Hajao ny mpiara-monina aminao

1. niryna ( 12/12/2011 17:33)
Nandefa hafatra aho ka toa tsy mety lasa ilay izy ka aleo ary hovaiko kely indray e
Na teratany io na miorim-ponenena any amin'ny tanin'ny olona dia mila mifanaja ny mpiara-monina azy avokoa .Vavolombelon'ny mpiasa ny bainga voavadika ary ny tantara no hitsara ka aoka re izay ry Andriambyll sy blackeagle(olona iray ihany ve sa mitovy toetra ?) ity fankahalana olona maro ity e. ok
novalian'i niryna ny 10/03/2012 20:31
2. AndriambyII ( 17/12/2011 16:58)
Tsy general akory ilay tokony tsy hanajàna olona kan ! Fa ireo olona mihoam-pefy ao @ fiaraha-monina no tokony omena lesona na aiza izany na aiza , ary andraikitr' ireo mpiara-belona amin' izy ireny ny fanaovana izany , izay ilay hoe mifampitaiza sy mifanolokolo eo @ maha samy olombelona .
Raha ohatra ka sendra olona manota fady sy manao ireo toetra notanteriko ireo ve ianareo dia hahavita hipetraka fotsiny tsy handray fanapahan-kevitra @ tokony ho atao ? Au cas par cas no tokony hananana ireo tohitra ireo mba hilaminan' ny fiaraha-miaina eto @ ity planete tany ity !
3. Enry ( 02/01/2012 23:47)
niryna.. Vavolombelon'ny mpiasa ny bainga voavadika?? Tena tsy azoko kle, izaho mpiasa, tena miasa izaho ity.. Fa tsy manana vavolombelona, MILA MITADY BAINGA VE IZAHO? lol
4. niryna ( 14/01/2012 20:46)

AndriambyII:

Tsy general akory ilay tokony tsy hanajàna olona kan ! Fa ireo olona mihoam-pefy ao @ fiaraha-monina no tokony omena lesona na aiza izany na aiza , ary andraikitr' ireo mpiara-belona amin' izy ireny ny fanaovana izany , izay ilay hoe mifampitaiza sy mifanolokolo eo @ maha samy olombelona .
ka ilay izy toa tena lasa fahankahalana be loatra dia aiza izany no asiana ny loha raha tsy tiana daholo ny olona rehetra? sao mila manontany tena ihany ?

Raha ohatra ka sendra olona manota fady sy manao ireo toetra notanteriko ireo ve ianareo dia hahavita hipetraka fotsiny tsy handray fanapahan-kevitra @ tokony ho atao ? Au cas par cas no tokony hananana ireo tohitra ireo mba hilaminan' ny fiaraha-miaina eto @ ity planete tany ity !
dia raha mahavita izany hianao dia inona no tombotsoa? iza no mahazo ilay tombotsoa,dia tena voa mafy tokoa ve fa ataon'ny olona tsinontsinona sa zavatra nihatra tamin'ny fiainana ka izay tratra rehetra dia atao mamay avokoa hi,hi
5. AndriambyII ( 23/01/2012 12:24)
Atao mitsovaka @ tsongo manaikitra mihintsy ny hoditr' ireo manana toetra ratsy ireo , ary atao mihalava in 2 ny siton-tsofina ! Avadika ho aliens 1mn daoly , ny hoditra miha- maintso , ny sofina miha- ranga matsokotsoko !!
6. niryna ( 10/03/2012 20:31)
Enry:

niryna.. Vavolombelon'ny mpiasa ny bainga voavadika?? Tena tsy azoko kle, izaho mpiasa, tena miasa izaho ity.. Fa tsy manana vavolombelona, MILA MITADY BAINGA VE IZAHO? lol

Aza manaja amerikana kerisay . AndriambyII 2
Aza manaja sôvy botolo . AndriambyII 0
Aza manaja arabo @ fahabadoany . AndriambyII 0
Aza manaja Afrikanina @ habibiany . AndriambyII 0
Aza manaja vazaha manambany ny fisainany manambony tena . AndriambyII 0
Momba an`ireo vazaha miseo manambony tena any Dago Blackeagle
Aza manaja frantsay rehefa tsy hajainy Blackeagle
ie mety tsy ho azonao tokoa ilay izy fa jereo ireo ambony ireo.Aza manaja .....tsy misy hajaina avokoa ny olona erak'izao tontolo izao na Andiambyl io na i Blackeagle io
Toa tsy misy olona tsara eto ambon'ny tany aminy hi.hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3686