madagasikara vaovao

1. ledala ( 17/09/2012 20:54)
Misaotra manokana ireo mpiasam-panjakana, ao amin'izy ireo tokoa ny finiavana hanatsara ny tontolo misy eto Madagasikara: fikaonan-doha mba ho fanavaozana ifotony ny asam-panjakana eto amin'ny firenena.Inona no asa takian'ny vanim-potoana misy ankehitriny sy andrasan'ny vahoaka aminy ka manaja ny tena maha-malagasy? inona kosa ary no tambiny mifanaraka amin'izay?
Izany no andrasana amin'ny sehatra rehetra misy eto amitsika toy: ny fahasalamana, ny fampianarana, ny fandriam-pahalemana, .....sns.Izany no atambatra dia mba hananganana Madagasikara vaovao mba ho an'ny taranaka any aoriana. Zay voa hoe rafitra inona ary no mety atratrarana ireo tanjona ireo, ary farany iza avy no olona afaka manatanteraka izany? ....hiadana sy ho finaritra, e sambatra tokoa izahay....!!!
novalian'i cyril ny 26/09/2012 01:41
2. andrywui ( 19/09/2012 16:34)
Merci ledala a !!
tena manampahendrena sy olokendry tokoa i ledala fa tsy arakarakin'ny anarany !!
3. cyril ( 26/09/2012 01:41)
Fa in lo le atao oe manaja ny mahamalagasy azy fa tsy araka e?
za mantsy mirevy mofogasy tena lasa lafo be le izy amile krizy dia navadiko box sy vomanga. Tena tsy manaja ny mahamalagasy v a zany?
Fa hono hoa, ny morisianina ve manaja ny mahamorisianina azy? inona aloha le atao hoe morisianina e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1222