Eritreritra mandalo

andrinaivopaul2016 ( 08/07/2017 08:00)
fa nahoana moa ny Malagasy mitrongy vao omana indray no gadraina tsy amin'antony, sa hoe n vola no mibaiko,... ... tohiny
soa.tiana ( 30/06/2017 07:31)
Tsikaritra dia zaraina : Inona no mahatonga ny olona manoo facebook dia ny sarin'ny zanany no ataony photo de profil ? ... tohiny
novalian'i Fredkwel ny 04/09/2018 00:12
hedarally12 ( 21/06/2017 12:20)
Miarahaba tompoko,ato ve misy mahay mampiatra Chiromancie sy resaka spirituel? Misaotra ho an'izay mamaly.... tohiny
Mariko ( 19/04/2017 08:35)
Hono ho'aho ry reto mba ilako ny hevitrareo. Ny olon-tiako dia mijery film x amin'ny ordi sady excité-ny ny mahalehilahiny nefa za miara-matory aminy eo. Midika ve zany fa leo ahy izy? Tezitra be za ... tohiny
novalian'i mamymnr ny 11/11/2017 05:11
Tsom ( 18/04/2017 12:58)
Manao ahoan daol isik! saik mb anutan za oe ren kapoty le soratr "fimailo " ety ivelan ren ve mis spermicide? misaotr indrindr tompok ... tohiny
novalian'i hery ny 19/04/2017 09:05
rafalynirina58 ( 28/03/2017 20:51)
bjr ,mahabevoka ve ni manao firaisana ts mapiasa kap0ty fa arina aingana ref tong ni sperma ... tohiny
novalian'i Haby ny 05/07/2017 11:17
magali628 ( 22/03/2017 10:17)
mila autorisation ve na fepetra tokony arahina raha hanao théâtre @reny oeuvres ana mpanoratra malaza reny? ny anay zao sombintantara nosoratan'i Dox no saika atao ka mba manontany izay mba manana ... tohiny
YAHOAVAO ( 14/03/2017 13:58)
Fa mpanao ratsy ve A/tra e? Ny mpanao ratsy mantsy no miovaova anarana be; nefa jereo fa anarana maro samy hafa no iantsoan'ny olona azy. Ka ny mpanao afera maizina no miovaova anarana be mba tsy ahaf... tohiny
endriny ( 03/03/2017 06:49)
Iza ary no mba minisitra na depiote malagasy hitaingina posy andeha hiasa?... tohiny
rabaradaka ( 18/01/2017 08:33)
Plus d’un milliard d’êtres humains vivent avec moins d’un dollar par jour. 448 millions d’enfants souffrent d’insuffisance pondérale. 20% de la population mondiale dét... tohiny
endriny ( 05/01/2017 17:22)
Mba heritreritra nofy mangina ny ahy ity. Satria dia arantintsika eto daholo ny tononkira sy ny tononkalo. Tsara ilay hevitra, ary deraiko tanteraka. Saingy isika ve efa nahazo alalana tamin'ny tompo... tohiny
SYLLA8 ( 28/12/2016 08:43)
Fa ny fihazohazona ataon'ny mpanana sy forongony,ny herisetran'ny matanjaka,ny hafetsena ataon'ny mpandoka ve no no mahtonga ny ain'olona tsy nisy vidiny,mampahory ny osa ,ary nahketraka ny bado. Samy... tohiny
novalian'i endriny ny 05/01/2017 17:16
nantenaina4 ( 10/11/2016 11:51)
Slt! Daholo!!!"Mahavita manadino ny 1er amournareo ve ianareo vevavy? @fomba ahona?... tohiny
Strong3 ( 22/10/2016 16:21)
miarahaba anareo namana taloha izay mahatadidy!!! rahoviana re no hotonga ny farany eh?? farany inona ary izany? faran' izao fiainana izao eh (fara andro) mbola misy mikajikajy foana ve? sa miand... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 31/10/2016 18:35
nantsafaina ( 12/10/2016 10:14)
Marina tokoa fa tsy mba mirehitra ny tany mena, Ny afo lavitra aza moa tsy azo hamindroana. Nefa dia ho diso ve izay nilaza fa rehefa mety anie ny atao Sahobakaka aza hampidi-drano ketsa, Ary ny baing... tohiny
novalian'i vazivazo ny 13/10/2016 11:33
mpilaza444 ( 03/10/2016 12:10)
Mampalahelo ny tsy fahatomombanana eo amin'ny fandriampahalemana ankehitriny. Aiza ve ka mila ho isan'andro no ahenoana halatra sy vonoan'olona. Mety kokoa raha homena fitaovana toy ny basim-borona, ... tohiny
novalian'i hery ny 10/10/2016 04:52
vonjyas ( 20/09/2016 11:21)
Inona no atao mba anajanonana ilay kakain'ny polisy sy zandary @ sofera taxi-brousse reny fa mandreraka be le kolikoly e!... tohiny
novalian'i Vonjyas ny 20/12/2016 13:03
Ratsimarofy ( 23/08/2016 01:26)
Sao dia misy mitady documents anglais fa misy isankarazany sady mahaliana: vocabulaire (voasokajy @ lohahevitra maro, mandeha par niveau), grammaire, dictionnaire, encyclopédie, sns. Misy exercices s... tohiny
novalian'i hery ny 21/09/2016 04:27
andrianarivelo ( 20/08/2016 19:58)
Oe! asio tsiky fona e! Dia itsikio fa tsy adala akory ianao, fa mitsiky iany. ....... ;-) ... tohiny
joaryramiandry ( 16/05/2016 14:17)
Tena miasa arak ny anarany marina ve ny "MANDRAVASAROTRA" ... tohiny
novalian'i hery ny 11/08/2016 07:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.407