esory haingana ny fako manoloana ny EPP Anosisoa

1. rabaradaka ( 16/05/2014 12:23)
raha teo anoloan'ny fianaran'ny zanaky Hasina Andriamanjato na ireo mpitondra ireo ny fako mivangongo manoloana ny EPP Anosisoa làlana mankany Ambohimitsinjo Ambohimanarina dia mino ve enao fa mbola tavela teo io fako tena mivangongo be io ? Efa 7 volana no tsy nisy naka fako teo ary zao vao mba misy camio maka tsikelikely, nefa dia aparitaka indray lay fako dia any an-tsekolin'ny zaza malagasy mafy ady daholo
novalian'i 5laody ny 17/05/2014 10:38
2. 5laody ( 17/05/2014 10:38)

rabaradaka:

raha teo anoloan'ny fianaran'ny zanaky Hasina Andriamanjato na ireo mpitondra ireo ny fako mivangongo manoloana ny EPP Anosisoa làlana mankany Ambohimitsinjo Ambohimanarina dia mino ve enao fa mbola tavela teo io fako tena mivangongo be io ? Efa 7 volana no tsy nisy naka fako teo ary zao vao mba misy camio maka tsikelikely, nefa dia aparitaka indray lay fako dia any an-tsekolin'ny zaza malagasy mafy ady daholo


Sary?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1086