Fahazarana hafa²

41. ni81 ( 07/07/2009 18:07)
Misy ara ny sasany rehefa mande any @WC ande hikapa de tsy mahalatsaka mintsy raha tsy mamaky boky na gazety
ie be mpanao koa io
Fa ny tary indray rehefa lasa saina dia misikotra tain-delo! > > >
:-D :-D
42. endrika01 ( 07/07/2009 19:39)
Ny fahazarana tamikely kou tsy adino,raha vo avy mianatra,tonga de atsipy eny ambony fandrina ny kitapo sy ny aron akanjo (tablier)dia lasa mande mitoraka kapisily=)) ny anle kofa namako ndray,isaky ny hiresaka lery dia somary mikaokaotra loha kely zay foana :-D:-D:-D
43. RATOVOARY ( 08/07/2009 06:03)
Fa nareo manao an'izany fa resaka fikapazana :lol: ihany ty, fa zaho manana fahazarana mivoaka vao maraina ( isaky ny vao mifoha @ 5h00 iny ) fa rehefa sendra vahiny antanin'oul aho mahatsiaro ho fijaliana kely foana @le indraindray ilay olona vantanina mpatory maraina. Le zavatra anefa efa mandeha ho azy isaky ny @ 5h00 maraina. Dia tsy maintsy hiandriandry kely aloha fa mba wainn raha vao mipotsaka de kapa. :-D :-D :-D
44. ni81 ( 08/07/2009 06:14)
:-D :-D :-D :-D
45. endrika01 ( 08/07/2009 06:54)
Ny fahazarako kou de ity,(na izah aza mihomehy irery) Androany alamiko tsara tsy misy tomika ,ny bokiko rehetra,eny fa na hatraminy taratasy efa naforitra efa ho hariana aza;dia alaina indray dia pasohina @tanana,dia mba alahatra mahitsy eo aminireo boky be d be,afaka atsasakadiny,dia misy teny tadiaviko dia mikorotana doly ndray.Dia hoatrizay foana,De ireo mijery ndray ndraindray no sorena,satria raha tsy tendrombohitra mivangongo,dia rindrina fisaka,tsy hakamoana na fahazotoana,fa fahazarana hafahafa amiko,angamba raha misy maka film any ambadimbadika any,dia lasa fiomehezana ndray lay izy. kofa namako hafa indray ity,isaky zay mifanena lalana aminy zah,na itako lavitra izy,fa izy tsy mahita ahy manondrotra pataloha foana,efa misy ceinture anefa ,lay pataloha koa tsy dia hoe malalaka be( hafa le we tery,de mety ho ketoka ao ny aninn an ) fa ny anle zalahy ty de efa fahazarana hafakely.Izy angah mou miditra serasera,hi hi,fa raha tsy zany aho tsy sahy nitantara =))=))=))
46. ikaretsaka ( 08/07/2009 14:36)
Misy ara ny sasany rehefa mande any @WC ande hikapa de tsy mahalatsaka mintsy raha tsy mamaky boky na gazety

Misy bandy akamako izay aza miaraka @ gitara razoky mankao... neva le WC mitingitingina an..
mba lasa ihany ny eritreritrio hoe @ fomba ahoana ary!
47. ari.malala ( 10/07/2009 05:35)
ikaretsaka:

Misy ara ny sasany rehefa mande any @WC ande hikapa de tsy mahalatsaka mintsy raha tsy mamaky boky na gazety

Misy bandy akamako izay aza miaraka @ gitara razoky mankao... neva le WC mitingitingina an..
mba lasa ihany ny eritreritrio hoe @ fomba ahoana ary!



:-D :-D :-D :-D
48. tsiory94 ( 11/07/2009 19:03)
Ny ahy indray ny fahazarako de refa le mipetraka ambony seza iny de ts maintsy mipelipelika fôna ny tongotro de tonga de ozy bôfinay we mietsika ndray ny alika (satria hono nyalika refa mipetra de mietsiketsika fôna ny rambony)tsy fanahy iniko le izy fa mande wazy , za ko az mba somary gaga mintsy we manin maao zany.
mety ts za rery kosa ngamba maano anzany éééé
Atao aôna fa samy manana ny fazarandratsiny io.
Efa mba mitady ho afaka @le izy za ngamba fa tô tsy nikôzikôzy tsony rabôfy tato ato zay. sa efa leo ve izy.mdrrrrrrrrrrr
49. ni81 ( 11/07/2009 19:56)
Ny ahy indray ny fahazarako de refa le mipetraka ambony seza iny de ts maintsy mipelipelika fôna ny tongotro de tonga de ozy bôfinay we mietsika ndray ny alika (satria hono nyalika refa mipetra de mietsiketsika fôna ny rambony)tsy fanahy iniko le izy fa mande wazy , za ko az mba somary gaga mintsy we manin maao zany.
mety ts za rery kosa ngamba maano anzany éééé
Atao aôna fa samy manana ny fazarandratsiny io.
Efa mba mitady ho afaka @le izy za ngamba fa tô tsy nikôzikôzy tsony rabôfy tato ato zay. sa efa leo ve izy.mdrrrrrrrrrrr
nerveux hono ilay olona no mahatonga ilay tongotra mipelipelika tsy mety mipetraka ireny
50. booboo ( 11/07/2009 20:41)
tsiory94 > :-D :-D :-D

Misy koa olona rehefa misotro rano dia tsy mety mihitsy raha tsy manao " aaaaaaaah " mafy be rehefa lany iny ilay rano. Na koa ilay eo am-pisotroana iny dia asiana feo " sluuurrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrp " !
bwèèèèèèèèèèèèèèèèèèèèè mba tsy tian'ny sofiko ny maheno olona manao an'ireo a !

Dia ny tena mampihomehy anà foana rehefa mivavaka dia ohatra hoe olona vangiam-pahoriana izany ilay olona manonona vavaka : feo iva dia iva sy ohatra tena resy beeeeeeeeeeeee zany ; nefa vao vita ny amen dia jôjôpil be mihitsy hihihihihihihihihihi.
51. tsiory94 ( 12/07/2009 17:19)
ni81< de mety ho zany toko ve ry sé
booboo< iny le ts mlay mints indrindra le eo ampinanakanina de le sendra misy rony le lôk a de troana be enon'ny ray trano le rony @zany. le cousine nay ray zay no tena panao zany de noteneninay izy mou ny farany we ref manambady ko ve d mbola itroka rony be eo amason-drams ôtrzany ndry. hihihihi
ts aiko izy zay any ref mba niova.
zay ngamba le tonga @le fitenenana we "No body is perfect" an
:!: :!: :!:
52. ni81 ( 12/07/2009 18:31)
ni81< de mety ho zany toko ve ry sé
ie, dokotera no niteny an'io tamiko.

Misy koa ilay olona misakafo dia mitsamontsamona be (heno be mihitsy ny fitsakoany azy) :lol: :lol:
53. xxx ( 12/07/2009 19:15)
ny ahy rehefa mi phone dia milalao le zavatro tena io vao hitako

=)) =)) =)) =)) =)) =))
54. tsiory94 ( 12/07/2009 20:08)
ni82< soa iany f"efa afaka le izy ra izany ry sé ra tsy zany mety nentin-drabôfy nanantona Psy teo za kle :-D :-D :-D
55. ni81 ( 12/07/2009 20:36)
ni82< soa iany f"efa afaka le izy ra izany ry sé ra tsy zany mety nentin-drabôfy nanantona Psy teo za kle
tsy 82 aloha fa 81 e! hihi
Ka efa afaka zany ilay fahazaranao koa! :)
56. gabidemony ( 12/07/2009 21:11)
Misy ara ny sasany le zadratsy mangetotra mafy be reny ao an-trano na eo amason'ny fianakaviana aza eny na de eo ambony latabatra,
de ny mapome de ity sendra nasain'olona zareo ity de eo am-pivorivorina eo @
salon iny ny olona de somary nisy fahanginana kely zay tonga de nangetotra mafibe oa lery :-D tena tsy tonga saina mintsy lery t@ fotoana iny hoe an-tranon'olona f'efa za-dratsy fa zany oa fa silaka be lery =)) =)) =))
57. RATOVOARY ( 13/07/2009 05:05)
Misy ara ny sasany le zadratsy mangetotra mafy be reny ao an-trano na eo amason'ny fianakaviana aza eny na de eo ambony latabatra,
de ny mapome de ity sendra nasain'olona zareo ity de eo am-pivorivorina eo @
salon iny ny olona de somary nisy fahanginana kely zay tonga de nangetotra mafibe oa lery tena tsy tonga saina mintsy lery t@ fotoana iny hoe an-tranon'olona f'efa za-dratsy fa zany oa fa silaka be lery
Zay zany le hoe : za-dratsy ohatry ny vahiny fangetorana :-D :-D :-D
Fa misy cousin-nay zay rehefa misakafo lery dia manana fahazarana mandreraka be zay. Eo ampihinana aloha lery de efa misiotsioka maka tsirony be ohatrany hoe mihinana sakay foana na dia tsy misy sakay aza. Da raha vao voky ka eo ampisotroana rano dia hontsanina kely aloha le vava nefa atelina le rano avy eo :twisted: :evil: . Bavinay zay saro-dikidiky be fa milefa raha vao hoe hisakafo ao antrano lery, tonga de mideg's ranabavy tratran'le manotsambava kely. :roll: :lol:
58. endrika01 ( 14/07/2009 05:15)
Ary le sipa manolakolaka ny volony ireny[b] lay somary hakany ampahany kely makeo aminy handriny:-D dia ampidininy kely makeo aminy tarehiny :-D dia ahodiny moramora aminy fanondrony,mandreraka ny mijery azy raha samy sipa.Fa mety tiany bandy kalou e,somary mi-charme kely zay ry zavavy!:-P .Noho io fahazarana hafahafa io,dia wouainn be le sipakely tamzay,satria handeha hanao visite medical zay,de le fahazarana de tsy mety tsony!Tary imasony lay dokotera nandray anay avy no nanao anio fahazarana io,de nanontanianle dokotera hoe : enao angah mitady lehilahy,te hanao :-P ,misy dikany doly hono ny fihetsika atao! De zay ra-sipakely vao niala tsikelikely taminio,boramena be izy nivoaka avy tao. :-P
59. ikaretsaka ( 14/07/2009 13:43)
Le manano zavatra ratsy na nandrpak'entana na nanao erreur koa de le mitranga lela no tssss..misy efa ho tonga any @ saokany mihitsy
60. ari.malala ( 15/07/2009 05:38)
Fahazarana hafahafa koa v, fa misy olona mieritreritra zavatra eo izy zao, de asa tadidiny tampoka nga ilay izy fa tafiteny rery mintsy izy nefa izy rery a! d na koa misy zavatra nahatezitra azy tadidiny tampoka fa tonga de romotra be ny tarehiny, nefa vao eo no nitsikitsiky tsara :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2094