fangalobolo

1. 3188 ( 11/03/2011 16:56)
mino ve ianareo fa mety misy ao madagascar marina ity karazana biby ity http://www.youtube.com/watch?v=XXR-9yFKtBI
novalian'i soanja ny 13/03/2011 09:10
2. 3188 ( 11/03/2011 17:04)
fanamariana kely.misy 6 part ny video ka hatreo @ ilay 3eme ihany no izy
3. hery ( 12/03/2011 07:19)
Toa i Paul Congo no hitako ao lolll. I Paul Congo ilay mpitantara angano taloha tamin'ny TVM iny... ka mety angano io.
4. 3188 ( 12/03/2011 13:13)

hery:

Toa i Paul Congo no hitako ao lolll. I Paul Congo ilay mpitantara angano taloha tamin'ny TVM iny... ka mety angano io.
slt;tsy angano io ka.fandaharana @ tv iray eto americ no misy azy io[DESTINATION TRUTH]ary ry zareo ireo de ary ry zareo ireo dia manamarina hoe tena misy ve lay zavatra sa tsaho.ary tsy madagascar irery no alehany fa firenena maro be
5. soanja ( 13/03/2011 09:10)
3188:

mino ve ianareo fa mety misy ao madagascar marina ity karazana biby ity http://www.youtube.com/watch?v=XXR-9yFKtBI


Misaotra nizara. Heveriko fa tsy misy ao Madagasikara io ka. Bestaka ny honohono toa an'io ary matetika dia zary hinoanolona tokoa. Io cave io dia feno fanihy tokoa ary rehefa mankao ianao dia lasa matahotra satria be loatra ilay lavadavaka sy rock formation stalaktita sy ny stalagmita, miaraka amin'ny fofona taim-panihy izay mitarika bibikely hafa maro, ao koa ny moisture dia lasa somary voan'ny hallucination kely hoe inona iny sns sns... Mitovy amin'ny angalampona sy ny hafa maro ihany io finoana io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3628