1. harinomena ( 11/08/2011 11:03)
vaovao eto am serasera.org
novalian'i hery ny 19/11/2011 17:39
2. harinomena ( 11/08/2011 11:04)
mbl vaovao D ts D maafantatra loatra ni zavatra eto!misi afk manampy ve?
3. niryna ( 03/09/2011 16:55)
Vavao tahaka ny inona moa no tianao ho resahina? Dia miarahaba anao tonga soa amantsara eto izahay namana rehetra ato amin'ny serasera.Amiko aloha dia afaka mijery tsikelikely ireo karazana dinika hianao na dinika-forum izany na ireo karazana lohahevitra maro na dinika manokana na ny namana sns.Anjaranao no mifidy izay tianao sy mahaliana anao.Ok !
4. primorh ( 19/11/2011 11:58)
Raha toa ka manolotra dinika vaovao, dia manao ahoana?
5. primorh ( 19/11/2011 12:06)
Sarotra be angaha lay fanontaniana
6. hery ( 19/11/2011 17:39)
Raha hanoratra hevitra vaovao dia mandehana etsy amin'ilay hoe Hanoratra hevitra
http://forum.serasera.org/forum/message/new

Mifidiana lohahevitra dia soraty ny hevitra.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3468