Eritreritra mandalo

Aina_Malala ( 14/08/2013 12:33)
Ny fanakatonana Kolo Tv/Fm: Dia sanatria ve ny t@ 2009 ihany no miverina? ... suite
répondu par hery le 05/09/2013 10:55
voromailala ( 19/07/2013 12:01)
raha sendra nikaroka momba no hoe misy Jiosy ny razambean'ny foko malagasy sasany, dia nisy fikarohana vao haingana mampiseho fa efa 2000 taona talohan'i Kristy dia efa nisy olona tany dago. Ito ny r... suite
répondu par Nourouh le 22/07/2014 18:19
sampnamana ( 10/07/2013 19:28)
Salama dhl, eo @lafipiainana sy toe-karena eto dago, afaka ialantsika v ny vahiny sa tsy? satria ra mandinika aho mantsy d ny fiankinan-doha @vahiny no tena maptotongana ny fiainantsika, ny pôlitik... suite
répondu par voromailala le 16/07/2013 10:13
bandykely ( 09/07/2013 07:58)
Manao ahoana daholo isika mpisera, Tiako mba hifanakolozana aminao ny fanontaniana mipetraka amiko amin'izao fotoana izao: [b]inona no atao hoe sambatra amin'ny fiainana? [/b] Manan-janaka tafita ve... suite
répondu par vahiny2004 le 21/08/2013 08:54
margrity ( 27/06/2013 20:19)
Eritreritra mandalo moa izany. Araka izao krizy lava reny, lainga ary fampanantenana zary famendrofendrona mahazo ny gasy izao; inona no zavatra tena hoe mahafaly ny malagasy? tsy misy an... suite
répondu par pisoonja le 01/07/2013 13:17
Alfantomas ( 19/06/2013 16:00)
Tsy misy zavatra manan-kasina intsony eo amin'ny tanora ankehitriny hany ka niova tsy manaja ny hafa ny fomba fisainana... suite
répondu par tanimamiko le 15/07/2013 08:44
Alfantomas ( 19/06/2013 08:31)
Tsy mahagaga raha mahita tanora manaonao foana ankehitriny fa ny gazety sy ny fahitalavitra izay natao hanabeazana indray no mampiana-dratsy.... suite
répondu par pisoonja le 19/06/2013 13:02
alfantomas ( 16/06/2013 09:02)
samy halatra izao ihany kanefa maninona ny mpanao sinto-mahery teny tsaralalana no sahin'ny vahoaka vonoina nefa ny mpitondra mangalatra amina tapitrisany maromaro no tsy misy sahy miteny?... suite
répondu par hery le 25/06/2013 12:25
Nehemiah ( 13/06/2013 14:27)
Misy lohahevitra nivoaka voa haingana mitondra ny lohateny hoe "Ny Malagasy sy ny Afrikana no voalohany @ fanaratsiana ny finoan-drazany" na zavata mitovitovy @'izay. Ny tanjoko dia tsy ny hamelabelat... suite
répondu par Nehemiah le 18/06/2013 07:41
alfantomas ( 08/06/2013 06:50)
ny fiverenana amin'ny fototra maha Malagasy no tokony imasoana raha te handroso marina ... suite
répondu par tanimamiko le 15/07/2013 08:48
booboo ( 31/05/2013 15:02)
Inona no zavatra nahafinaritra anao androany ? (eeeeh, dia mba tongava @ izay moa nareo atsy andrefan-trano atsy fa ao dia variana @ appéro ao aby)... suite
répondu par booboo le 06/06/2013 14:42
Nehemiah ( 24/05/2013 15:10)
Hono ho'aho, maninona kay no be prôpagandistan'ny TGV sy mpandala an'i Rajoelina tahak'izao ity serasera ity ?... suite
répondu par alfantomas le 08/06/2013 06:40
Nehemiah ( 23/05/2013 14:56)
Sa ahoana hoy ianareo ? "Domy tapany dia mandoa erany" e !... suite
répondu par tanimamiko le 15/07/2013 08:42
chantrire ( 10/05/2013 10:01)
Efa fanaon' ny taxi- be eto an- drenivohitra indray amin' izao ny manao tapa- dalana indrindra rehefa harivariva iny ny andro. Raha avy any Ambohimangakely izao dia mandeha taxi- be in- telo vao tonga... suite
bazooka ( 07/05/2013 05:46)
ony oa ry reto, tetezana ve am zomà e? ôtran ny efa mande manko ny resabe ? ... suite
répondu par jobiely le 07/05/2013 12:29
bazooka ( 06/05/2013 13:13)
manawona daolo nareo, tena marina ve le oe nisaraka dadah sy brillante ? Dia maninona koa i brillante no mamoaka hira ôtran ireny e, ôtran ny d efa mitory ery oe love be fa nipitsian ny olona , ch ... suite
répondu par bazooka le 06/05/2013 14:15
Soaa1 ( 23/04/2013 13:08)
tsy lany embouteillage eto Tana na de amboharina aza ny lalana ... suite
répondu par sitlo le 27/04/2013 21:52
Nehemiah ( 12/04/2013 08:09)
"Teny zato, kabary arivo fa iray ihany no marina". Hitantsika @'izany fa tsy mba post-modernes ny Ntaolo !... suite
Georgekely ( 22/02/2013 04:10)
Salama daholo ! ny tiako hifampizarana amintsika tsy rehetra an-kanavavaka dia toy izao : raha nanaraka vaovao tao amin' ny fahitalavitra aho alina (Alakamisy 21/02/13) - momba an' ireo mpiasam-panjak... suite
répondu par tanimamiko le 15/07/2013 08:46
amig0 ( 21/02/2013 12:53)
Ho an'ny sipagasy ao amin'ny karanjia.. Tompoko. Mbola sipa ihany ve ianareo madama, sa efa efa +53 taona any ho any??? Mialatsiny fa nieritreritra zah we, sôde sipakely 19 ans nareo. Tsiky dia a... suite
répondu par AMIG0 le 21/02/2013 19:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0737