Hira Duo Tsara

1. xxx ( 26/04/2010 12:43)
Inona kay ny hira Duo (slow) tianareo? na gasy na vazah io :
Ny ahy iao ireto no isan'ny tiako :
- Satria (Bodo)
- when you tell me that you love me (Julio Iglesias & Dolly Parton)
- I Hate you then I love you (Luciano Pavarotti & Celine Dion)
- Endless Love (Diana Ross & Lonel Richie) koa, tena endless love koa ny fitiavako azy e, na dia efa ela aza fa tiako foana e
2. xxx ( 28/04/2010 08:11)
xxx:

- Endless Love (Diana Ross & Lonel Richie) koa, tena endless love koa ny fitiavako azy e, na dia efa ela aza fa tiako foana e


mitovy isika izany, ouverture n'ny mariage nay io

hira gasy duo :
- bakobako roa tena mifamaly tsara



3. Mandefitra ( 28/04/2010 08:26)
Tiako ny mihira miaraka aminao
Hira tsy ho lefy na antitra aza aho
Solo sy Bodo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3514