firaisana tsy mapiasa kap0ty

1. rafalynirina58 ( 28/03/2017 20:51)
bjr ,mahabevoka ve ni manao firaisana ts mapiasa kap0ty fa arina aingana ref tong ni sperma
novalian'i Haby ny 05/07/2017 11:17
2. hery ( 29/03/2017 13:51)
Tsy mahabevohoka raha tsisy ranon'aina lasa any. Fa ny tena tsy mahabevohoka indrindra dia ny tsy manao :-)

3. rafalynirina58 ( 29/03/2017 20:50)
ar met mis fetraikany v ra pendant regle nu manao firaisana
4. perse108 ( 02/04/2017 10:38)
ka le manao firaisana ref en regle mits ange no mahatonga ny MST sy ireny aretina ara-pilahiana ireny
5. booboo ( 03/04/2017 10:15)
Mety maha bevohoka kah !!!! Misy spermatozoïdes foana anatin'ilay liquide séminal iny an ! Mampiasà préservatif, misy maaaaro azo isafidianana :-D
6. rhaj0 ( 12/04/2017 18:50)
tsara petrapetraka ny fanazavana... fa ny mahatsikaiky mampitsiky tsiravina, dia ny fantsy farany, dia hoe:
"aza manao ihany no fanafodiny", hoy Hery.

Dia hita fa Katolika i Hery ee.. Fady aminareo moa ny kapOty?
Fa dia inona loatra ny tanjon'ny Vatican @ io dogma-n'ny "tsy mi-capote" io ee ??

Nefa io
- sady miaro @ mampa-bevohoka
- no sady miaro @ MST, h@ SIDA

Dia nefa raha bevohoka na voan'ny MST/SIDA ao, angaha moa izany vitan'ny vavaka na pelerinazy any Vatican ???

Dia hita mihintsy fa dia olona TSY mpanao firaisana no be famaritana @ fanaovana firaisana.

Io ho'a ry Hery, asa ianao sy ny vadinao na zanakao ao, fa izaho ho'a taty, rahefa miresaka @ ireo RaR @ sekoly Katolika ireny, dia antsafaiko hoe, ahoana ilay condom, dia ... hi hi hi.. mihodina fotsiny ny olona, fa any ambadika any dia ameny kapoty ihany ny zanany ee... raha tsy adala izy kouh...
7. perlone ( 12/04/2017 19:29)
tsy maha bevoka rah tss latsak any le sperm
8. booboo ( 13/04/2017 07:38)
misy spermatozoïdes anatin'ny liquide séminal donky mety mampa bevohoka.
9. Tsom ( 18/04/2017 13:08)
rah liquid seminal av ety ivelan ve ohatr ka sendr voaray t@tanan de av eo nef in tanan in nikitik anle levre de met mahabevoak v?
10. Nikitaa ( 19/04/2017 10:29)
Rafalynirina:

1: Maha bevohoka ny manao firaisana tsy misy fiarovana, satria tsy maintsy mety hisy lasa any ny tsiron'aina sisa tavela, na koa mety tsy voatana ny lhl le @voalohany dia mety lasa aloha. Raha tsy te ho bevohoka dia mampiasa fiarovana na koa ny fanabehazan'aizana.

2: Raha toa ka tsy maharikoriko anao ny manao firaisana rehefa tonga fotoana ianao dia tsy mampaninona velively nefa kosa: Ny antony tsy anaovana firaisana mandritra ny fadimbolana dia midina ny tanjakin'ny deffence ny vatanao. indrindra fa raha toa ka tsy fertilisation ny ovule dia mety hiteraka olana eo @ tohebantanao, mety hanimba sy hiteraka olana aram-pahasalama, etsy endaniny ny aretina maro isa karazany mety ho azonao. Raha tia manao tahaka ny inona aza mba miandrasa ny fotoana tokony ho izy raha te ho salama tsara sy haharitra @maha vhv ny tenanao koa raha mbola hiteraka sns hiteraka olana ho anao izany any ahoriana any, noho ny izay tsy faharetana kely.
11. Haby ( 05/07/2017 11:17)
hi3!!!! ef vita ve ny atao sa mbola andalampieritretana enao ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4176