Te hitory olona

1. silance ( 11/02/2013 17:29)
Misy olona ve mahalala ny fomba hitoriana olona any Madagascar
Izao mantsy mimpetraka aty Paris dia misy problème any dago dia mila mitory olona fa tsy aiko ny fomba atao??
Raha misy zaza voaolana ve dia ahoana ny fandehiny satria mantsy lay zaza aty France dia lay olona nanolana azy any Madagascar
Mba mila hevitra nareo
=)
(mon malgache laisse à désirer désolé)
novalian'i Ratoa ny 17/03/2013 22:33
2. nilex ( 12/02/2013 08:25)
Tsotra be izany e,ataovy ao paris daholo ny taratasy rehetra fa tena voaholana tokoa ity zaza ity izany hoe ny declaration nareo izany hoe ny fitarainana manondro ilay olona nanolana sy ny fanamarinan'n'ny mpitsabo na mety misy vavolombelona koa dia aty dago no atao ny fitoriana fa tonga dia mety io.
3. hadji ( 12/02/2013 15:12)
sao dia efa ampy taona ilay voaholana
4. mirananirina ( 13/02/2013 12:05)
Araka ny lazainy io dia zaza ilay voaolana!!snif alefaso ny fitoriana eto Paris dia ilazao fa any Madagascar ilay mpanolana dia ataony ny fanenjehana na tsy eto aza (raha ohatra ka française ilay zaza an)Aza avela ho afamaina fotsiny, raha tsy Française indray ilay zaza dia manontania any @ Ambassade ny zvt rehetra tokony atao
5. silance ( 15/02/2013 09:39)

hadji:

sao dia efa ampy taona ilay voaholana
efa ampy taona lay zaza zao
fa t@ lay izy voaolana dia @ izy mbola kely dia zeao vao miteny
Franstay lay zza fa lay izy nitranga tany Dago
6. Ratoa ( 17/03/2013 22:33)
na dia olon-dehibe efa zato taona aza no voaolana dia mananjo hitory
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6802