Eritreritra mandalo

bazylou ( 25/03/2011 18:33)
nandritra ny 50 taona tao mada ka natsipiny any amin'ny ong sy fikambanana daholo ny andraikiny. beuurrkk... tohiny
novalian'i sitlo ny 30/03/2011 04:50
ledala ( 22/03/2011 18:34)
Mandeha eny ny eritreritra , eo koa ny zava-misy: nisy fotoana novoizina mafy ny lalao fanorona ( lalao malagasy) efa nisy fifanitsanana mihitsy tao Antananarivo. Voalaza fa ny ankamaroan'ny olona ma... tohiny
itaramasoandro ( 21/03/2011 15:56)
noentin’ny riaka mankadiry sy mahery ary rava ka potika ny faritra avaratr’i zapôn. tany efa nopotehin’ny hery ataomika enina ambienimpolo taona lasa izay. mihatrika ny loza niantefa ny mponina... tohiny
3188 ( 11/03/2011 16:56)
mino ve ianareo fa mety misy ao madagascar marina ity karazana biby ity http://www.youtube.com/watch?v=XXR-9yFKtBI... tohiny
novalian'i soanja ny 13/03/2011 09:10
AndriambyII ( 10/03/2011 14:04)
Araka ny eritreritrareo , fantaro inona avy ireo zavatra vitan' ny avo tsy tsapan' ny olombelona ny antom- pisiany eto @ ny voary !... tohiny
novalian'i soanja ny 21/03/2011 12:13
Soanja ( 08/03/2011 20:56)
Araka ny vaovao dia efa nahavita ny asa nampanaovina azy avy ireo mpanamory an'ilay sambon-danitra ary efa niainga niala teo amin'ilay Fiantsonana Eny Ambony Tsy takamaso ISS ry zareo ka hamonjy ny ta... tohiny
novalian'i soanja ny 09/03/2011 23:47
Fiffi ( 02/03/2011 14:16)
Miarahaba ny rehetra indray.... Mba tiako fantarina io we "aloalo" io.... Rehefa nitady tato am net zah dé zao no hitako tao... LES ALOALO, POTEAUX FUNÉRAIRES DES MAHAFALY Les traditions malgach... tohiny
novalian'i Touki.ag ny 31/08/2022 06:40
bazylou ( 27/02/2011 13:29)
rhf inn kay vô vonona ho faty ny gasy ? ny arabo zao dia mazava fa vonona ho faty am : - resaka finoana sy fahafahana !!! ny antsika, inona ?????? ... tohiny
novalian'i andry08 ny 07/03/2011 14:08
milamm ( 22/02/2011 21:53)
http://www.youtube.com/watch?v=bhLyXk5QgvU&playnext=1&list=PLC6C276EA78F2B190 mahafinaritra ny fampisehoan'ilay anglisy David Attenborough(bbc natural discovery) ireo harena voajanahary zavamaniry sy ... tohiny
novalian'i milamm ny 05/03/2011 01:38
vale ( 16/02/2011 20:53)
Fandrehako matetka io, lol, ahoana ny hevitrareo momba an'io fa ny fanazavan'ireo ol handrenesako azy dia hoe efa mandroso ny fivoarana izao ka efa betsaka ny ol samy hafa fihaviana no mifanambady, sa... tohiny
novalian'i vale ny 25/02/2011 21:41
niryna ( 07/02/2011 17:26)
Indraindray hoy aho izay raha tsy mitandrina dia mety hiteniteny foana an! Ny amboa ve no fady manao lamba sa Ny amboa sy ny lambo ve no tsy mety miaraka mihitsy sa ny lamba tafiana no tsy azo a... tohiny
novalian'i niryna ny 25/02/2011 15:49
niryna ( 29/01/2011 05:07)
Misy ohabola iray izay toa ohatran'ny diso ny fitenin'ny olona azy ka dia mba ampio kely hoe azafady Rehefa manasa olona isika dia miteny ny vahiny hoe andao amin'izay andeha ry zareo fa ny trano nah... tohiny
novalian'i niryna ny 06/02/2011 00:04
cartina ( 28/01/2011 20:25)
salama dahory ry namana eto @ serasera ? zao mba naika misy zavatra tiako anotaniako fa mahagaga zao raha ty . inona antony matonga lehilahy tia manao jombilo na jaloko ? satria efa maro lehilahy tsi... tohiny
novalian'i vale ny 09/02/2011 16:13
soanja ( 25/01/2011 17:33)
Lasa indray ny fisainako fa ambony dia ambony tokoa ny misy ahy raha oharina amin'ny tany. Tazako ery lavitra ambany ery ny rahona. Foana ny manodidina. Feo mireondrehona no heno. Tony dia tony avokoa... tohiny
novalian'i ledala ny 05/03/2011 22:48
ledala ( 07/01/2011 02:03)
Miangavy ny tomponadraikitra mba hitondra fanazavana hoe inona marina moa ilay hoe "eritreritra mandalo".Tsapa ho tsy mazava tsara mantsy izay tiana hambara eto. Misaotra tompoko.... tohiny
soanja ( 19/12/2010 14:27)
Niakatra antanan-dehibe indray aloha mba hijery izay mamiratra eto an-drenivohitra. Nitsidika ny Braderie teo Mahamasina aho satria nanantena mafy sao mba ahita ny miraitra ho amin ilay fiainana MahaG... tohiny
novalian'i ledala ny 06/01/2011 21:25
Rabaradaka ( 17/12/2010 10:31)
Lasa re ny eritreritro ry dadatoa nahita ireo Gasy toa mihamainty sy mihamangan'ny fiainana. Jereo ange eny rehetra eny e, mihamainty ny Gasy satria sady lanin'ny hafanan'ny taninandro satria tsy misy... tohiny
novalian'i alina ny 22/01/2011 04:46
sylvaine ( 17/12/2010 10:09)
Hafa ihany ity serasera ity ka,mba manopy maso kely ary @ forum sobika sns zany a,teny ratsy be tsy misy ilaivana azy grrrrr,mba misy fitsipika fa tsy mandaitra.Sady tsy hita hoe aiza ilay novaliako i... tohiny
novalian'i ledala ny 06/01/2011 21:47
YDIFAS ( 15/12/2010 11:28)
Bonjour, Comme vous le savez tous, la date de mon anniversaire approche. Tous les ans, il y a une grande célébration en mon honneur et je pense que cette année encore cette célébration aura lie... tohiny
prospera ( 15/12/2010 10:02)
hono hoa ! ianareo ve efa nisy nanafatra na nandefasan'olona entana avy any ivelany dia tonga soa aman-tsara ? izaho nandefasan'ny zokiko dico fa tsy taty amiko ilay izy efa ho iray volana izay.... tohiny
novalian'i bazylou ny 12/01/2011 18:36
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7083