Eritreritra mandalo

chantrire ( 07/02/2013 10:20)
Tena mampalahelo ny fisainan' ny olona sasany izay tiatiakely. Sendran' izany izaho androany t@ toeram- pitsaboana iray etsy Antanimena. Ny olona mantsy refa zatra mandray kafe ka tsisy mpanome dia sa... tohiny
novalian'i chantrire ny 12/02/2013 09:35
amig0 ( 04/02/2013 14:49)
Mba hataovy ny manoratra aty amiko ary mba lazao ny mombombanio firenena io eh. Mba ti ho any....... tohiny
Seul110 ( 29/01/2013 07:39)
Nahatsikaiky mafy ahy ihany ity nofiko ity ry namana isany! : afak'omaly alina dia nanonofy mpamosavy aho ary tsy mahetsika mihintsyno miteny2 nefa tsy mahatafavoaka feo,taitra avy eo aho tera-t... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 04/08/2015 16:48
Nehemiah ( 14/01/2013 07:06)
Raha ataontsika hoe manana omby ra-Schwarzie dia minoa ahy fa tsy maintsy omby blanc-bleu-belge izany. Iny karazan'omby iny dia be hozatra be tsy misy toy izany, sady kely tavy. Ny ankamaroan'ny olona... tohiny
hasiniony ( 12/01/2013 13:10)
[b]Hebreo 7:18-19[/b] Eny, foana ny didy teo aloha noho ny halemeny sy noho izy tsy nahasoa, fa ny lalàna dia tsy nahatanteraka na inona na inona, ary misy kosa fampidirana ny fanantenana tsaratsara ... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 14/01/2013 06:48
Lahygasy ( 03/01/2013 08:34)
Fahasalamantsika rehetra! Ity teny vao ity dia hevitra vao avy amin'ny teny hoe "serasera", ka ny fifanakalozana dia masira, izany hoe, miendrika teny mamoafady ny tsy fiseho masoandro angaha no marim... tohiny
novalian'i Lahygasy ny 04/01/2013 08:16
heirzo ( 31/12/2012 07:46)
Salama daholo ? Mba nanaitra ahy ity lohahevitra iray ity teny amin’ny fampianarana kely mba narahina teny… teny amin’ny vaky boky kely mba natao teny … ka indro zaraiko aminao sao mb... tohiny
novalian'i ral_ ny 02/01/2013 14:00
heirzo ( 28/12/2012 09:45)
Lasa ny eritreritro androany noho ny resaka henoko tetsy tsy teroa ka tonga ato antsaiko ity fanontaniana ity hoe fa tena mandaitra tokoa ve ny [b]"ODY"[/b] e ? Izaho manokana aloha dia tsy misalasala... tohiny
novalian'i jobiely ny 21/02/2013 14:02
vony501 ( 19/12/2012 08:09)
Sao mba hividy fiara ianareo fa amidiko ity Tsy haiko loatra ny "marque"-ny fa vao avy novidiako koa izy io [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/af7eec6bf1d195cb114a39af28f796ed.JPG][img]http... tohiny
novalian'i ral_ ny 02/01/2013 14:03
Nehemiah ( 17/12/2012 13:20)
Kay ve ny kilalaka t@ voalohany dia dihin'ny dahalo alohan'ny hanafika, araky ny Gazety Lakroa farany !... tohiny
novalian'i andrywui ny 25/01/2013 14:30
milamm ( 09/12/2012 17:27)
Arkitekta frantsay nametraka ny fandalovany nitondra ny fahaizamanao eropeana teto Mkara sangan'asany mo Anatirova sy reo hafa tsy voatanisa zaraina amitsika http://www.lefigaro.fr/voyages/2012/08/10... tohiny
vony501 ( 23/11/2012 07:42)
Izaho no RA-VIKY [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/95d9f04e209eb4cbeb69f15d9dafa2d8.JPG][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/95d9f04e209eb4cbeb69f15d9dafa2d8.JPG[/img][/url] Ato a... tohiny
novalian'i hery ny 30/11/2012 04:48
amig0 ( 21/11/2012 12:04)
Ho an'i gasyjean io fa hikombaka zay mitsam !! (sipa)... tohiny
novalian'i gasyjean ny 23/11/2012 18:22
sitlo ( 20/11/2012 02:48)
Mba mitady ohabolana malagasy (tena izy fa tsy nagasiana) momba ny fikirizana aho raha misy mahafantatra. Ny hoe "santatra am-bavarano ihany iny fa ny manetsa be mbola ho avy" dia tsy tena mahalaza a... tohiny
novalian'i ral_ ny 04/12/2012 17:43
mateur ( 30/10/2012 18:37)
Manimba maso be lé bandéroles lany daty -spectacle efa 1 mois passé mbola eo ny bandérole - flash pub à la TV efa tena tsy à jour inntsony fa d tena mbola alefa tsara izao LOL - Soratsoratra en... tohiny
novalian'i sipagasy ny 06/11/2012 16:26
AMIG0 ( 29/10/2012 10:35)
NY GASY DIA BE MOLOTRA, FOHIKELY SADY BE TAKOLAKA.. Pourquoi?... tohiny
novalian'i nounourse ny 30/01/2013 22:34
AMIG0 ( 01/10/2012 17:37)
za ve bandy mpanakorotana eto sa pialavanona, sa ahoana ee!?? (mba miezaka ihany ny ho hendry sy hifankahazo eto fa voafafa faona ny ps-nay) Ary efa tena reraka iany aho no mamorona emai-l sy mieritr... tohiny
novalian'i sipagasy ny 06/11/2012 16:30
philadelphie ( 22/09/2012 08:39)
Fanontaniana mampiomehy ve ? Dia hoy ianao hoe ka gasy isika koa ! Diso anefa izany. Ho hitanao eto ny tohiny... tohiny
novalian'i niryna ny 26/09/2012 21:50
coleman ( 22/08/2012 13:42)
Tsy izay mampetipety ny saintsika na izay tian-tsika hitranga no hitranga fa izay voasoratra ao @baiboly ihany!! Ny Baiboly dia milaza fa misy toerana 2 mazava dia ny helo (fijaliana sy fitomaniana ma... tohiny
novalian'i niryna ny 24/09/2012 03:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3358