Aza manaja vazaha manambany ny fisainany manambony tena .

1. AndriambyII ( 20/11/2011 21:40)
Tsy voalaza @ boky masina misy eto an-tany rehetra mihintsy fa , ireo mpanivaiva no ho avotra sy ho vonjena , ka inona no hivakian’ atidoha @ hadalan’ ny tsy mety handray ny làla- mahitsy ? aza lany fotoana @ fitsikerana fotsiny , fa andraikitrao avy @ A/tra ny fanitsiana ny tsy mety hitanao @ fiainanao andavanandro . Ahitsio @ làlany ireo diso fitondran-tena , na iza izy na iza mba tsy hampihinaniany azy .Voninahitra ho anao izany any aoriana any .

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7198