Mody tsy tia arabo , nefa mpilelaka ny faladian’ ny saoudianina sy israelianina ao aoriana.
Miaramila amanaliny no alefa hamono olona telo na efatra any @ firenena fahavalony . (Saddam hussein , Ben laden , …. )
Io fanajàna lomorna ananan' ny olona voasasa atidoha tsy mendrika hanàja io ry enry no miteraka ny fifanalikana eo @ maha samy olombelona . Jereo sy hadihadio kely ity aloha vao mikorapaka !
Ny mampihomeny ahy amin'ny lazain'ialahy, dia raha tsy nisy ny Amerikana, tsy nisy ny connection Internet an'elah (DARPA), tsy nisy ny PC an'elah (IBM), na Windows (Microsoft) sy Linux (Bell Labs) ahafan'ela mimenomenona momba azy ato.