mipetraka ny fanontaniana
1. ledala
(
08/11/2010 00:51)
Misy ny milaza hoe aleo miaraka amin'ny olona tia, ao ny miteny hoe ny miaraka amin'ny olona tina no tsara kokoa; tsy maro mantsy ny tia sy ny tina no tafara-dalana.Aiza no lalan-kombana ?
novalian'i ledala ny 22/01/2011 17:48
2. Bandygass
(
08/11/2010 05:19)
Sssssssss!!!indray ts mverina n fiainana!!!aleo miaraka @ ze ita fa tsi mampis blm lôtra!!!sa aôn?
3. vale
(
08/11/2010 11:18)
coucp de foudre alou no tena idéal e, raha ho anay vh de aleo miaraka am oul TIA, lol
4. sylvaine
(
10/11/2010 13:08)
ledala:
Misy ny milaza hoe aleo miaraka amin'ny olona tia, ao ny miteny hoe ny miaraka amin'ny olona tina no tsara kokoa; tsy maro mantsy ny tia sy ny tina no tafara-dalana.Aiza no lalan-kombana ?
ra amiko aloha de aleoko miaraka @ olona tia ahy.fa raha miaraka @ olona tsy tia izany dia mijaly be
5. sitlo
(
16/11/2010 20:10)
vale:
coucp de foudre alou no tena idéal e, raha ho anay vh de aleo miaraka am oul TIA, lol
tara amin'ny mpandatsa-baratra indray an! hahaha
7. fafa75
(
21/11/2010 13:00)
nathie86:amboamboary eo ny bika aman'endriny fa mety ho manja ihany izy avy eo ange e!
ka ra ratsy tarehy beuh ilay olona d aôna zany Mdrr
8. rastafarai
(
23/11/2010 00:54)
Aleo tsy miaraka mitsy refa tsy mfamaly le fitia e!! tsy maintsy misy iray miaritra fona ra vo mtanila!
9. sylvaine
(
23/11/2010 11:51)
rastafarai:
Aleo tsy miaraka mitsy refa tsy mfamaly le fitia e!! tsy maintsy misy iray miaritra fona ra vo mtanila!
zay mitsy ,aleo samy tia no miaraka dia manga ny lanitra
10. ledala
(
22/01/2011 17:48)
marina daholo zany fa misy koa anie ny sasany miaraka amin'ny olona iray mba hanadinoana olona hafa eh
