Solika

1. kozikozy ( 27/02/2012 08:48)
Aona ity solika hiakatra ity e! iza no tompon'andraikitra e!
novalian'i sitlo ny 28/02/2012 22:25
2. hery ( 27/02/2012 10:22)
FA ohatrinona tokoa izao ny solika any?

3. mirananirina ( 27/02/2012 15:42)
Na aiza na aiza miakatra daholo eh!ny foibeny mht no mampiakatra
4. dimo ( 28/02/2012 05:28)
marina mihitsy fa ny foiben'ny solika no mampiakatra ny vidiny noho ny adiady seza isankarazany
5. pulm ( 28/02/2012 05:51)
Ka izao ange no mahagage! ny eto Mada raha vao misondrotra ny vidin'ny petrol any ivelany tonga ny rapitso miakatra ny eto, nefa ange ka mbola manana tahiry ry zareo, sady zay koa mbola ho ela vao tonga eto ilay petrole @vidiny efa niakatra, nefaindray raha vao midina ny vidiny any ivelany dia afaka enim-bolana vao midina(na tsy ampidininy mihintsy) satria hono mbola tsilany ny stokiny? mahagage!
6. sitlo ( 28/02/2012 22:25)
Aleo atao hoe mahagaga marina.

Bemolanga moa efa nomen'i TGV an'ny frantsay?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1701