Fa mpanao ratsy ve A/tra e?
Ny mpanao ratsy mantsy no miovaova anarana be; nefa jereo fa anarana maro samy hafa no iantsoan'ny olona azy. Ka ny mpanao afera maizina no miovaova anarana be mba tsy ahafantarana azy.
Fa matoky aho fa na ianao io aza dia mba hiteny hoe "tsy mpanao ratsy A/tra", fa mpanao tsara Izy sady tsara.
Noho izany, TOKANA NY ANARANY.