iray alina

1. mirananirina ( 06/08/2011 05:51)
Tena tsy misy dikany intsony izany 10000 Ar izany,taloha anefa dia vola be mihitsy!Lafo be daholo ny rehetra ,mijaly tanteraka ny vahoaka Malagasy,ny manakarena izao dia ny POLISY,feno azy isaky ny 1km,tsy mitandro ny filaminana izy ireny,tsy misambotra ny mpangalatra sy mpamono olona,fa manotra(maka vola)@ fiara eny andalabe snif,snif.
novalian'i jairai ny 11/03/2012 09:44
2. soanja ( 29/08/2011 22:57)
ie olana tokoa izany!
3. niryna ( 03/09/2011 17:00)

mirananirina:

Tena tsy misy dikany intsony izany 10000 Ar izany,taloha anefa dia vola be mihitsy!Lafo be daholo ny rehetra ,mijaly tanteraka ny vahoaka Malagasy,ny manakarena izao dia ny POLISY,feno azy isaky ny 1km,tsy mitandro ny filaminana izy ireny,tsy misambotra ny mpangalatra sy mpamono olona,fa manotra(maka vola)@ fiara eny andalabe snif,snif.

ka inona tokoa ary re no vahaolana e? efa tonga daholo ny fitiavantena,fisehosehoana,mihamangatsiaka ny fitiavan'ny mpianakavy,ny fialonana etsy an-daniny,ny fitiavankely etsy an-kilany,ny tafita taritina hidina ,ny manana tsy mijery ny madinika,ny madinika manao am-pihimamba ary mitsetsitra ny mpianakaviny.Mampalahelo tanteraka satria efa voasoratra io fa any am-parany any dia ......ireo voatanisa ireo no santionany.Ny mivavaka amin'ny firenentsika no anisany iray mba omen'Atra olombanona hitondra ny fitondrana ary mivavaka aminy irery koa isika satria maro no andriamaninkafa hivavahan'ny firenentsika ka mety tsy mihaino ny fitarainana angamba Atra raha izao zavatra rehetra izao no mitohy.Lasa Atra ilay vola ary lasa Atra ny seza sy ny harena ary ny fitondrana izay hoentina.ooops
4. jairai ( 11/03/2012 09:44)

mirananirina:

Tena tsy misy dikany intsony izany 10000 Ar izany,taloha anefa dia vola be mihitsy!Lafo be daholo ny rehetra ,mijaly tanteraka ny vahoaka Malagasy,ny manakarena izao dia ny POLISY,feno azy isaky ny 1km,tsy mitandro ny filaminana izy ireny,tsy misambotra ny mpangalatra sy mpamono olona,fa manotra(maka vola)@ fiara eny andalabe snif,snif.


raha fakana vola no resahatsika angamba dia hita eny anivony ny fiaraha monina rehetra eny ny kolikoly saingy ny polisy no tazantsika eny an dalambe ihany no voateny ka tsara raha atomboka amin'ny tsirairay ny fanovana dia mety ho anankarena isika rehetra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2569