Eritreritra mandalo
AndriambyII
(
20/11/2011 21:40)
Ny fanampiana atolotry ny tanany tsy mifanaraka @ fanajàna zo fototra tokony hampiharina araky ny tondrozotran’ ny firenena mikambana . Ny tombom-barotra ihany no hifikirany na inon-kidona na inon...
suite
AndriambyII
(
20/11/2011 21:40)
Tsy voalaza @ boky masina misy eto an-tany rehetra mihintsy fa , ireo mpanivaiva no ho avotra sy ho vonjena , ka inona no hivakian’ atidoha @ hadalan’ ny tsy mety handray ny làla- mahitsy ? aza...
suite
Blackeagle
(
19/11/2011 15:00)
Salama daholo,
Ny tenako moa dia malagasy tsotsotra fa mahita fa ireo vahiny (indrindradrindr ireo Frantsay) eto amintsika dia diso manararaotra Gasy loatra. Jerevanareo izao @ireny orinasa ireny, mb...
suite
Blackeagle
(
02/11/2011 15:50)
Ny ahy aloha dia tsy dia mirevy frantsay ny tenako. mahazana izy ireo, sady ratsy ratsy saina, no manambany mainty, no sady manana esprit colonizateur.
Contrairement @ gasy maro, ny tenako indray aloh...
suite
répondu par nary923 le 22/11/2011 15:00
milamm
(
12/10/2011 00:00)
samy manana ny tonon'androny marina re olona fa jereo eto nge ty akama 1 ty e, tao los angeles california
http://www.youtube.com/watch?v=uL7WlWO1eqI
tsara vintana kalo lery fa na ny dokotera aza ni...
suite
répondu par milamm le 21/11/2011 20:20
onah
(
15/08/2011 13:55)
Bonjour dôly,
Tena variana be za ry reto ah, sady tena kivy mihitsy, angamba za no efa nialazan'ny toe-trandro??, nefa ange za mbola 34 ans, mbola tsy dia antitra lôtra angamba hoy za,
Ny zava-nisy...
suite
répondu par jesuisla le 31/01/2012 17:40
harinomena
(
11/08/2011 11:03)
vaovao eto am serasera.org...
suite
répondu par hery le 19/11/2011 17:39
mirananirina
(
06/08/2011 05:51)
Tena tsy misy dikany intsony izany 10000 Ar izany,taloha anefa dia vola be mihitsy!Lafo be daholo ny rehetra ,mijaly tanteraka ny vahoaka Malagasy,ny manakarena izao dia ny POLISY,feno azy isaky ny 1k...
suite
répondu par jairai le 11/03/2012 09:44
mmmhh
(
28/07/2011 12:39)
Tsy haiko hoe aiza zah no tokony hametraka an'ty sujet ty, saika hanoratra manokana tany aminao zah ry Hery, nefa inoako fa tsy zah irery no nahatsikaritra an'ty tranga iray ty dia naleoko natao teto;...
suite
répondu par primorh le 19/11/2011 12:04
kapistra
(
23/07/2011 15:48)
[b]ity misy hafatra ho an'ny mpanao gazety hitako tao amin'ny forum moov.[/b]
izay hiombonako hevitra dia alefako eto.
Hafatra ho anareo mpanao gazety, indrindra ianareo mpanao gazety antsoratra.
Ary ...
suite
répondu par kapistra le 06/07/2012 09:35
niryna
(
04/07/2011 17:13)
Tsindrio eo amin'ilay video ambany mijery ilay zazakely manao sary hosodoko
http://shine.yahoo.com/event/momentsofmotherhood/4-year-old-aelita-andre-gets-her-own-ny-art-show-sells-paintings-for-27k...
suite
mirananirina
(
04/07/2011 15:03)
Tena nitomany aho nihaino an i aina kely nihira "Andriamanitra ô.....ny zanako anefa tapa-tsinay!!.manohana ny fo tokoa .nahafinaritra....
suite
répondu par niryna le 04/07/2011 15:21
AndriambyII
(
30/06/2011 06:36)
http://www.programme-tv.net/news/people/17896-spiderman-est-mort/
Spiderman est mort !Peter Parker alias Spiderman n'est plus. Ses auteurs ont décidé de tuer le célèbre homme-araignée dans une d...
suite
répondu par mmmhh le 25/07/2011 11:46
sitlo
(
27/06/2011 21:07)
Misy mivarotra katrafay ve kay amin'ny faritr'i zamerika fa tena ohatra ny flasika be mihitsy ny bandy?...
suite
répondu par AndriambyII le 30/06/2011 07:04
diamondra27
(
11/06/2011 12:15)
Manao ahoana daholo ianareo?
Saika mba hanontany hoe: nanao ahoana kay ny fiafaran'ilay resaka vol air mad france-tana?
nahazo alalana ihany handalo ao roissy CDG ve? Raha tsia dia ahoana no atao? iz...
suite
répondu par diamondra27 le 12/06/2011 18:10
midjoh
(
18/05/2011 08:05)
Statistika no miteny fa ny isan'ny vehivavy dia avo efatra eny ny isan'ny lehilahy. ka ho fanomezana fahafaham-po an'ireo vehivavy zay mbolo tsy misy mpitia dia tsy hamena tsiny intsony ny lehilahy ma...
suite
répondu par primorh le 19/11/2011 11:57
RBNIR
(
17/05/2011 11:04)
Efa mba miomana sy miambina marina v isika ????
Samy ho Tahin'ny Tompo...
suite
répondu par sarbika le 26/05/2011 16:43
milamm
(
02/05/2011 19:55)
araky tatitry vaovao farany de maty tao abbotabad avaratry isalamabad folo taona taorinany nitedavana azy tsy tany @ dezaka akory no nahitana azy fa nampanginina avy hatrany fa tsy nosambrina, nanamaf...
suite
répondu par niryna le 04/07/2011 19:33
milamm
(
21/04/2011 15:37)
tonga saina ihany mijery tony fandaharana manazava ny momba io sehatra 1 io eto,
http://www.youtube.com/watch?v=BXvCf3cCnY4
mahay mamorona sy manamboatra ary mamotika ny tontolo iainany raolombelon...
suite
rouvamiora
(
08/04/2011 19:40)
Mba liana ny tena oe ohatrinona eo ny vidin'ny billet ao dago ao, ohatra oe: tana-diego, tana-toamasina, tana-toliara....? Indray2 manko mety oe maika tampoka....
suite
