Fa maninona isika no Gasy ?

1. philadelphie ( 22/09/2012 08:39)
Fanontaniana mampiomehy ve ? Dia hoy ianao hoe ka gasy isika koa ! Diso anefa izany.
Ho hitanao eto ny tohiny
novalian'i niryna ny 26/09/2012 21:50
2. Westlove ( 23/09/2012 19:30)
Satria izay no efa voasoratra ho antsika
3. niryna ( 24/09/2012 02:40)

philadelphie:

Fanontaniana mampiomehy ve ? Dia hoy ianao hoe ka gasy isika koa ! Diso anefa izany.
Ho hitanao eto ny tohiny
Hafakely koa izany fanontaniana izany.Toy ny hoe fa maninona no tsy notondrahanao ny voninkazo? hi,hi
4. mirananirina ( 24/09/2012 08:12)
Aiza ilay tohiny?
5. cyril ( 26/09/2012 01:10)
wawawa na hisolo patalo in-100 aza ela maimbo foana
ndan mitsy alo manadio saina fa ny forom eo foanafoana
6. niryna ( 26/09/2012 21:50)

cyril:

wawawa na hisolo patalo in-100 aza ela maimbo foana
ndan mitsy alo manadio saina fa ny forom eo foanafoana
Tena tsy azoko kosa aloha ny tianao lazaina e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2584