Fahalalahan-tanana: Gisitra i Madagasikara
1. soanja
(
10/09/2010 03:15)
Araka ny voalazan'ity takelaka ity dia gisitra isika Malagasy na isika no farany kaidy indrindra amin'ny firenana rehetra amin'ny fahalalahan-tanana na charite ho an'ny hafa. Asa re dia nahoana loatra. I Sina no eo alohantsika amin'izany ary ry zareo any Australie sy New Zealand no sangany.
http://www.cbc.ca/consumer/story/2010/09/09/con-canadian-charity.html

novalian'i milamm ny 27/09/2010 17:53
2. rabaradaka
(
10/09/2010 06:28)
Ka inona kosa ary ry Soanja no homena eo, ny vahoaka mafy ady ary ireo HAT izay mahantra fahiny lasa mpanankarena tampoka ary ry zareo tsy hizara aminao izany mihitsy
3. AndriambyII
(
10/09/2010 15:19)
Possible koa ny hoe tsy nisy nangataka t@ malagasy ! Tsy mahatsikaritra izany ve ianareo hoe inona no antony ? Ny fanontaniana tsara apetraka koa dia hoe naninona ny malagasy no nogejaina economiquement nandritry ny 500 ans , strategie dans quel but de la part des conferenciers colonialisateurs de reste du monde au debut du 14 ème siecle !===>> Efa concessus talohan' ny revolution francaise nolovain' ny firenena matanjaka ny hanjanaka tanteraka an' i Mada @ fomba rehetra sy firenena tsara petraka eran-tany, le temps ne compte pas , l' essentiel c' est d' exterminer ou d' assimiler tous les originaires de ces pays à travers le monde , pour ne pas avoir des problemes de plus quand la 3 ème G se déclenchera .Mada n' est pas le seul point geostrategique dans ce processus , la Malaisie en fait parti , l' indonesie , le Cuba , Ceylan , Malouine ,Australie ,cap vert , (le Japon etait dedans mais vu que cette île disparaitra probablement bientôt de la carte terrestre par une explosion volcanique tôt ou tard ils l' ont lâcher ) , . Bref raha azonareo ny hevitra mipetraka dia hoe tsy mila ny fanomezana avy @ Malagasy ny sasany fa efa ho azy ireo ihany ireo nosy voatanisa ireo na ho ela na ho haingana .
4. milamm
(
10/09/2010 23:32)
inn dolidoly zany fampiresahan'i ndrembyll ato zany le ,resaka maisatra tanana no resaka lasa nivaona ,saode tsy zay akory no tiany Soanja ho dinihana anotanio kalo izy...
5. AndriambyII
(
11/09/2010 00:17)
Slut mlamm , dila koa ianao izany an , elaela !le monde commence a se transformer ,tant mieux et tant pis .Dieu garde toujours ses brebis .
6. soanja
(
12/09/2010 20:50)
Tsy resaka vola ihany na fananana no tiany lazaina eto fa dia ny fandavan-tenananao hanampy ny hafa. Tsy tamin'ity taona ity ihany io stat fikilasiana io fa hatramin'izay na ankapobeny. Omeko ny ohatra, raha mankany amin'ny hopitaly eran'ny Madagasikara ianao ka manontany hoe misy mpirotsaka antsitrapo manome fotoanany ve ato maimaim-poana hanampiana ny marary sy mahantra ary ireo izzy mila vonjy, dia hamaly ny ao fa tsy misy izany amin'ny andavanandro. Raha any amin'ny be antitra na ireo kamboty dia tsy misy izany fa voakarama daholo ny any. Rehafa misy tra-boina vao misy vitsivitsy manolotra ny herimpony manampy ny hafa ary misy koa ny manome sakafo na vola saingy vitsy izany amin'ny malagasy.
Izao isika tsy manana asa izao na hoe maro ny malalaka tsy manan'asa dia afaka manolotra ny fotoanantsika ho an'ireo izay mila izany ary rehefa misy ny karama dia mety ho lasa mpikarama ao ianao.
Tsy resaka fahantrana ilay izy fa resaka toe-tsaina. Anontanio ny tenanao hoe oviana aho no nanaolotra ny fahaizako, ny herim-poko, ny fitiavako ho an'ireo izay tsy misy ifandraisana amiko..... raha tsy mbola nisy izany dia inoy fa betsaka no mbola tsia koa. Dia avy amin'izay ny kaonty momba izany.
Firy ny fikambanana no volan'ny samy malagasy no miodina ao manampy ny samy malagasy?? any ampiangonana ihany isika no matetika manao rakitra dia ampy izay. Tsy ampy anefa izay satria na ny volan'ny fiangonana aza matetika dia raikitra amin'ny fampiodinana ilay fiangonana fa mety tsy ho tonga any amin'ireo izay tena mila azy.
Mazotoa daholo indray ary.
7. ouioui
(
12/09/2010 21:07)
Mampalahelo fa ny kely ananàny aza mbola esony eny aminy eny indray , fomba maro hisehoany , tsy hoe ny fananàny eny an-tanàny fotsiny fa hatrany @ fananan'ny tanindrazany koa aza
Dakôro aminao [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/number-one-respect-953.gif[/IMG]
Soanja:
Tsy resaka fahantrana ilay izy fa resaka toe-tsaina. Anontanio ny tenanao hoe oviana aho no nanaolotra ny fahaizako, ny herim-poko, ny fitiavako ho an'ireo izay tsy misy ifandraisana amiko..... raha tsy mbola nisy izany dia inoy fa betsaka no mbola tsia koa. Dia avy amin'izay ny kaonty momba izany.
Soanja:
Tsy resaka vola ihany na fananana no tiany lazaina eto fa dia ny fandavan-tenananao hanampy ny hafa.
Dakôro aminao [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/number-one-respect-953.gif[/IMG]
8. ikaretsaka
(
13/09/2010 17:59)
soanja:
Tsy resaka vola ihany na fananana no tiany lazaina eto fa dia ny fandavan-tenananao hanampy ny hafa. Tsy tamin'ity taona ity ihany io stat fikilasiana io fa hatramin'izay na ankapobeny. Omeko ny ohatra, raha mankany amin'ny hopitaly eran'ny Madagasikara ianao ka manontany hoe misy mpirotsaka antsitrapo manome fotoanany ve ato maimaim-poana hanampiana ny marary sy mahantra ary ireo izzy mila vonjy, dia hamaly ny ao fa tsy misy izany amin'ny andavanandro. Raha any amin'ny be antitra na ireo kamboty dia tsy misy izany fa voakarama daholo ny any. Rehafa misy tra-boina vao misy vitsivitsy manolotra ny herimpony manampy ny hafa ary misy koa ny manome sakafo na vola saingy vitsy izany amin'ny malagasy.
Izao isika tsy manana asa izao na hoe maro ny malalaka tsy manan'asa dia afaka manolotra ny fotoanantsika ho an'ireo izay mila izany ary rehefa misy ny karama dia mety ho lasa mpikarama ao ianao.
Tsy resaka fahantrana ilay izy fa resaka toe-tsaina. Anontanio ny tenanao hoe oviana aho no nanaolotra ny fahaizako, ny herim-poko, ny fitiavako ho an'ireo izay tsy misy ifandraisana amiko..... raha tsy mbola nisy izany dia inoy fa betsaka no mbola tsia koa. Dia avy amin'izay ny kaonty momba izany.
Firy ny fikambanana no volan'ny samy malagasy no miodina ao manampy ny samy malagasy?? any ampiangonana ihany isika no matetika manao rakitra dia ampy izay. Tsy ampy anefa izay satria na ny volan'ny fiangonana aza matetika dia raikitra amin'ny fampiodinana ilay fiangonana fa mety tsy ho tonga any amin'ireo izay tena mila azy.
Mazotoa daholo indray ary.
amiko ilay izy dia resaka rafitra aloha no fototry ny zavatra rehetra, rehefa misy rafitra maty paika tena mifehy azy tsara dia manome tokoa ny Malagasy ka,
le fitia mifanampy, valin-tanana raha tena tany lavitra andriana be any Madagasikara ireny dia misy malala-tanana tokoa
moa ilay hoe manampy ivelan'ny fiangonana dia tsy mbola misy ny rafitra maty paika ny @ io (any USA io le mahazo Tax deductible ny donation omenao ny charity ohatra)
ary mainka aza poretina ny olona ( ny fanontaniana vo mpipetraka raha te hanangana fikambanana tahak'io any @ tanana dia hoe : taiza ianareo no nahazo dons kay??), sy ny fisainana hoe raha manangana ONG any amintsika dia ny hitady fanampiana any an-kafa hatrany aloha no tanjona. fa tsy miaina @ ze misy eo
9. AndriambyII
(
14/09/2010 19:45)
soanja:
Tsy resaka vola ihany na fananana no tiany lazaina eto fa dia ny fandavan-tenananao hanampy ny hafa. Tsy tamin'ity taona ity ihany io stat fikilasiana io fa hatramin'izay na ankapobeny. Omeko ny ohatra, raha mankany amin'ny hopitaly eran'ny Madagasikara ianao ka manontany hoe misy mpirotsaka antsitrapo manome fotoanany ve ato maimaim-poana hanampiana ny marary sy mahantra ary ireo izzy mila vonjy, dia hamaly ny ao fa tsy misy izany amin'ny andavanandro. Raha any amin'ny be antitra na ireo kamboty dia tsy misy izany fa voakarama daholo ny any. Rehafa misy tra-boina vao misy vitsivitsy manolotra ny herimpony manampy ny hafa ary misy koa ny manome sakafo na vola saingy vitsy izany amin'ny malagasy.
Izao isika tsy manana asa izao na hoe maro ny malalaka tsy manan'asa dia afaka manolotra ny fotoanantsika ho an'ireo izay mila izany ary rehefa misy ny karama dia mety ho lasa mpikarama ao ianao.
Tsy resaka fahantrana ilay izy fa resaka toe-tsaina. Anontanio ny tenanao hoe oviana aho no nanaolotra ny fahaizako, ny herim-poko, ny fitiavako ho an'ireo izay tsy misy ifandraisana amiko..... raha tsy mbola nisy izany dia inoy fa betsaka no mbola tsia koa. Dia avy amin'izay ny kaonty momba izany.
Firy ny fikambanana no volan'ny samy malagasy no miodina ao manampy ny samy malagasy?? any ampiangonana ihany isika no matetika manao rakitra dia ampy izay. Tsy ampy anefa izay satria na ny volan'ny fiangonana aza matetika dia raikitra amin'ny fampiodinana ilay fiangonana fa mety tsy ho tonga any amin'ireo izay tena mila azy.
Mazotoa daholo indray ary.
_____________________________________________________
Misy ihany ny malagasy manana fandavantena ohatr' izany soanja ka ! Somary miseho @ endriny hafa ilay izy dia tsy hita sy tsy tazana . Raisiko ohatra fotsiny ny fiaraha-monina eny ambanivohitra , fomba fanaon' ny malagasy ny manome ampaham-bokatra ho an' ireo loholona sy zokiolona nandray ny santatra isaky ny fararano. Niova tsikelikely anefa ireny taty aoriana nohon' ny hamaroan' ny adidy tsy dia marim-pototra nentina hivoarana nohon' ny fandrosoan' ny haitao avy tany ivelany, izay tsy voafehin' ireo olona fahiny , foana antenantenan-taona noho izany ireo sompitra fitehirizana fa be loatra ny tinady .Ka na ny rafim-pamokarana nisy t@ ireo tantsaha aza dia somary nibolisatra kely. Manana fandavantena tokoa ary manana ny toetra mifampitsimbina ny malagasy , ary mitsimbina ny firenena hafa ihany koa @ fanondranana ny tahiry isan-tsokajiny.Hadinony aza ny mpiray firenena aminy indraindray. Tsy maintsy misy ny fihantahantana kely @ eo @ maha-samy malagasy ny malagasy ,angamba ny haino aman-jery ihany no mametraka olana sy mahita irika @ tsy maha-lavorary io rafim-pitsinjarana nentim-paharazana io. Tsy misy ny tonga lafatra , fa dia ny manarina ny tsy mety no tokony hatao ombieny ombieny.
10. AndriambyII
(
14/09/2010 23:14)
soanja:
Araka ny voalazan'ity takelaka ity dia gisitra isika Malagasy na isika no farany kaidy indrindra amin'ny firenana rehetra amin'ny fahalalahan-tanana na charite ho an'ny hafa. Asa re dia nahoana loatra. I Sina no eo alohantsika amin'izany ary ry zareo any Australie sy New Zealand no sangany.
http://www.cbc.ca/consumer/story/2010/09/09/con-canadian-charity.html
On ne peut qu' etre admiratif devant la grandeur d' âme des pays asiatiques , la chine est en premiere position dans ce que l' on appelle "pragmatisme de la cause humaine vers l' illumination absolue.
11. soanja
(
18/09/2010 15:29)
AndriambyII:
soanja:
Tsy resaka vola ihany na fananana no tiany lazaina eto fa dia ny fandavan-tenananao hanampy ny hafa. Tsy tamin'ity taona ity ihany io stat fikilasiana io fa hatramin'izay na ankapobeny. Omeko ny ohatra, raha mankany amin'ny hopitaly eran'ny Madagasikara ianao ka manontany hoe misy mpirotsaka antsitrapo manome fotoanany ve ato maimaim-poana hanampiana ny marary sy mahantra ary ireo izzy mila vonjy, dia hamaly ny ao fa tsy misy izany amin'ny andavanandro. Raha any amin'ny be antitra na ireo kamboty dia tsy misy izany fa voakarama daholo ny any. Rehafa misy tra-boina vao misy vitsivitsy manolotra ny herimpony manampy ny hafa ary misy koa ny manome sakafo na vola saingy vitsy izany amin'ny malagasy.
Izao isika tsy manana asa izao na hoe maro ny malalaka tsy manan'asa dia afaka manolotra ny fotoanantsika ho an'ireo izay mila izany ary rehefa misy ny karama dia mety ho lasa mpikarama ao ianao.
Tsy resaka fahantrana ilay izy fa resaka toe-tsaina. Anontanio ny tenanao hoe oviana aho no nanaolotra ny fahaizako, ny herim-poko, ny fitiavako ho an'ireo izay tsy misy ifandraisana amiko..... raha tsy mbola nisy izany dia inoy fa betsaka no mbola tsia koa. Dia avy amin'izay ny kaonty momba izany.
Firy ny fikambanana no volan'ny samy malagasy no miodina ao manampy ny samy malagasy?? any ampiangonana ihany isika no matetika manao rakitra dia ampy izay. Tsy ampy anefa izay satria na ny volan'ny fiangonana aza matetika dia raikitra amin'ny fampiodinana ilay fiangonana fa mety tsy ho tonga any amin'ireo izay tena mila azy.
Mazotoa daholo indray ary.
_____________________________________________________
Misy ihany ny malagasy manana fandavantena ohatr' izany soanja ka ! Somary miseho @ endriny hafa ilay izy dia tsy hita sy tsy tazana . Raisiko ohatra fotsiny ny fiaraha-monina eny ambanivohitra , fomba fanaon' ny malagasy ny manome ampaham-bokatra ho an' ireo loholona sy zokiolona nandray ny santatra isaky ny fararano. Niova tsikelikely anefa ireny taty aoriana nohon' ny hamaroan' ny adidy tsy dia marim-pototra nentina hivoarana nohon' ny fandrosoan' ny haitao avy tany ivelany, izay tsy voafehin' ireo olona fahiny , foana antenantenan-taona noho izany ireo sompitra fitehirizana fa be loatra ny tinady .Ka na ny rafim-pamokarana nisy t@ ireo tantsaha aza dia somary nibolisatra kely. Manana fandavantena tokoa ary manana ny toetra mifampitsimbina ny malagasy , ary mitsimbina ny firenena hafa ihany koa @ fanondranana ny tahiry isan-tsokajiny.Hadinony aza ny mpiray firenena aminy indraindray. Tsy maintsy misy ny fihantahantana kely @ eo @ maha-samy malagasy ny malagasy ,angamba ny haino aman-jery ihany no mametraka olana sy mahita irika @ tsy maha-lavorary io rafim-pitsinjarana nentim-paharazana io. Tsy misy ny tonga lafatra , fa dia ny manarina ny tsy mety no tokony hatao ombieny ombieny.
Amiko aloha raha raisina ho " ADIDY" ny fanaovana zavatra iray dia azoko lazaina fa tsy vokatry ny fo mitempo fahaontsana na fitakiana fitiavana izany fa izay voalaza hoe adidy izay.
Ny adidy no niainan'ny Ntaolo sy ny tany ambanivohitra hatramin'izay. Voagejan'ny fiarahamonina amin'ny tahotra ny haloan'ny hafa, ny havalana an-drano sy ny maro hafa... Tsy izay no fahitako ny tolotra omenao ny hafa.
Araky ny voalaza dia ny fahalalan-tanana eto dia ny tsy ny fisian'ny fifandraisana akaiky aminao. Manome ianao satria "ontsa". Manome ianao satria "tia". Tsy manantena valim-pitia.
Ny kolontsaintsika dia tsy nampianatra antsika izany. Saingy tsy azo lazaina koa fa tsy afaka apetraka sy anabezana antsika izany fifandraisana izany. Izany rehetra izany amiko dia mbola miainga lalandava amin'ny hoe " inona no tsapanao any anaty?" fa tsy hoe " inona no rafim-pitondrana misy eto an-tanana?"
12. AndriambyII
(
19/09/2010 16:23)
Misy fitenenana hoe ny adidy tsy an' olon-dratsy , nefa raha fakafakaina @ halalin' ny teny ny foto-teny mirakitra ny atao isan' andro , amiko dia efa nadilana lasa tsy ho namana intsony ireny ventin-kevitra ireny . Ny tontolo dia voarafitra araka ny mahatontolo azy , na mora na sarotra ho an' ny olombelona mandrakizay .Tsy ho mora ny hahafantatra ny halalin' ny teny hifanankalozana erak' ity tany ity . Na ny tondro molotra tsy misy feo aza manana ny dika teniny miafina . Nefa maro tokoa ireo efa nahavoageja izany akon- teny tsy miloaka izany @ izao androntsika izao .Mbola mirefarefa any @ farany ambany ve ny fomba fiteny ka tsy hahatakatra fa mandroso dia mandroso tokoa ny fahalalàna ara-bakiteny ankehitriny ? Mba azo asongadina ve ny lojikam- pifandraisana @ alalan' ny teny hifanankalozana fa fifandinihana lalim-paka tsy azo hialàna ary hiorenan' ny fisiana ny matoan-teny aloaky ny vava isan' andro ? Niresaka ny adidy isika teo ambony , teny arabo izy io ary nivadika ho teny malagasy , tsy araky ny fiheveran' ny maro ny fiantraikany , nefa kosa tsara ho fantarina hatrany ; teny manapaka , ary teny namoizana ain' olona fahiny t@ andron' ny ntaolo noho ny hamafisan' ny lalàna t@ izany fotoana izany .
Ny rafim-pitondrana niantehitra t@ ireo foto-kevitra nolovàna t@ ireo mpihavy dia tsy azo nihodivirana , nefa koa tsy nandamoaka ! Saingy nitondra fahoriana tsy fantam-pihaviana !
Izay ilay fanantontoloana angamba ? asa . Ny ho avy no hanambara ny tantara !

13. milamm
(
19/09/2010 20:01)
ny hevi-teny manakaiky ny fihevitro dia 2 ,ny an'i ika
>
fitiavana ny hafa ary fifampitsimbinana izy io izay rafitra sy lamina @ fototry ny fiaraha-monina nolovaina razambentsika Malagasy rehetra ..sokajin-teny voafaritra fa > ,izay hafa dikan-teny @ andraikitra ,ny teny mitovy hevitra aminy dia fondro,soketa tsiny (oh,afaka adidy @ fantana fa nandroso kitay tsy nirehitra )
ndrembyll ,mba tianay rehetra ho fantatra sy porofoina eto hoe teny arabo avy aiza no nipoiran'io teny iditra " Adidy " io ary oviana fa mahaliana ??? sao dia mamahan-dalitra ny hafa eto fotsiny ,ny mifanakaiky @io raha ny fantatra hatrizao
oh.dia ny farid na fard al-kifaya @ silamo,na koa wajib hoy ny sasany any indonezia dia iray @ ireo fiqh izay adidiny silamo na isan'andro na @ rafim-pinoana mifehy ny lalam-piainany (tahaka ny salah,hijab na koa ny hajj izay fandehanany any lameka indray mandeha @ andrompiainany farafaha-keliny oh.)

14. soanja
(
20/09/2010 09:18)
milamm:

tsy haiko na misy rohy io soratrao eo ambony io fa tsy hitako avy aty.
Asa na mahatadidy ianareo fa matetika dia voalaza rehefa misy zavatra tiana ho vitaina any amin'ny tanindrazana dia hoy ry zareo ao hoe " Mila manao ADIDY aloha ianareo" na hoe " Vitao aloha ny adidinareo."
Ny adidy izany dia endrika iray mifanila amin'ny tax na hetra isam-batan'olona raha ao anaty governimanta na firenena iray, izay tsy maintsy atao manoloana ny fiaraha-monina mba ho isan'ny mpikambana ianao ao anatin'izany. Lamina tena mety tokoa ny adidy saingy tsy hahasarona velively ny fampisehoana fa avy amin'ny fo ny zavamisy sa tahotra.
Tadidiko indray mandeha fa nanao fanentanana hanatsara ny tanan'i Diego ny reniko ka isan'ny natao tamin'izany dia ny famolena coco tamin'ireny toerana manamorona ny lalam-panjakana ireny, betsaka tokoa ny tonga tamin'izany. Nanentitretintra mihitsy izy fa tsy adidy ilay izy fa mba fandavan-tena atao hanatsarana ny manodidina sy ampiakarana ny lanjan'ny fizahan-tany amin'iny faritra iny. Dia natao tokoa ny raharaha. Ny tena nahavariana sy nampalahelo anefa dia nony afaka herinandron'iny dia betsaka ny coco nambolena no nisy nanongotra teo ary inoana fa nisy namboly tany amin tany. Teo no nahalalana fa mila zanaboanio izany ny olona saingy tsy manambola hividy. Ka nentanina ny maire mba hanolotra izany maimaim-poana na handatsaka ny vidiny fa ireo izay nambolena aoka averina. Tsy nisy namerina ireo.
Aiza isika amin'ny toe-tsaina tahak'izany? inona no andraisan'ireo mpandray anjara ny zavanisy tahak'izany? tamin'izany no nahalalako koa fa ny zavatra omem-potsiny dia tsy raharahain'olona ary ny zava-panjakana vao maika simbany.
Amiko dia ny fanabeazana ny olona amin'ny fahalalana manome ary ny fahalalana mankasitraka tsy amin'ny lafin'ny vola amam-panana no tsy ampy. Ny fifandraisana amin'ny isika samy isika ka afahana mampiseho ny maha-olom-panahy entanin'ny fitiavana ny hafa tsy misy raorao.
Raha mandinika ianareo dia rehefa tonga eo amin'ny fitondrana ny olona iray vao manao zavatra ho an'ny tanindrazany na ny manodidina azy eo izy ary indrindra aza ny vadiny (fanampiana ara-piaraha-monina) hoy i madama vadin'i president dia tonga nanangana ...., taiza ireny olona ireny taloha no tsy hita? oviana teo amin'ny fiainany no nisy nanoro izy fa tonga hampiana ny mahantra sy ny ankizy kely sns sns satria izy no modely voalohany eo hitan'ny maro? ary raha tsy voalohany ve tsy ho afaka?
Mahavariana ianao RaMalagasy.
15. milamm
(
20/09/2010 18:53)
soanja, tsy misy rohy io ka , misy marina tokoa ny voalazanao fanabeazam-boho ara-piarahamonina tsy any antsekoly ihany(izay toerana tokony hiatombohany voalohany nefa firy moa @ izao fotoana no tafiditra any ampianarana ny zaza malagasy mety misy fanetsehana izay azony mpiandrakitra isan-tokony atao anefa izany) fa ny rehetra manodidina
16. AndriambyII
(
21/09/2010 07:45)
Ireto misy teny malagasy nolovaina t@ razambe sasany "Alimanaka , ny anaran'ny andro anatin' ny herinandro rehetra (alatsinainy , talata,...) ,ny anaram-bolana,ny anarana madio jia ,dina ,omby ,latabatra,forisety,embona ,rahona,vera,seza ,lingy ,matotoa ,paiso ,karoty ,lapoaly, sabatra ,...
17. soanja
(
23/09/2010 04:02)
milamm:
soanja, tsy misy rohy io ka , misy marina tokoa ny voalazanao fanabeazam-boho ara-piarahamonina tsy any antsekoly ihany(izay toerana tokony hiatombohany voalohany nefa firy moa @ izao fotoana no tafiditra any ampianarana ny zaza malagasy mety misy fanetsehana izay azony mpiandrakitra isan-tokony atao anefa izany) fa ny rehetra manodidina
Ny fahalalako an'io aloha dia tsy tokony any ampianarana no iatombohany fa any amin'ny fianakaviana. Any ampianarana no manamafy izay fototra tsara azo any amin'ny fianakaviana.
Mbola kely ny zanakao iray taona mahery dia efa ampianarina azy hoe izy dia olona iray mitokana tsy misy fangarony amin'ny hafa ary misy koa ny hafa tsy misy fangarony aminy. Dia avy amin'ny alalan'ny fifandraisana ireo no isian'ny hoe inona no tokony ataoko amin'ny tenako ary ahoana izany manoloana ny hafa. Inona no tokony ataoko ho an'ny hafa ka manampy azy. Sns sns...
Asa na mpankany ambanivohitra i Milamm fa raha vao tonga amin'ny tanana kely iray ianao dia ka fantatry ny olona ao na tsy fantany dia avy hatrany ny ankizy no voalohany manampy anao amin'izay zavatra maimaika eo ary afa-po izy rehefa mahavita izany.
Mety tsy nandia fianarana ireny ankizy ireny saingy fantany fa misy zavatra tokony ataony sy mahafinaritra azy manao azy na dia tsy fantany aza hoe manao soa olona izy amin'iny fotoana iny.
19. milamm
(
27/09/2010 17:53)
ny hany kihaniko kely eto ry soanja dia ilay resaka ankizy, @ maha ankizy azy dia madio kokoa ara-eritreritra izy ireny n'aiza2 fa tsy ny ambanivohitra ihany io noho izany dia voa-janahary aminy izany toetra izany