ny fiverenana amin'ny fototra maha Malagasy no tok...

1. alfantomas ( 08/06/2013 06:50)
ny fiverenana amin'ny fototra maha Malagasy no tokony imasoana raha te handroso marina
2. Nehemiah ( 08/06/2013 07:08)
Inona moa no tena tianao lazaina @ hoe "fototra maha-Malagasy", azafady indrindra ?
3. sitlo ( 08/06/2013 07:56)
alfantomas:
ny fiverenana amin'ny fototra maha Malagasy no tokony imasoana raha te handroso marina

Efa nieritreritra an'izay aho fa ny hitako dia ny tantara dia mitohy fa tsy afa-mihemotra. Ohatra, raha mahafinaritra, sady ahazoana mpizahatany, ny ala feno bois de rose dia ambolena ilay izy na afaka 100 taona indray aza vao ho tafaverina.
Fa tsy hoe miveina amin'ny taloha dia magie magie eo dia mitovy amin'ny taloha ny zava-drehetra.
4. alfantomas ( 16/06/2013 08:54)
Ny fiverenana amin'ny fototra maha malagasy tiako iverenana dia tsy sanatria fiverenana amin'ny efa lasa tsy iverina intsony fa fiverenana amin'ny rafim-pisainana sy filozofia malagasy izay antoka nampandroso ny ntaolo fahiny na dia tsy mbola nisy fianarana aza tamin'izany ohatra ny fandalana ny Marina Rariny Hintsiny... fa indrindra ny tokony anovana ny toe-tsaina dia ny fifotorana amin'ny maha malagasy fa tsy mety amintsika ny toe-tsaina nentin'ny mpanjanaka izay zary raiki-tapisaka ao anatintsika taranaka aty afara dia ilay toe-tsaina MANAMBANY NY MALAGASY: fotoan-gasy; vita gasy... tadidio anefa fa malagasy ianao koa aza midongy randrana tsy manendrika ny tena
5. Nehemiah ( 17/06/2013 07:46)
Izaho aloha dia tena miombon-kevitra aminao tanteraka amin'ity.
6. sitlo ( 17/06/2013 21:27)
Azo atao hoe tsy mihevitra ny fomba hanatanterahana izany rafantomas fa manantena fotsiny hoe izao no tsara dia hipetraka tampoka eo ilay izy.
Ny fanontaniana dia hoe ahoana?
7. Nehemiah ( 18/06/2013 07:17)
Fitaizàna sy fanabeazana hoy aho
8. sitlo ( 03/07/2013 17:01)
Mora tokoa ny miteny.

Fa ny fanontaniana dia hoe ahoana?
9. Nehemiah ( 04/07/2013 07:24)
Inona aloha no tena manabe ny vahoaka ? Ny toeram-pampianarana sy ny haino aman-jery. Ireny no tokony asiana fiovàna goavana.

Satria ny rafitra ananantsika @'ireny sehatra ireny dia nolovàna avy t@ vazaha fotsiny. Tsy hoe automatique hoe ratsy ilay izy satria avy t@'izy ireo, fa kosa mazava loatra fa tsy voatery ho mahasoa ny gasy ny zavatra rehetra voiziny.

Ohatra 1 : mampirona ny olona @ relativisme moral ny fampianarana ankehitriny, izay difotry ny fandalàna ny maha-olombeona nolovaina avy @ vazaha (izany hoe samy mandrafitra ny fitondran-tenany fa tsy misy fitondran-tena absolue izao). Izany ve dia mety amintsika gasy ? Efa namerimberina aho @'ity serasera ity fa io indrindra no fototry ny fitotongan'ny soatoavina malagasy ankehitriny. Nahoana no tsy ireny foto-pisainana ara-pitondran-tena maha-izy azy ny Malagasy nolazain'i Alfantomas eo ambony no atao ho fototry ny fampianarana sy ny fanabeazana ? @'izay angamba ho hain'ny ankizy ny manavaka ny "androany" sy ny "anio", ny "manatona" sy ny "manantona"...

Torak'izay koa be dia be ny zavatra ianarantsika momba ny kolon-tsaina avy any ivelany @ haino aman-jery sy ny boky, fa ny an'ny kolon-tsaina gasy indray dia 0 ! Ary raha mba misy dia zavatra teknika be tsy takatry ny sarambabembahoaka matetika. Dia tsy maintsy ny RP Dahle sy Renée Vally-Samat ihany ve no mba mieritreritra ny hanangona anganon'i Madagasikara ? Izaho izao dia tolagaga fotsiny mahita ray aman-dreny tsy mahalala an'izany ranakandriana izany, na mpanao gazety hoe "fanjakan'ny Baroa" kanefa mpanolotsain'i Andriandranolava i Baroa.
Kanefa koa tsy vitan'ny resaka kolon-tsaina ihany izy ity fa tokony angonina koa ny zava-misy ara-tsiansa momba an'i Madagasikara. Ny tsingy izao dia tsy manam-paha2 @'izao tontolo izao. Mba firifiry moa ny boky nosoratana momba ny tsingy ? Nandefa sarin'ny tsingin'i Bemaraha t@ mpahaibolantany amerikana aho, miaraka @ fanazavàna vitsivitsy, nanome toky ahy izy fa "I've never seen anything like this before".

Dia @'izay mba tsy ho "taim-bazaha" intsony ny ankizy gasy.
10. tanimamiko ( 15/07/2013 08:47)
Mangataka fiaraha miasa re @ fanakanana ny fidiran i Basy maro antsokosoko eto @ tany mamiko/fiarahamiasa @ la douany Diego,polisy sy zandary,la douany Antananrivo @ famoahana devise maro antsokosoko(vidimbasy) fa raha tsy io ireo olona ireo no fongorina aloha tsy hilamina ny vahoka madinika ambanivohitra ;Ny mpamatsy de miondana euros satria mandeha ny bizna miaraka @ vazaha , ny vahoka madinika @ zone rurale surtt mandry andriran 'antsy.Fa sady mikombombava noho ny fatahorana ireo mpanao bizna miseho mahavovidy vola ny manampahefana sy ny zandary.ho fandraisako anjara de hanome ohatra iray aho de olona mampiditra basy (basimborona sy pistolet amanjatony /taona, mampiditra 2 na 3 fois /an.Ary tena mirehareha manana euros:
Mpandefa Mr Blanc GUI, sy ny vadiny Blanc Yvonne Nicole (née Ravoninjanahary marie Thérèse)monina Route de BUISSON Roncin,71240 Lalheue France,)mpandray ny entana de ny vadikeliny aty dago Mr TATA REMI monina 67 HA Nord/est raha tsy diso ny tenako;io farany io no toa hoe mpitsena ny entana entin i camion avy any Diego @ Contenair de regroupage. indraindray moa de atao anaty carton misy lamba na meuble na koa toa hoe atao anaty fiara no aondrana avy any Frantsa.Refa tonga moa ny entana de tonga mme manao ny fitsinnjarana fivarotana ka ny entana de mandalo tanà ary mamantana Ambalavao Tsienimparihy @ tranon i mme Yvonne"Près Hotel Tropique, chez Roger FKT AMBALAMAFANA Commune urbaine d'Ambalavao, miainga avy ao ny fitsinjarana(raha mbola tsy niova lieu de stockage) ny mpivarotra antsinjarany de Mr Ralaizainjafy Francois sy Tolojanahary Tinasoa Ferdinand Fianakaviany monina ao Anara1 Iarintsena Commune rurale d'AMBALAVAO(1 km miala ny site de l'emurien ANJà zay mampalaza tokoa an i Madagascar ary nahazo ny laharana voalohany @ reserve naturel taona 2012;Ireo 2 farany ireo moa de tsisy tahotra intsony @ fampideraderana euros sy vola gasy maro tsy menatra ny milaza fa na tsy vazaha aza hono de miondana euros, de mipitrapitra ny tambanivohitra kely mitady ny anio ny hohanina anio fa raha vao ireo no miteny de mihidy vava ny rehetra na rarainy na tsy rariny ny ataon izy ireo, tsy fanajana mpiaramonina , ompa sy teny ratsy mamoa fady fikasihantanana sy ny sisa fa azy ireo hono ny zandary sy ny mpahay lalana.I Ralaizainjafy INDRAY de sady mpivarotra manodidina an 'Ambalavao no specialiste @ fanaovana ttsimbasy AO Fianarantsoa ao.i Tolojanahary de mpampihorohoro raha misy miseho ho mahalala ny zavamisy mody calme fa toa hoe tena atahoran i eo antanana fa Be euros.TATA REMI indray specialiste @ fanakalozana ny devise miaraka @mme YVONNE;Toa hoe baikoanay fotsiny ny Maire ao @ tanana de mande zay rehetra ataoEFA LAFO ny entana dse miverina indray aty France miaraka @ euros manangona ny entana manaraka sy mandefa azy dia toy izay hatrany.Ka aiza re ny La douane ao Diego ao, mba misy scanner ihany ve ao @ port ao,,,???? Aiza re ny gendary mpisava Camion eny andalana????aiza re ny manampahefana ao Fianarantsoa sy Ambalavao ao,, Ary nahona no manaiky manao ttsy n ireo basy ireo ny zandary ao Fian/tsoa ao.milaza @ olona moa ireo mpivarotra antsinjarany ireo fa manana permis de chasse hono ny vadin i MMe Yvonne aty andafy(Mr Blanc GUI) raha ny fahalalanay dia basiborona 1 sy pistolet 1 ihany isaky ny permis de chasse 1 no droit ny vazaha 1 any France any.NOHO IZANY na ny fividianana basy , na ny fanakalozana vola gasy ho euros na ny famoahana ireo vola ireo de samy asa maizina avokoa.Mampihorohoro vahoaka na ny ambanivohitra na ny mpandeha @ taxi brouusse. Dradraina etsy sy eroa ny hoe mpanfika tatsy sy taroa 100 ny maty etsy sy eroa , ny solution de ny fanakanana ireo mpamatsy zavadoza ireo ary santionany fotsiny ireo nolazaiko ireo ka mba ampitao @ manampahefana ho anareo namana zay mahalala zandary sy mpanao lalana.re tompoko oh! de misaotra @ fiaraha miasa.hENONAY FA efa niala t@ avril ary tonga t@ volaohan i volana jolay ity indray ny lot ny entana ary vao lafo ireo de lasa indray hono haka ny lot manaraka.aROVY NY TANIMAMINTSIKA ITY EH!aZA avela hanao bizzn mamoafady ireo olona voatonona anarana rehetra ireo fa mandry andriran antsy ny mponina ao @ tanana misy ireo olona ireo ary na ny vahiny aza de tsy sahy mijanona ela @ io site io fa mandalo minitra vitsivitsy (mijery maki izy ireo )de lasa fa tsy sahy manao rendonné noho ny fampitandremana henon izy ireo, na ny fitantanana ny site aza de tsy aradalana fa ireo manambasy ireo no mbe vava sy misetrasetra.
mIALA TSINY RAHA voatery manonona anarana ny tenako nfa raha samy hihidy vava isika nefa te hanao zavtra de tsy hisy zvatra vita , mino zaho fa mahalala zavatra mitovitovy amiko koa enareo ka andao hiaramiasa HO AN I tanindrazana FA ny bsasimbazaha anie tsy ho lany fa isika ihany no ho matimain ireny basy ireny ampidirinjareo ireny eh! tebiteby lava @ fanaovana voyage, fa na fiara feno olona aza tafihinjareo @ andro atoandro , ka avy aiza ny basy ??? avy @ ireo olona voatonona anarana etsy ambony ireo ka alaivo liste ireo anarana ireo de lazao ny manampahefana zay fantatrao.
alfantomas:

ny fiverenana amin'ny fototra maha Malagasy no tokony imasoana raha te handroso marina

11. tanimamiko ( 15/07/2013 08:48)

sitlo:

alfantomas:
ny fiverenana amin'ny fototra maha Malagasy no tokony imasoana raha te handroso marina

Efa nieritreritra an'izay aho fa ny hitako dia ny tantara dia mitohy fa tsy afa-mihemotra. Ohatra, raha mahafinaritra, sady ahazoana mpizahatany, ny ala feno bois de rose dia ambolena ilay izy na afaka 100 taona indray aza vao ho tafaverina.
Fa tsy hoe miveina amin'ny taloha dia magie magie eo dia mitovy amin'ny taloha ny zava-drehetra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.245