Liste des messages
Liste des messages, inserés par ledala, par ordre de date
ledala
(
18/09/2012 18:46)
sosokevitra ho antsika mpiserasera eto amin'ny finoana sy fivavahana
Tsara ilay adihevitra ary dia tena mahalina tokoa fa izao no mba tiako ho ambara: rehefa mamakafaka teny ao amin' ny baiboly toy ireny dia misy fepetra tokony ho fantatra sy arahina aloha:
1- iza ilay...
suite
répondu par methode le 30/09/2012 20:32
ledala
(
17/09/2012 20:54)
madagasikara vaovao
Misaotra manokana ireo mpiasam-panjakana, ao amin'izy ireo tokoa ny finiavana hanatsara ny tontolo misy eto Madagasikara: fikaonan-doha mba ho fanavaozana ifotony ny asam-panjakana eto amin'ny firenen...
suite
répondu par cyril le 26/09/2012 01:41
ledala
(
14/09/2012 19:34)
madagasikara vaovao
mba tsy aritra
Misaotra manokana ireo mpiasam-panjakana, ao amin'izy ireo tokoa ny finiavana hanatsara ny tontolo misy eto Madagasikara: fikaonan-doha mba ho fanavaozana ifotony ny asam-panjakana e...
suite
ledala
(
15/08/2012 20:31)
mba tsy aritra de zaraina e
sendra mba itako de tsy aritro eh, hay ve isika ka laharana faha-130 (PIB=9 359 millions de Dollars amer)amin'ny tany mpanan-karena eto an-tany e, Etats Unis(PIB=15 064 816 millions de dollards americ...
suite
ledala
(
15/08/2012 19:21)
fanadinana
ouf, vita iany ny CEPE na dia efa nampanahy mafy aza, de arahabaina izany ireo izay afaka e, ary mampahery ireo izay tsy maintsy mamerina, BEPC indray zao, avy eo, BACC, ...anao ahona re?...
suite
répondu par hery le 19/08/2012 20:00
ledala
(
20/07/2012 18:54)
vahaolana maharitra ho an'i Madagasikara
Efa mitady fanovana ihany ny maro, koa maninona moa raha asaina mivory, mandinika oh: ny mpampianatra hoe Fampianarana manao ahoana no eritreretiny ampiarina eto madagascar ( fandaharana, karama, fomb...
suite
répondu par ledala le 17/09/2012 20:48
ledala
(
17/06/2012 21:01)
fanabeazana hoe?? fa inona izany?
Fa inona moa izany hoe fanabeazana izany e?
ny mpampianatra mitokona ve sa ny fanjakana ..., ny sekoly tsy miankina miorina etsy sy eroa tsy mahalala izay pedagogie akory, ireo mpianatra migrevy fa ts...
suite
répondu par ledala le 15/08/2012 19:29
ledala
(
17/06/2012 19:07)
olona manao ahoana no tokony hitondra an'i Madagasikara?
-olona matahotra an'Andriamanitra
- olona matotra: fisainana, fiteny, fihetsika, atao...
-Malagasy, ary mahalala tsara ny atao hoe malagasy, manaja izany
-tsy baikon'ny fianakiviambe iraisam-pirenena,...
suite
répondu par milamm le 28/06/2012 01:28
ledala
(
15/06/2012 20:27)
fitrandrahana ao Ambatovy
[b]Miala tsiny fa tsy manana porofo na antotan'isa mazava[/b]
- kely dia kely hono ny vola miditra amin'ny kitapom-mbola ny fanjakana Malagasy amin'io tetik'asa io
-lasan'ny vahiny any atramin'ny vits...
suite
répondu par ded.kitty le 16/07/2012 22:58
ledala
(
15/06/2012 20:27)
fitrandrahana ao Ambatovy
[b]Miala tsiny fa tsy manana porofo na antotan'isa mazava[/b]
- kely dia kely hono ny vola miditra amin'ny kitapom-mbola ny fanjakana Malagasy amin'io tetik'asa io
-lasan'ny vahiny any atramin'ny vits...
suite
ledala
(
13/06/2012 19:30)
vaovao tapatapany
-toe-karena: voalaza fa hanomboka atsy ho atsy ny fitrandrahana ny solika malagasy ao Tsimiroro
-Politika: hisy fihaonana eo amin'ingahy Prezida teo aloha Ato Marc Ravalomanana sy ny filohan'ny tetez...
suite
ledala
(
21/05/2011 22:29)
toraka vonikazo
tstsatsetsa tsy aritra ny momba ny vaovao ao amin'ny l 'Expresse de madagascar tamin'ny Sabotsy 21 may 2011.voalaza ao fa notokanana ny tobim-piantsonana ao Mahajanga, nisy aza no nilaza fa volan'ny J...
suite
répondu par pomderenette le 16/03/2012 15:44
ledala
(
03/05/2011 00:16)
maty ingahy Oussama Ben Laden
Dia maty tokoa ve? ary tena izy sa hafa? tsy aritra ihany mantsy ny momba ny resaka mandeha...
suite
répondu par raherigna le 27/05/2011 13:18
ledala
(
22/03/2011 18:34)
lalao Fanorona
Mandeha eny ny eritreritra , eo koa ny zava-misy: nisy fotoana novoizina mafy ny lalao fanorona ( lalao malagasy) efa nisy fifanitsanana mihitsy tao Antananarivo.
Voalaza fa ny ankamaroan'ny olona ma...
suite
ledala
(
05/03/2011 21:47)
vaovao tsara
Mety ho any amin'ny resaka politika angamba no hilazako ity, nefa tsy ilay maha politika azy no handraisako azy fa ny ankapobeny, ka mamelaha ahy hilaza azy eto amin'ny tsetsatsetsa tsy aritra.Miala ...
suite
ledala
(
07/01/2011 02:16)
FPVM
Tena lasa resaka mandeha tokoa ilay sary tao amin'ny fiangonana FPVM amin'izao an!...
suite
répondu par sakamenavody le 13/02/2013 09:01
ledala
(
07/01/2011 02:10)
nahatratry ny taona
Faly miarahaba antsika rehetra nahatratry ny taona 2011. Enga anie ka hahomby amin'izay atao avy isika rehetra ka ho ambinin' Andriamanitra sy tahian'ny Razana....
suite
ledala
(
07/01/2011 02:03)
fiangaviana
Miangavy ny tomponadraikitra mba hitondra fanazavana hoe inona marina moa ilay hoe "eritreritra mandalo".Tsapa ho tsy mazava tsara mantsy izay tiana hambara eto. Misaotra tompoko....
suite
ledala
(
08/11/2010 00:51)
mipetraka ny fanontaniana
Misy ny milaza hoe aleo miaraka amin'ny olona tia, ao ny miteny hoe ny miaraka amin'ny olona tina no tsara kokoa; tsy maro mantsy ny tia sy ny tina no tafara-dalana.Aiza no lalan-kombana ?...
suite
répondu par ledala le 22/01/2011 17:48
ledala
(
07/11/2010 00:33)
mba eritreritra ny ahy iny
Araky ny hevitro, mianatra isika dia avy eo mitady asa, ary tena mitsikaraka tokoa moa zany, mandondona etsy sy eroa. Ny any ambanivohitra koa dia mamonjy renivohitra mba hitady asa, na tsy dia nianat...
suite
répondu par ledala 0 le 22/06/2022 18:35
