazety...

Ny sasany ndray tsy mahalatsaka raha tsy mi-sòrà (mifoka sigara)
38. xxx ( 07/07/2009 14:20)
Fa ny tary indray rehefa lasa saina dia misikotra tain-delo! =D> =D> =D>
39. ikaretsaka ( 07/07/2009 14:41)
Le hoe tsy mahalatsaka raha ts mi sora an'i gabidemony io tena gravy an...indrindra nony hoe tsy azo hifohana sora tsony any...

Faha fa rehefa tena le te dodo be iny enao tsary raharahanao tsony na in io na in ko fa mbola tsary te hidodo enao manao anzay fatra mpifidy izay
40. endrika01 ( 07/07/2009 18:02)
Ny fahazarana tamikely kou tsy adino,raha vo avy mianatra,tonga de atsipy eny ambony fandrina ny kitapo sy ny aron akanjo (tablier)dia lasa mande mitoraka kapisily=)) ny anle kofa namako ndray,isaky ny hiresaka lery dia somary mikaokaotra loha kely zay foana :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2924