brillante

1. bazooka ( 06/05/2013 13:13)
manawona daolo nareo, tena marina ve le oe nisaraka dadah sy brillante ?
Dia maninona koa i brillante no mamoaka hira ôtran ireny e, ôtran ny d efa mitory ery oe love be fa nipitsian ny olona ,
ch , ol 1 ve ki no tsy tia ....?
novalian'i bazooka ny 06/05/2013 14:15
2. Nehemiah ( 06/05/2013 14:05)
Manaporofo izao fa pilia vava ny an'ireo "mpanankanto" ireo :-)
3. hery ( 06/05/2013 14:06)
FA angaha ry zareo nivady?

tsy arako indray zany.

Dia niteraka ve?
4. bazooka ( 06/05/2013 14:15)
Tsy haiko alo ra niteraka an, f angà ko tsy tadidinareo le 1000kg d amour hiran i dadah iny de iz mtsam mts manao klip e
zao vô oe ratsy natônao tsy maninô
tsara natônao tsy ho hadinô
hi3
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8888