lahatra ve sa vintana zao ?

1. milamm ( 12/10/2011 00:00)
samy manana ny tonon'androny marina re olona fa jereo eto nge ty akama 1 ty e, tao los angeles california

http://www.youtube.com/watch?v=uL7WlWO1eqI

tsara vintana kalo lery fa na ny dokotera aza niaky fa tsy nisy nipika ny fahasalamany akama
novalian'i milamm ny 21/11/2011 20:20
2. niryna ( 25/10/2011 14:43)

milamm:

samy manana ny tonon'androny marina re olona fa jereo eto nge ty akama 1 ty e, tao los angeles california

http://www.youtube.com/watch?v=uL7WlWO1eqI

tsara vintana kalo lery fa na ny dokotera aza niaky fa tsy nisy nipika ny fahasalamany akama

Misaotra anao nizara.
Endrika iray anehoan'ATra ny voninahiny ho antsika ireny
3. Tanny ( 27/10/2011 14:48)
The Glory is only for God!
niryna:

4. milamm ( 27/10/2011 15:13)

Tanny:

marina dolidoly zany njay2 aza ol salama b tsy marofy tsy ampoizina oe ho faty dangy oazy eny fa ty de tena mihoatra ny azo saintsainina, Izy no maka ary koa manome ozy Laingo mpihira zay
5. sitlo ( 28/10/2011 21:57)
Ny tena nampihomehy ahy dia ilay hoe: "that's why i always hire mexican."
6. niryna ( 11/11/2011 21:20)

sitlo:

Ny tena nampihomehy ahy dia ilay hoe: "that's why i always hire mexican."
fa ahoana ? tsy azoko
7. primorh ( 19/11/2011 11:18)
sady tsy lahatra no tsy vitana. Satria tsy mandahatra ny ratsy sy ny kilema rehetra andriamanitra. Miangatra andriamanitra raha misy manana vitana ratsy
8. primorh ( 19/11/2011 11:24)
inona moa ny lahatra, dia inona koa ny vitana? Avy aiza izy ireo? iza no mino sy mampiasa azy ireo?
9. primorh ( 19/11/2011 11:27)
Tsy saina, tsy fahendrena, tsy fitiavana, tsy fahalalana, fa finoana ny zavatra tsy fantatra ny antony.
10. milamm ( 21/11/2011 20:20)
primorh,nanaitra fa mihoatra ny fiheverany saina ngambany amiko io tranga io dia tsy misy teny azo amaritana fisehoanjavatra toy zany ka ireo teny roa ireo no teny tandrify ny eritreritro oe mety lahatra ve sa vintana, ny oe mino2 foana zv tsy fantatra de tsy haiko fa hevitra hafa netinao mbola tsy mazava tsara ny dikany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1098