tratra ihany i bin laden tany pakistan

1. milamm ( 02/05/2011 19:55)
araky tatitry vaovao farany de maty tao abbotabad avaratry isalamabad folo taona taorinany nitedavana azy tsy tany @ dezaka akory no nahitana azy fa nampanginina avy hatrany fa tsy nosambrina, nanamafy moa ny mpitondra teniny obama 2 fa efa voaporofo 99,9% ny dna fa ilay bin laden toko io matyio
http://news.uk.msn.com/articles.aspx?cp-documentid=157254702
tsy ampitsahatra ny ady any pakistan nefa izany sy reo al-qaida namany
novalian'i niryna ny 04/07/2011 19:33
2. milamm ( 02/05/2011 19:58)
fanafihana amerikna mo mazava oazy, ialantsiny ireo zay mora tohina aza jerena ny vidaka abc eto
http://latimesblogs.latimes.com/showtracker/2011/05/abc-news-releases-video-mansion-osama-bin-laden-killed.html?cid=6a00d8341c630a53ef01543213f32e970c
3. Lhom ( 05/05/2011 08:48)
...tene marina zan d ts zato isan-jato! ka noh izan d ts marina io vao2 io, @zao fotoana izy dia mbola salama tsara, araka n vao2 farany navoakan' cite internet iray, ary voaporofo t@izan fa zanany io maty io, Fa mbola ts atao maresaka b satria manala baraka firenena matanjaka, indrindra ny Amerikana....






4. milamm ( 05/05/2011 23:53)
za ko de ts resy lahatry i obama sy ny administration-ny bdb reo fanotaniana tsy voavalin'izy reo atr@ zao fa mbola mangatak'andro amoronana ny sarisariny fisamborana sns, lol

- aiza v de oe 10 taona nivovo t@ io toerana io zay km miala ny toby renivohitra isalamabad zao vao saina tonga oe atsy misy nahihiana ho Ousama bin laden na ireo olona avy any aza tsy mino fa maty tao i obl
http://www.bbc.co.uk/news/world-south-asia-13300513

- nisy vavolombelona mbola ts maty fa naiditr hopitaly amhal vhv anisany vadiny obl voatifitra ny tratrany zay nilaza fa maty tao lery satria niaro azy no nahatonga votifitra ty vhv ty, oi no tena mahalala ny marina fa toa nasainy ireo mpanadina azy niteny oe niaina tao marina i obl nandritra ny 5 taona tsy nisy arakaraka.

- ao ko ny fampisehoany bekitana ny tanjany t@ zanak'i kadhafi maty tsy ela iny http://english.ntdtv.com/ntdtv_en/news_middleeast_africa/2011-05-02/gaddafi-s-son-killed-in-nato-air-strike.html,
na ko i saddam hussein naely erakzao tany rehetra zao ny fanantonana ny tendany fa t@ ty de nanao filazana i obama fa tsy isy sary azo avoaka na 1 aza, mapatonga saina oe ketrika anapoahany obama ny fifidianana manaraka /conspiracy theory v sa ahona? lasa resaka mapiesona mankony ra tsis porofo
5. Lhom ( 06/05/2011 07:12)
.... za lo ts mino oe ten OBL l mat e! met propagande sahad mints io e! mis plan ef vit ao d mod zan n ataon, sad OBL ko nge mamats n 1/3 n bank ao Etats-Unis e!
6. milamm ( 09/05/2011 11:27)
hay ts kobok tsara njay zany obl mamatsy 1/3 banky amerikana zany fa ny zanany kalo anisany maty tao e, ny p.m pakis musharaf mo de nanameloka tanteraka ny fitsabahana antsokosoko nataony tafika amerikana nosoniaviny obama(op.geronimo Ennemy Kill In Action ) Sea Air Land team 6 ampolony maro sy fiaramanidina tao pakistan iny

http://www.youtube.com/watch?v=B165uhVxRbw&feature=related

aza itak ka mivoaka tampoka eo oh. i obl oe ts mbola jokona za ry pokn de silaka b @ rehetra i obama
7. Miharena ( 08/06/2011 05:34)
Ka i obl anie efa lasa tamin'ny 13 dec 2001 e! montage video daholo no natao nandritra ny 10 taona. dia rehefa vizana nanao izay elabe izay dia naleo amin'izay natao hoe maty izy dia amin'izay tsy manao lay montage intsony fa vizana.
Asa izay olona hanao montage manaraka na hanao na tsia fa raha ny amerikana efa nanao izany aloha tys hano intsony fa vizana e!
8. niryna ( 04/07/2011 19:33)

Miharena:

Ka i obl anie efa lasa tamin'ny 13 dec 2001 e! montage video daholo no natao nandritra ny 10 taona. dia rehefa vizana nanao izay elabe izay dia naleo amin'izay natao hoe maty izy dia amin'izay tsy manao lay montage intsony fa vizana.
Asa izay olona hanao montage manaraka na hanao na tsia fa raha ny amerikana efa nanao izany aloha tys hano intsony fa vizana e!
izany ve ? hi,hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2376