firaisana

1. xxx ( 02/04/2010 10:53)
hono a ry réolona
misy soratra vé ao aminy baiboly hoe tsy mahazo manao firaisana raha tsy efa manambady?
dia misaotra dia ny mialoa
novalian'i xxx ny 19/04/2010 10:08
2. xxx ( 02/04/2010 15:31)
Ie, misy :lol:
3. xxx ( 19/04/2010 10:08)
mince alors, dé aiza ho aiza ao am baiboly kay no misy anizany?
dé misaotra de ny mialoha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4318