Hafa ihany serasera,milamina

1. sylvaine ( 17/12/2010 10:09)
Hafa ihany ity serasera ity ka,mba manopy maso kely ary @ forum sobika sns zany a,teny ratsy be tsy misy ilaivana azy grrrrr,mba misy fitsipika fa tsy mandaitra.Sady tsy hita hoe aiza ilay novaliako iny.
Merci merci
novalian'i ledala ny 06/01/2011 21:47
2. ledala ( 06/01/2011 21:47)
miankina amintsika mpisera ihany io e, ny faniriana dia ny mba ho tsaratsara atrany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1284