TGV eto @ serasera

1. Nehemiah ( 24/05/2013 15:10)
Hono ho'aho, maninona kay no be prôpagandistan'ny TGV sy mpandala an'i Rajoelina tahak'izao ity serasera ity ?
2. AndriambyII ( 27/05/2013 14:41)
Iza sy iza avy no hitanao fa tena TGV ato ?
3. Nehemiah ( 27/05/2013 15:03)
Asa aho : Andrywui, Bazylou... Mety izy ireo le be tabataba be aloha no ahazoako impression fa be dia be TGV ny serasera, nefa somary mahagaga ahy ihany ilay izy
4. sitlo ( 28/05/2013 04:18)
Ireny ny basin'ariary fito e. Tsy tia gasy nefa tsy reven'ny vazaha.

Vitsy kely ihany ireo fa manao ps maromaro fotsiny.
5. mirananirina ( 29/05/2013 11:02)
Za izao dia efa tsy tgv, nefa tsy zanak'i dada koa
6. Nehemiah ( 30/05/2013 08:18)
Tahaka ahy
7. AndriambyII ( 06/06/2013 10:40)
Ary ny mpomba an' i Vatofototra nankaiza no mialangalana ?
8. alfantomas ( 08/06/2013 06:40)
na ho iza no ho eo amin'ny fitondrana na ho iza dia tsy misy hijoro ho tena hampandroso ny tanitsika izany fa resaka fotsiny ny an'ny poltisianina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2624